Mampiditra clip @ youtube

1. Randria2007 ( 17/08/2012 14:00)
Ahoana kay ny fampidirana clip @ youtube?
2. hery ( 18/08/2012 10:10)
Vao manokatra site youtube.com ianao dia misy hoe Upload video... dia angatahany ilay fichier video dia izay fotsiny...

Tsy maintsy manana compte google vao afaka mampiditra youtube. Raha tsy manana compte google ianao ka te hampiasa ny an'ny namana.serasera.org dia jereo ao amin'ny http://serasera.org/mailaka
3. Randria2007 ( 20/08/2012 13:04)
Misaotra indrindra รด! Misaotra betsaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1063