vaovao mahasoa ny lehilahy gasy tena sur

1. sonia1 ( 20/07/2012 13:36)
Salama ho anao lehilahy !! tena resaka marina misy olona afaka manome PAPS any raha mety aminareo lehilahy iray ihany fa tsy betsaka ka saino tsara fa tandremo kosa sao taraiky fa olona ray ihany lehilahy 35ans no tadiavina ;any dago ilay izy an !! tsy resaka adala akory fa matoa aho milaza izany eto dia tehanavotra ny gasy ihany kou eto paris , misy izay dossier ilaina rehetra ilay izy . olona 2 izy no nanao dia ny iray efa nahavita ( lasa mpirahalahy izany ireo 2 lahy ireo )fa ray sisa no tadiavina afaka mifanoratra @ ilay olona ianao raha tianao hazava bebe kokoa ; na efa eto frantsa aza enao dia afaka mandefa fianakaviana mijery ny porofo rehetra na any dago mou enao dia vao maika tsara miresaka @ ilay olona . IO ny email any ilay olona : fitiavanafanahy@yahoo.fr zay fa mazotoa fa tena siora io fa tsy mba fitaka .....
novalian'i andrywui ny 10/09/2012 22:31
2. cbd ( 20/07/2012 14:32)
TE HIGADRA NGA ?
3. locl ( 14/08/2012 14:39)
Fa inoan ity PAPS aloha e!!
4. andrywui ( 10/09/2012 22:31)

locl:

Fa inoan ity PAPS aloha e!!

oadray !! mahavita carte grise eo no eo , permis eo no eo ,patanty , NIF ,statistika vetivety de vita daholo ony fa efa io ny email de manorata zany aminio ony ee !! ok milay be e merci
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0857