Olomanga ,....manga

1. 201007jacky ( 25/07/2012 14:53)
Nampianatra ity mpampianatra iary ary dia nanazava ilay voambolana hoe :" MANGA" tamin'ny mpianany.
Nyteny hoa "MANGA" rankizy dia midika fahamboniana eo amin'ny voninahitra .
Ohatra amin'izany ny hoe : hazomanga : olona ambony eo amin'ny fiarahamonina tatsimo;
Ny olomanga (ohatra : olomangan'ny firenena , izany dia olona manam-pahaizana , fantatra sy malaza amin'io firenena io)

(...)
Dia nitsaingoka nadray ity mpianatra iray :
- "Ary ny " LALIMANGA" zany Ramose dia lalitra manam-pahaizana , fantatra sy malaza eran'ny firenena iray manontolo?"

Dia hoy Ramose :
- Tsy izay manga rehetra dia ambony avokoa , fa nany manga atao tsindin-tsakafo aza mbola ataonareo ambany sakafo kono!

Nibaradaka ilay mpampianatra ka............


Misaotra Tompoko รด!
novalian'i dadabe ny 09/09/2012 18:50
2. JOSIAH ( 25/07/2012 18:40)
3. dadabe ( 09/09/2012 18:50)
hahaha merci link text
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0856