perruque

1. Tahiry ( 23/08/2012 06:20)
slt daholo e

Misy namako, nanontany hoe misy perruque naturelle amidy ve any Tana. Dia mba ilako valiny aminareo, hoe misy ve, dia raha misy dia aiza ho aiza any?
Misaotra mialoha ry namana isany!
novalian'i Tahiry ny 03/09/2012 05:32
2. zazamaroroka ( 27/08/2012 04:37)
aiza doly e,ery andravoangy misy mpivarotra perruque mlay be fa tsy haiko raha mety an,hotrani tena izy mihitsy sady isan-karazany be de be, na paoziny na lokony, na halavany, eo amin'ny tonelina behoririka enao no midina manaraka arabe otrani hoe ho any andravohangy dia amin'iny ankavian-dalana iny le izy, mora hita e, amoron-dalana hita be. Fa nenà ndray tsy perruque no tadiaviko fa le fanaovana grefy ireny, iza ndrai no mahita manao an'ireny, nenà mantsy efa sola ny volo fa maroroka loatra, tsy aiko hoe aiza no misy salon de coiffure efa mahavita grefy hotran'ireny any andafy ireny, raha misy mahita de mba kozio ny bandy e,okay,merci.
3. Tahiry ( 03/09/2012 05:32)
merci e.
asa any @ reny salon mpanao tissage reny rah efa manao greffe na aôna. Rah zà enao dé any no anontaniana, toy ny Annick Beauté, Interlude, Coiffure du monde, sns... Reny ihany no mety hisy an'izany.
Maztoa e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2403