Miteraha fito lahy....

1. 201007jacky ( 19/07/2012 07:38)
Zaza vonton'anatra tokoa ity zaza iray ity , ka izay ampanaovin-dray aman-dreniny azy dia ankatoavinhy avokoa ary apihariny amin'ny manodidina.
Indray andro , namonjy voadi-na masera izy , efa lehibe izy tamin'izay , ka dia tsy niova ihany ny toetrany.
Izy no nitondra ny fitenenana , nanolotra ny fanomezana , ka hoy izy :
"Amin'izao voadinao izao masera dia faly manolotra anao ity fanomezana ity izahay mianakavy......................;
Ka ny firarian-tsoa avy amionay dia ny hoe : " miteraha fito lahy , fito vavy ary mamenoa ny tany satria ianareo ihany no nampianatrfa anay izay fahendren-drazana sy izany baiboly izany"
Amen!
novalian'i methode ny 05/01/2013 08:21
2. JOSIAH ( 25/07/2012 18:38)
Tsy azokolink text
3. methode ( 05/01/2013 08:21)
Ka raha tanterahan'i Masera le izy de ahoana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6095