COURS GRATUIT INFORMATIQUE

1. NDINDY ( 08/08/2012 10:29)
Miarahaba anareo rehetra Sao mba misy mahita olona mahay mampianatra informatique gratuit any aminareo mba hianaran'ny ankizy mandritra ity vancance ity. Misaotra mialoha ho an'izay hamaly ny antso.
novalian'i Sytraka ny 27/07/2013 17:19
2. hery ( 18/08/2012 10:18)
Dago sa andafy?
3. mamamia ( 06/10/2012 06:56)
Mety ho somary hors sujet nefa mifandray ihany :

Inona ra Hery no site en ligne gratuit mampianatra tsara io sehatra io koa ?
4. hery ( 06/10/2012 07:48)
Ka ny informatique mivelatra be fa hoe inona tsara no tianao ianarana. Dia be dia be ny site ahafahana mianatra azy.
5. mamamia ( 31/10/2012 15:04)
azafady ra hery fa spam no nahalalako hoe efa novalina ny question ko, le izy resaka hardware mihintsy no tiko hay e
6. nilex ( 21/11/2012 13:08)
Izaho aloha mampianatra hard fa tsy afaka manao gratuit kosa aho fa misy sarany ihany satria misy fandaniana ihany koa ao na ny herin'aratra fotsiny aza,fa ny ahy kosa anefa ny tombony miaraka amiko tena omeko milay tsara ny mpianatra e.Efa be ny traikefa azo zaranaina mantsy ka afaka hampianarana tsara.
7. mamamia ( 23/11/2012 11:05)

nilex:

Izaho aloha mampianatra hard fa tsy afaka manao gratuit kosa aho fa misy sarany ihany satria misy fandaniana ihany koa ao na ny herin'aratra fotsiny aza,fa ny ahy kosa anefa ny tombony miaraka amiko tena omeko milay tsara ny mpianatra e.Efa be ny traikefa azo zaranaina mantsy ka afaka hampianarana tsara.


Ka le en ligne no tadiaviko kosa aloha e, sinon raha cours anie feno nyh tanàna e
8. pm_86 ( 01/03/2013 13:05)
de nefa ve enao amin'izany efa mahay misurf? Sa informatika inona no tinao enarana
9. nilex ( 05/03/2013 06:33)
Ny traikefako no ho zaraiko aminareo mba handraisantsika izay mety ho mahasoa e.
Betsaka ny cours eran'ny tanana an,fa izaho mahatsapa fa vitsy dia vitsy ny tena mahay mampianatra fa raha theorie aloha dia betsaka tokoa.
Faharoa izaho koa mba mpanaraka cours en ligne satria ny tena efa ao antiny tanteraka ka tsy maitsy manaraka ny fivoharana koa satria mihazakazaka be ny fandrosoana.
Ny cours en ligne anefa dia izao toy ny mamaky boky ihany ,misy cas sasany tsy voazava tsara fa mila fanampiny ka izay no ilana mpampianatra mivantana koa.Sady sarotra ny mitady site misy cours tena hoe complet na mba azoazo ny fanazavany.
10. RBNIR ( 19/03/2013 10:08)
mamamia:

Ka le en ligne no tadiaviko kosa aloha e, sinon raha cours anie feno nyh tanàna e

faly miarahaba,
inty misy anakiray hitako tena tsara B,
http://www.free-online-training-courses.com/windows-task-scheduler/
Mazotoa mianatra dia mahazoa fahafinaretana,
11. RBNIR ( 19/03/2013 10:43)

RBNIR:

mamamia:

Ka le en ligne no tadiaviko kosa aloha e, sinon raha cours anie feno nyh tanàna e

faly miarahaba,
inty misy anakiray hitako tena tsara B,
http://www.free-online-training-courses.com/windows-task-scheduler/
Mazotoa mianatra dia mahazoa fahafinaretana,

Teny anglisy ny originaln'io site io nefa aza matahotra fa raha manana "moteur de recherche misy traducteur automatique" ianao dia azo adika teny frantsay ary tena mazava tsara,
Fidina izay lohahevitra tiana dia mampiditra anarana sy adiresy mailaka dia mahazo ny cours any anaty mail.
Be mpakafy, mazotoa
12. Sytraka ( 27/07/2013 17:19)
Salut! Misy tuto maromaro mampianatra informatique aty aminay, manaraka ilay ataony fotsiny de mahay! Mitondra fotsiny flash tsy misy biby fa fadindrazantsika ireny. Sytraka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6847