MITADY AN'I FAFANE MAFY OOO...

1. andrywui ( 29/07/2012 23:48)
elaela ndray indry zay tsy teto ry fafane a ! ...

asa na nankaiza indray enao io fa tsy itakitako miditra eto tsony !! ..sa sarotra hanoratanabe le galaxy s3 ?? --

mba midira kindraindray iany ry kala fa aza manepoka fotsiny any aa
novalian'i dadabe ny 27/08/2012 07:35
2. fafane ( 30/07/2012 17:46)
fa inn ndray hono ty mitady ani fafane ty ry Andrywui a? za ary ato fona fa tsy tsy de tia miseho be aho fa miafina2 ao iany eee! za kosa ne efa niteny teo amoha fa tsy iditra eto tsony aho alou fa mazotoa nareo e!
3. andrywui ( 30/07/2012 17:53)
Fafane .... olona misitery. !!!
4. fafane ( 30/07/2012 18:06)
Mistery aona ndray ary ny tenako ? Ary fantatr'i Andrywui taiza moa fa manzna Galaxy S lll aho ? Hehe......
5. fafane ( 30/07/2012 18:08)
AOKZAY KOA KA!
6. andrywui ( 30/07/2012 19:05)

fafane:

AOKZAY KOA KA!
ok ok ok amaray koa miharo
7. dadabe ( 31/07/2012 02:34)
tssssss...mizesta ndray bainina hoe "manana galaxy S " kle...


ary ahiko hatao marizy ihany ra -andrywui sy fafane kle

tena reel io a, io ve le sipa nokozin'lah ahy indray mandeha iry ?
8. andrywui ( 31/07/2012 07:31)
Tsssssh tsy manana anzan galaxy galaxy zan ah lesss bainnnn ... fa koboko i fafane fa manana , maptehanendaka ny ani fafane
fafane bainnnn sipa akama milay b ah ...eny oa le nikozy tamlah ndray pande iny e
9. dadabe ( 01/08/2012 14:34)
kozzz aaa
10. andrywui ( 01/08/2012 16:01)
efa itako less izy aa

izy ndray cool be fa tsy otran'ny sasany mpandevitay antsalaka ry bainn a
11. dadabe ( 13/08/2012 15:54)
iza indray no mpandevi diky antsilipy le ?? ikalasoary ve ? sa Fiffy ve ? sa iza leuleu ?
12. veloo ( 13/08/2012 16:43)
Fiffi? hahahahha ela2 zany izy tsy ita kleu leu leu!
13. dadabe ( 27/08/2012 07:35)
Henjana izany ry bainina a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8176