mba tsy aritra de zaraina e

1. ledala ( 15/08/2012 20:31)
sendra mba itako de tsy aritro eh, hay ve isika ka laharana faha-130 (PIB=9 359 millions de Dollars amer)amin'ny tany mpanan-karena eto an-tany e, Etats Unis(PIB=15 064 816 millions de dollards americains) no voalohany, Chine no faharoa, Japon fahatelo, Allemagne, France fahadimy...177 comores Lisitra FMI tamin'ny 2011 io ary nokitihina farany tamin'ny Aout 2012.Mahavelom-bolo tokoa izany, raha izao krizy izao noheveriko fa tsy ho ao anaty lisitra isika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2612