SAMY ISIKA

1. hadji ( 06/09/2012 05:24)
FA MANINONA KAY NO MAMPIRAFY NY OLONA REHEFA MANAMBADY SY MIHATSARA NY FARI-PIANANY
novalian'i bazylou ny 02/04/2013 00:35
2. andrywui ( 07/09/2012 06:33)

hadji:

FA MANINONA KAY NO MAMPIRAFY NY OLONA REHEFA MANAMBADY SY MIHATSARA NY FARI-PIANANY

Manao asa soa izy mba mizara ho an'ireo vehivavy tsy manana satria mba efa be ny fananany angamba ,
Na fantany le hoe 53% ny isan'ny vehivavy ary 47% ny lehilahy eto ambonin'ny tany ,amanapitrisany io elanelana io ka rah samy haka ny vadiny ireo lehilahy 47% ka tsy mampirafy de ho aiza ireo entana be de be ireo ,de mety zay no mahatonga ny lehilahy mba mandray anjara amin asa soa angamba ,mba maita ny anjarany kely ireo entre ny 53-47% ireo .
3. andrywui ( 07/09/2012 06:39)
Hadji à ,mety zay ko anie no nahatonga anle teny malaza be oe
Hampanana ny tsy manana fa tsy haka ny anzay efa manana eeeee
4. vale ( 08/09/2012 14:33)
hihihihihihi
5. hadji ( 09/09/2012 15:05)
inona izao no mampime an'i vale eo sa nandray asa soa tany ho any indray
6. dadabe ( 20/09/2012 02:27)
ouayy leuleu .....vale ve mandray asa soa any ho any ,,,hummm mampisaina ndry ty ry vale annn
7. hadji ( 20/09/2012 16:03)
asa aloha e
8. tineh ( 24/09/2012 14:18)

hadji:

asa aloha e

Ny tena marina dia tsy mety afapo ny olombelona indrindra fa ny lehilahy. Leo an'i madama d mijery ze tsaratsara fiainga, ny vehivavy koa manaiky fa mila vola hanarahany ny filany dia samy tsy miraharaha ny farany daholo. Indraindray koa nefa efa ifanarahan'ny mpivady. Ilay fiarahana ao antrano no tokony hatsaraina. Samia mandray andraikitra miaro ny azy fa sarotra ny mitady ny sahaza...

9. tineh ( 24/09/2012 14:21)

10. SAMTIA ( 25/09/2012 08:53)

tineh:

11. SAMTIA ( 25/09/2012 09:14)
Ny anay moa dia efa nifanarahina fa i ramose afaka mijery sy manana relation ''virtuelle" rehefa te-analandro izy rehefa vizina avy niasa be....izay ny fanarahanay afaka 20 taona nifanambadiana......Ny tena mahagaga ahy dia ireto vehivavy maro dia maro, manambady, manajanaka na célibataires manaiky ny miaraka aminy sy manao conversation sy fihetsika mahagaga na dia mafantatra aza fa manambady le lehila......ary faly dia faly rehefa mahazo compliments sy rehefa hatsaraina....Inona marina ry reto no tadiaviny reto vehivavy??? indridra ireo monina eto Tanà? mandrevy fiainana hafa, tsara kokoa....Tsy mety mionona @ zay hananany reto olombelona....
12. tineh ( 25/09/2012 11:46)

SAMTIA:

Zany ve? raha mahazaka anie ianao ka ifanarahanareo le izy d ts maninona le relation "virtuelle" e!Misy mantsy @ faritra sasany, ilay vahivavy any ambadika indray no miseho tompony aminao sy any ivelany dia manao fiantsiana maro ary tena te ho tompontoerana tanteraka mihitsy aza. Mahagaga ny fiainana, ny lehilahy tsy afapo fa te hanao adalana foana, ny vehivavy indray tia rendrarendra dia manaonao foana ny iafarany. Tsy ampy fitiavana koa izy ny tena marina fa raha ampy fitiavana sy tambitamby ny vehivavy @ izay olona miaraka aminy dia foana ho azy izao rehetra izao satria hifameno ny fitiavana ao atrano: ho tsara karakara ramose @ lafiny rehetra.....
13. tineh ( 25/09/2012 11:56)
fa izao tokony hiezaka hanao metimety ihany isika vehivavy ao atrano ho fikôtiana andramose sy hitazonana azy tsy hivoaka ny trano. Aza manaiky ho resin'ny any ivelany @ lafiny rehetra eky a (mino aho fa azonareo ny tian', tokony ajanona koa le menomenondava ahazoantsika solon'anarana hoe 'akohovavy maneno' e. Ny vehivavy tia mka ny an'ny hafa dia tànana zatra mitsotra ireny ka tsy mahay mivonkina itsony.
14. tineh ( 25/09/2012 11:58)
fa izao tokony hiezaka hanao metimety ihany isika vehivavy ao atrano ho fikôtiana andramose sy hitazonana azy tsy hivoaka ny trano. Aza manaiky ho resin'ny any ivelany @ lafiny rehetra eky a (mino aho fa azonareo ny tiako hambara eto). Tokony ajanona koa le menomenondava ahazoantsika solon'anarana hoe 'akohovavy maneno' e. Ny vehivavy tia mangalatra ny an'ny hafa dia tànana zatra mitsotra ireny ka tsy mahay mivonkina itsony. samia mahereza aby aky a
15. tineh ( 25/09/2012 12:19)

SAMTIA:

Ny anay moa dia efa nifanarahina fa i ramose afaka mijery sy manana relation ''virtuelle" rehefa te-analandro izy rehefa vizina avy niasa be....izay ny fanarahanay afaka 20 taona nifanambadiana......Ny tena mahagaga ahy dia ireto vehivavy maro dia maro, manambady, manajanaka na célibataires manaiky ny miaraka aminy sy manao conversation sy fihetsika mahagaga na dia mafantatra aza fa manambady le lehila......ary faly dia faly rehefa mahazo compliments sy rehefa hatsaraina....Inona marina ry reto no tadiaviny reto vehivavy??? indridra ireo monina eto Tanà? mandrevy fiainana hafa, tsara kokoa....Tsy mety mionona @ zay hananany reto olombelona....

Zany ve? raha mahazaka anie ianao ka ifanarahanareo le izy d ts maninona le relation "virtuelle" e!Misy mantsy @ faritra sasany, ilay vahivavy any ambadika indray no miseho tompony aminao sy any ivelany dia manao fiantsiana maro ary tena te ho tompontoerana tanteraka mihitsy aza. Mahagaga ny fiainana, ny lehilahy tsy afapo fa te hanao adalana foana, ny vehivavy indray tia rendrarendra dia manaonao foana ny iafarany. Tsy ampy fitiavana koa izy ny tena marina fa raha ampy fitiavana sy tambitamby ny vehivavy @ izay olona miaraka aminy dia foana ho azy izao rehetra izao satria hifameno ny fitiavana ao atrano: ho tsara karakara ramose @ lafiny rehetra.....
16. SAMTIA ( 25/09/2012 15:25)
tineh:

Tineh> misaotra betsaka t@ vali-teninao, andraso ampiariko lay fikarakarana tena...
[quote=SAMTIA]
Ny anay moa dia efa nifanarahina fa i ramose afaka mijery sy manana relation ''virtuelle" rehefa te-analandro izy rehefa vizina avy niasa be....izay ny fanarahanay afaka 20 taona nifanambadiana......Ny tena mahagaga ahy dia ireto vehivavy maro dia maro, manambady, manajanaka na célibataires manaiky ny miaraka aminy sy manao conversation sy fihetsika mahagaga na dia mafantatra aza fa manambady le lehila......ary faly dia faly rehefa mahazo compliments sy rehefa hatsaraina....Inona marina ry reto no tadiaviny reto vehivavy??? indridra ireo monina eto Tanà? mandrevy fiainana hafa, tsara kokoa....Tsy mety mionona @ zay hananany reto olombelona....

Zany ve? raha mahazaka anie ianao ka ifanarahanareo le izy d ts maninona le relation "virtuelle" e!Misy mantsy @ faritra sasany, ilay vahivavy any ambadika indray no miseho tompony aminao sy any ivelany dia manao fiantsiana maro ary tena te ho tompontoerana tanteraka mihitsy aza. Mahagaga ny fiainana, ny lehilahy tsy afapo fa te hanao adalana foana, ny vehivavy indray tia rendrarendra dia manaonao foana ny iafarany. Tsy ampy fitiavana koa izy ny tena marina fa raha ampy fitiavana sy tambitamby ny vehivavy @ izay olona miaraka aminy dia foana ho azy izao rehetra izao satria hifameno ny fitiavana ao atrano: ho tsara karakara ramose @ lafiny rehetra.....
17. bazylou ( 02/04/2013 00:32)
ka i vale anie ry baian efa lasa dame de coeur eee
18. bazylou ( 02/04/2013 00:35)
ianareo vhv rangahy mpamosavy daholo an. NA amin'ny lafiny inona io na inona.
Kooozy e

beuuurrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1585