Impiry???

1. JOSIAH ( 25/07/2012 18:41)
Impiry solafaka i Tselatra vao nahavita namoaka ilay hira rainay o iny??? Zay mahavaly anio mahay be
novalian'i josiah ny 26/07/2012 17:36
2. andrywui ( 26/07/2012 06:08)

JOSIAH:

Impiry solafaka i Tselatra vao nahavita namoaka ilay hira rainay o iny??? Zay mahavaly anio mahay be

Eric ve no tinao tenenn ..fa solafaka aona mou izy f tsy mazava ??
3. hery ( 26/07/2012 07:03)
Indray mandeha?

Jereo eto

4. andrywui ( 26/07/2012 07:16)

hery:

Indray mandeha?

Jereo eto



indro solafaka IAAHAY ozy fa tsy izaho irery ...donc Hery ko zan efa voantsolaka tany ho any kou ..tsy atao imason i R...
5. andrywui ( 26/07/2012 07:17)
IZAHAY
6. andrywui ( 26/07/2012 07:18)
....aona ozy i Bodo ? Tsisy ze tsy solafaka ra mandia ny tany ozy fa izay mivarilavo no adala
7. andrywui ( 26/07/2012 07:21)
Rah mbola nanao fanindroa fanitelo zany izy vo fopla be amzay fa ra solafatokana otranle sipabe zay de mbola norma...ka tsy namerina intsony ..
8. hery ( 26/07/2012 07:26)
Hay indroa marina

lolll
9. andrywui ( 26/07/2012 07:30)
Taiza io ry hery ? Zah nefa tsy nahita fa mila mianatra ecriture kely tonton a "indro" kosa fa tsy "indroa" e

haiko ane ny tian i tonton ahatongavana e huhuhuhuhhhh ..
Fa mety ho marna iany alou zay fa le vadin i Raeric ao io efa faharoany e ...azfd Sonia a
10. josiah ( 26/07/2012 17:36)
Mahay be nareo fa indro solafaka ny tarika Tselatra vao nahavita namoaka anilay hira Rainay ooo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1875