Finday ! Teny niaiviany

1. Oully ( 25/07/2012 07:03)
Miarahaba,

Saika mba hanontany ho an'ireo mahalala hoe, ahoana moa no nahatonga ny teny hoe finday ? Dia efa eken'ny akademia malagasy ve io fitenenana io ?

Misaotra mialoha
novalian'i niryna ny 26/09/2012 21:53
2. dadabe ( 25/07/2012 07:52)
andao hoe andramana alalinina :

1-f:famoronana anarana

2-fototeny : ray , mandray, raisina , ....

3-d: fanatsaram-peo


hamarino aho aloha fa sao misy diso ny nolazaiko ooo
3. andrywui ( 01/08/2012 16:12)
finday = tenimparitra =)) fitondra ny dikany ==) portable !!!
4. andrywui ( 01/08/2012 16:13)
ex: findaisana olo posy io !

fitondrana olona io posy io !
5. hery ( 06/08/2012 23:21)
http://www.rakibolana.org/rakibolana/teny/finday
6. niryna ( 26/09/2012 21:53)
inona izany ilay finday raha izany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8422