You are here: home > Forum

MITADY FIARA HOFAINA

Lohahevitra : Fiarakodia
Fitohizan'ny hafatra : MITADY FIARA HOFAINA
Valiny : 0
naej - 18/07/2012 12:26
Sao mba mis manana fiara 2CV na 4L hofaina atao taxi any? ara-dalana tsara ny papier rehetra an, 100 000 ar isan-kerinandro ny versement , eto antananarivo za , 034 64 369 68 antsoina raha mila fanazavana bebe kokoa , misaotra tompoko
Valio | Miverina eny ambony