fanadinana

1. ledala ( 15/08/2012 19:21)
ouf, vita iany ny CEPE na dia efa nampanahy mafy aza, de arahabaina izany ireo izay afaka e, ary mampahery ireo izay tsy maintsy mamerina, BEPC indray zao, avy eo, BACC, ...anao ahona re?
novalian'i hery ny 19/08/2012 20:00
2. sipagasy ( 18/08/2012 15:45)
dia tongava hatrany @ tanjona tratrarina e!
3. hery ( 19/08/2012 20:00)
Fa oviana tsara ny bepc sy ny bacc?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5258