Témoignage-n' ny Ramatoa anankiray

1. FNirina ( 24/07/2012 06:48)
Zavatra nitranga tamiko izy ity, ary dia ampitaiko aminareo.
Ny Asabotsy faha-14 Jolay 2012 teo, teto Antananarivo no nitranga ny tantara.

Teny @ faritra Isotry aho. Tokony ho t@ 9 ora maraina teo, teny Ambodin'Isotry, nanantona
mpivarotra kiraro aho ary nanomboka nijerijery teo sady nanohatra kiraro iray. Nisy vehivavy
nanantona ahy sady niteny hoe: omeo ahy ny poketranao fa sahirana ianao izany (satria efa
somary mavesatra io poketra io fa efa nividy zavatra vitsivitsy aho). Dia nomeko azy tsy
am-pihambahambana. Izay antony tsy fantatro.

Dia tsy azoko an-tsaina izay nitranga, fa efa dify ilay vehivavy vao toa taitra tampoka izany aho, sady nihoraka hoe: aiza ilay olona teo fa lasany ny poketrako! Fanina aho ......

http://gascar.me/temoignage-kristiana
novalian'i Rnrs ny 21/01/2014 06:18
2. Charoumeni ( 24/07/2012 13:23)
Izay nahazo anao zay ilay atao hoe fandraikiraikena. Indray2 tokoa mantsy sahala amin'ny azon-javatra ianao manome olona tsy fantatra vola na zavatra eny an-tanana. efa nitranga tamiko mantsy zany indray taona izay, nividy fanafody tao @ farmasia 1 aho t@zany d nony nivaoka aho handray bus andeha hody d nisy rangahy iny nanatona ahy nilaza tamiko fa diso le mpivarotra fa izao hoy izy no tena vidin le fanafody d sahala amin'ny azon-doza fa d nomeko azy tokoa le vola. Ny aza tratrany ihany e. Mino aho fa maro ny olona no efa tratran'izany fa tsy ianao irery ka d mahereza.
3. do68 ( 19/08/2012 09:26)
Tsy ianao irery no efa tratran`izany. Efa maro. Tokony hitandrina.
4. BRIOCHE ( 29/08/2012 08:21)
Tsy eritreretin'ny saina mihintsy fa misy olona tsy eritreretinao izao mihintsy dia sahy mamitaka anao, ary ny olo-tsotra ihany matetika no azon'izy ireny; tsy hoe voan'ny fandraikirekena akory indraindray ; na olona nadra, fa entin'ny fahatsoram-po ( misy ary tena misy tokoa ny olona tsotra , tsara fo; miaina eto amin'ity tanintsika ity), (irina mafy ny mba hampitombo azy ireny hatrany ; ireny olona toy ireny indrindra matetika no voafitaka toy izany); entin'ny fahatsoram-pony izy dia tsy mieritreritra hoe hay zava-dratsy no haterak'iny; mahereza; aza kivy fa amin'ny fotoana tsy eritreretinao mihintsy no hisy olona hamaly soa anao; matoa izy nahavoafitaka anao dia ataovy toy ny fahasoavana nomenao an'iny olona namitaka anao iny izany; mila manisy soa olona koa isika indraindray. ( travaux forcé )
Mahereza e! ny vola fitady, herim-po fanary fa lozan'izay mpanao ratsy ihany.
5. vale ( 29/08/2012 15:09)
Bjr!
fa tena misy ve izany fandrekirekena??? ary sao dia sondriana iny ianao dia iny izy no nanararaotra nitsoaka?!
6. veloma ( 20/09/2012 06:22)
Tena misy ny fandraikiraikena ary tsy ny fandraikiraikena ihany fa saika ny ratsy rehetra no manavanana ny malagasy ,ary tsarovy fa mahay zavatra tsy takatry ny sainao ny gasy ! Koa hoy aho @nareo heo aza varimbarian'ny lavitra ka tsy mahita ny ambanin'ny maso !
7. methode ( 20/09/2012 06:59)
vale: Tena misy io na any ivelany any aza ka!
8. BRIOCHE ( 24/09/2012 07:08)
Na dia manao ratsy injato aza ny mpanota ka ela velona ihany dia fantatro kosa fa hisy soa ho an'izay MATAHOTRA AN'ANDRIAMANITRA
Mahereza dôly
9. methode ( 24/09/2012 07:42)
Ka tsy maintsy miezaka manitsy ny ratsy ihany koa raha mbola azo ahitsy izy ko! Raha tsy izany koa dia mbola mety ho takian'Andriamanitra ny adidy tsy vitanao taminy!!
10. mirananirina ( 24/09/2012 08:10)
Tsy misy ny fandrekirekena izany fa ny tena mht no variana sy matoky olona indrai2 dia resin'ireo tsy vanona mangalatra na misoloky!ohatra 1 omeko t@ heritaona tany Mada nisy vhv malemy miaraka @ zanany mitomany mafy mangataka !!dia tsy mahay mandeha sns...ontsa ny foko dia nanome azy vola,afaka adiny 1 hitako ilay vhv mandeha miril be nefa hoe malemy?Izaho manko tsy mba manome mht ireny olona matanjaka be ireny, fa tratra noho ny hafetseny!Tiako hambara dia fetsy tokoa izy ireny ahazoany anao
11. methode ( 24/09/2012 09:03)
mirananirina: Mbola tsy tratra ianao dia sahy milaza an'izany fa tena gravy be io! Misy olona mody mangataka vola dia tsy mitsahatra manome ianao raha tsy lany daholo ny tao anaty poketra! Fa ny tena hitan'ny masoko tany Burkina Faso dia masera mbola tanora iray no nosakanan'olona teo amin'ny sampanan-dalana nanontaniany zavatra (nandeha moto ilay masera). Rehefa vita ny resaka dia hoy izy" Misaotra masera dia mivavaha ho ahy". Rehefa tonga tany an-trano ilay Masera vao gaga fa tsy nisy hita ny vola tao anatin'ny poketrany! Lasa mosoara taratasy daholo no solony tao! Saika lasa adala mihitsy ilay Masera hoe raha novonoina aho zany dia maty. Ry zareo anefa amin'io tsy nifandray tanana akory, ary ilay masera tsy niala teo ambony moto, ny poketra eny am-bozonana fa tena gaga, tsy hay hoe ahoana no nataon'ilay rangahy (Burkinabe io)!
12. mirananirina ( 24/09/2012 09:19)

methode:

Ka izay ange no lazaiko hoe variana hoa eh fa tsy azon'ny fandrekirekena izany (voafetsy)!mitovy @ io koa ny cas vao nahazo ny vadiko tsy ela akory!nefa tsy any Mada akory izy ity: avy nitél izy dia napetrany eo anoloany ny tél tao @ café bar!sady misotro café izy, tamy avy any ilay mpangataka nampiseho taratasy manakona ny tavany(izany fombany mpangataka aty ttsy soratany no asehony anao) dia nanome madinika moa ramoseko dia lasa ilay olona..kay lasany ny iphone grrrrrrrrrrr
13. methode ( 24/09/2012 11:00)
Ka inona moa ny hoe fandraikerekena fa tsy manao an'izay mahavariana anao mba hahafahany maka ny zavatra eny aminao?
14. heste ( 15/07/2013 08:33)
izay ilay hoe aza miresaka afa tsy amin'ny olona efa fantatra fa angamba mahery be ny fanafodin'ilay ramatoa mpanao fandraikiraikena.
15. moustaraf ( 11/09/2013 17:42)
Raha mijery ny firesak'ireo gasy sasany izay mba mipetraka an-dilambato aho indraindray dia malahelo ihany, fa toa tsy connecté intsony @ réalité'n'ny tena malagasy; toa mila zavatra hazavaina rationnel izany foana, sns...tsy mino...tsy misy an'izany...Kanefa dia toa mino Atra sns...mivavaka...nefa tsy mino fanahy ratsy (???) devoly

Mbola tsy naheno an'ilay pasitera tany atsimo nasaina mpanao ody gasy hiaramisakafo, rehefa vita ny sakafo dia naneno tsy nijanona tao an-kibony tao ilay gisa! asa na azo hazavaina ahoana indray izany???
nentina t@ mpiandry, fiangonana, snsn.....Ody gasy ihany no nampijanona azy e!
16. Rnrs ( 27/09/2013 14:24)
misy tantara mitov @izay ihan katekiste indray io rangah io! de nampiantra mpanao tafika masina, tan atsimo ihan io a! hay ity katekista ity anisan minomino foana sy manana fiaro ankoatran'ny baiboly; ref nande nanao tafika masina ry zareo tan @ isan-tokantrano tan de ref avy eo nasain'ilay olona nanaovana tafika hisakafo ry zareo, ka rehefa avy nisakafo de lasa namonjy ny fodiana any @ilay katekista! ny nahagaga de ity, ref ten andalana dia narary be ny vavonin'lay katekiste fa ny rehetra tsy naninona ( pasitera sy mpiandry io), ref nentina ambavaka sy nalana devoly ilay katekista dia nando akotry manta sy akoho manta izy satri akoho mantsy no lôka tao @ilay olona nanasa de teo vao nihaiky ilay katekista fa izy koa anisany nitana ody fiarovana ary dia nodorana daholo ny ody tao @ilay katekista ar dia sitrana tsara izy! ny tiako ambara eto dia izao, ref manana an'i Jesosy ianao ary tsy manompo tompo roa de tsy hisy ampaninona anao izan izay ratsy ataon'ny fahavao, na ody mahery tahaky ny inn aza iza. Zavatra tena nisy io nitranga io fa tsy honohono na angano angano. tsy mandaitra @ zanaky ny Mazava ny ratsy sy ny famosaviana
17. methode ( 30/09/2013 04:29)

Rnrs:

Vitsy amin'ny olona no tena manam-pinoana ary lazain'i Jesoa fa tsy manana otran'ny voatsinapy akory aza, ka iza aloha no sahy milaza fa tsy matahotra raha mahita zavatra ataon'olona amin'ny sakafo? Sady raha hitanao nefa manao fanahy iniana mihinana ianao dia toa maka fanahy an'Andriamanitra, manery azy hanao fahagagana!
18. mpisotrtoaka ( 14/01/2014 10:16)
Aza atao mampifamaly izany fa izao fotsiny : Ny ratsy tsy kely lalana ! Ny fandraikiraikena sy ny maso be tsy mahita ary ny maro hafa dia misy ary haintsika malagasy izany ! Tahaka ny resaka sorcellerie any an-dafin'ny riaka ihany io e ! Fa asakasakao izay hino na tsia d manandrama fa sendra mbola tsy voa mantsy ny sasany d hoe variana sy sondriana aho ka nilaozan'ilay tiana !
19. Rnrs ( 21/01/2014 06:18)
tsy hoe maka fanahy an'A/tra ka!! iza ar hoy enao no nahalala zay nataon tompotrano t@ le sakafo?? tsy nisy! fa ianao mila mivavaka mandrakariva satri ny ratsy tsy kely làlana! ref mivavaka ianao dia ny tanan'Ilay Avo Indrindra no miaro anao (Fa ny Tanany tsy fohy fa mahavonjy, ...). Rah izaho no mifanehatra @iren de tsy mba matahotra azy izan aho! reseo ny ratsy de andositra anao izy e!efa nanao Epicerie mitsin izaho fa tsy mbola tratrany alo hatreto fa matetika ref tsy izaho no mivarotra fa ny zanak'anabaviko de araraotin'iren mpanao ratsy iren foana, ny mahagaga ahy fotsin ref izao no mivarotra de toa tsy mahavita na inona na inona izy!

methode:

Rnrs:

misy tantara mitov @izay ihan katekiste indray io rangah io! de nampiantra mpanao tafika masina, tan atsimo ihan io a! hay ity katekista ity anisan minomino foana sy manana fiaro ankoatran'ny baiboly; ref nande nanao tafika masina ry zareo tan @ isan-tokantrano tan de ref avy eo nasain'ilay olona nanaovana tafika hisakafo ry zareo, ka rehefa avy nisakafo de lasa namonjy ny fodiana any @ilay katekista! ny nahagaga de ity, ref ten andalana dia narary be ny vavonin'lay katekiste fa ny rehetra tsy naninona ( pasitera sy mpiandry io), ref nentina ambavaka sy nalana devoly ilay katekista dia nando akotry manta sy akoho manta izy satri akoho mantsy no lôka tao @ilay olona nanasa de teo vao nihaiky ilay katekista fa izy koa anisany nitana ody fiarovana ary dia nodorana daholo ny ody tao @ilay katekista ar dia sitrana tsara izy! ny tiako ambara eto dia izao, ref manana an'i Jesosy ianao ary tsy manompo tompo roa de tsy hisy ampaninona anao izan izay ratsy ataon'ny fahavao, na ody mahery tahaky ny inn aza iza. Zavatra tena nisy io nitranga io fa tsy honohono na angano angano. tsy mandaitra @ zanaky ny Mazava ny ratsy sy ny famosaviana

Vitsy amin'ny olona no tena manam-pinoana ary lazain'i Jesoa fa tsy manana otran'ny voatsinapy akory aza, ka iza aloha no sahy milaza fa tsy matahotra raha mahita zavatra ataon'olona amin'ny sakafo? Sady raha hitanao nefa manao fanahy iniana mihinana ianao dia toa maka fanahy an'Andriamanitra, manery azy hanao fahagagana!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8316