Mba ampio e

1. mrija ( 11/08/2012 13:40)
@ Petium4 in oa n ten marque tsar sd matanjak.
novalian'i nilex ny 21/11/2012 13:05
2. hery ( 18/08/2012 10:15)
Izay nivoaka farany indrindra :-)

Toa misy an'ilay 3,80 ghz
http://fr.wikipedia.org/wiki/Intel_Pentium_4
3. nilex ( 31/08/2012 07:47)
raha mitady ny tena azo antoka aloha i toi dia mividy ordi de marque avy hatrany ohatra ,DELL,HP .ireo no tena tsara.Vaovao no vidiana fa tsy occasion an .tena mafy ireny fa somary lafo fotsiny
4. hery ( 31/08/2012 17:56)
tena mafy fa tena lafo koa...

Dia rehefa elaela dia tsy misy azo ampiasaina azy satria tsy azo solosoloina daholo.


Ny ahy mividy piesy dia zah ihany no manao assemblage... lasa matanjaka be sady azo hatsaraina foana
5. nilex ( 21/11/2012 13:05)
ka olona tsy mahay nge no manontany fa tsy hoe toa an'ise e.Ny ordi de marque tsy mora simba izany fa tandremo an.Mety ny manamboatra fa aleo mandeha any rehefa tsy mahalala.Sady ry zalahy ao amin'ny suppreme ao tena manambaka olona tsy mahay mihintsy,ny boitier fotsiny no ataony tsara dia fanina ilay olona fa ny ao anatiny tena mpahamenatra sy mampalahelo.Betsaka ny olona tonga eto aminay no tratra io dia tsy mba maniraka olona any mihintsy aho rehefa hividy PC .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2553