Resaka fanafody gasy etsy sy eroa misy marina ve e!! lasa mapatahotra

1. hanjaris ( 15/07/2012 08:15)
Zany oun d misy olona mandray tanana d tonga dia lasa malemy ny tanana, misy mijery hono dia lasa adala...tena misy v izany? dia lay hoe lasa bibilava ny filahiana sns reny v, sy ny ody fitia!!! misy mikaotikaoty manko dia nanao vava beuh avy eo...
izaho koa mamaky gazety lay mpilaza wawawa be ireny loatra d tsy fantatro tsony na marina na tsia avy eo mdrrr!!!!
mba omeo valiny ho an izay mahalala e!
2. m.i.s.a ( 15/07/2012 12:26)
zany izy efa hoe wawa zany ve dia mbola hinoana?

asakasakareo mino an'azany aloha e! hankino @ Andriamanitra ny fiainana dia mazotoa manao ny rariny sy ny marina dia aleo tsy hino an'zany
3. andrywui ( 15/07/2012 22:57)

m.i.s.a:

zany izy efa hoe wawa zany ve dia mbola hinoana?

asakasakareo mino an'azany aloha e! hankino @ Andriamanitra ny fiainana dia mazotoa manao ny rariny sy ny marina dia aleo tsy hino an'zany

m.i.s.a salut ! elaela elah tsy hita mitsy a
4. andrywui ( 15/07/2012 22:59)
tena misy ny fanafody gasy ry hanjaris sy misa a , tena mandaitra ary tena mahavoa mihitsy raha hamelezana oul !
saingy io tenin'i misa io oe ankino amin'dieu de mivavaha fa tsy mandaitra io na dia misy sy mahavoa olona aza refa asina !!
5. zazamaroroka ( 16/07/2012 04:57)
Tena vrai sad mandaitra ny fanafody gasy a,tsy blabla ty fa tena marina, misy azy dol n'aiza n'aiza aleha fa ny tenanay zao efa niaina tany ambatondrazaka dia mahakobo tsar an'zany,fa zao, raha manao vinany toi na hoe manao ratsy, zai vo tena asiany, ny avon'avona sy ny vava ratsy aman'olona, fadio fa na manakina amin'ny Ray aza toi mety tsy voaro satria avy amitoi le fanafintohinana, fehiny, aza manao vinany, aprè, ankino amin'ny Ray, fa tsy mandaitra zany io, ny odi-gasy mantsy asan-devoly ka maharesy tsara azy Dieu,
6. hery ( 17/07/2012 07:46)
Fa mahagaga hoe raha tena mahay ody ny Gasy maninona no tsy tonga dia tafita be madagasikara?

Ohatra hoe ireny mpandatsa-baratra ireny tonga dia asaina mivondrona miaraka manamboatra centrale electrique, energie vaovao tsy mbola misy mpanana. lol

Ohatra hoe ireny mandray tanana dia tonga dia malemy le olona ireny, azo alefa eny amin'ny abattoirs famonoana omby mba mitsitsy energie amin'ny famonoana omby.

Ohatra hoe ireny mpanao rao-dia ireny entina miady amin'ny dahalo. Rehefa mandalo ny dahalo dia antsoina ny mpanao rao-dia mandraoka ny dia-tongony dia pehana fanafody dia tonga dia mijafajafa mamerina ny omby.

sns.
7. hanjaris ( 18/07/2012 11:39)

hery:

Tena ny teninao no otrany marina koa!!! lol
8. zazamaroroka ( 19/07/2012 04:23)
Tsy hitombina na oviana na oviana io vinavina io, tsy afaka hanao public na ampahibemaso ny zavatra hataony ny mpanao ody gasy, ary misy fifanarahana be amin'ny fanantanterahana ireny zavatra ataony ireny, faharoa, ny zavatra hataon'izy ireo dia asan'ny maizina, izany hoe misy herin'i Satana, ka misy fady isan-karazany, ary miafara amin'ny zavatra ratsy foana, fahatelo, ny dahalo no anisan'ny tena mampiasa ody gasy, ka ody gasy miady ody gasy ve dia hety, samy Satana ihany no ao ambadika, fa arakaraka ny fifandraisan'ny amin'ny fanahy ratsy no mampahery kokoa na tsia ny fanafodiny, zany zavatra tanisaina rehetra zany dia fady ho an'ny olona rehetra, indrindra fa ireo milaza azy ho kristiana, ko nahoana no hieritreritra zavatra tsy mitombina toy izany?
9. hanjaris ( 29/07/2012 11:50)
Ny an ny Hery angeh mba sangisangy ihomehezany iny fa tsy dia raisina erieux beuh otran izany e!!! zay le hoe mba manatsafa e!!
10. sipagasy ( 18/08/2012 15:50)
mmhhhhh
11. ravonjison ( 09/10/2012 09:42)

sipagasy:

mmhhhhh

Resaka daholo ireny ry anjaris a , misy ihany aloha ny olona mahafantatra fanafody misy hery, ny ankamaroany anefa dia resaka fandemetsaina fotsiny.
12. cocombre ( 21/12/2012 06:25)
ho an'i hery,
ny olana anie dia tsy mieritreritra ny hatafita ny tenany izy fa ny hamotika ny hafa no mahafaly azy. Misy olona otran'izany ny mahita ny fahavoazan'ny sasany no mahafaly azy dia aleony ampiasaina amin'ireny ny odiny.
13. heirzo ( 14/01/2013 13:46)
Jereo ato amin'ity tranonkala ity dia mety ho misy mahavaly ny fanontanianao ihany angamba ato. http://forum.serasera.org/forum/message/m50dd6a4686881. Fa io rehefa tsy hinoana dia tsy mandaitra.
cocombre:

ho an'i hery,
ny olana anie dia tsy mieritreritra ny hatafita ny tenany izy fa ny hamotika ny hafa no mahafaly azy. Misy olona otran'izany ny mahita ny fahavoazan'ny sasany no mahafaly azy dia aleony ampiasaina amin'ireny ny odiny.
14. ticoeur ( 25/01/2013 08:24)
hanjaris >> misy tokoa ary mandaitra satria miasa ny devoly ao ambadikany, fa ianao ihany dia mahatsapa hoe mamaky bdb ireny gazety ireny ianao de lasa mieritreritra be an'zany, ovay njay le vakina bdb, tenin'Andriamanitra fa arakaraky ny amakinao ny teniny dia hitombo ny fahafantaranao Azy sy ahatokisanao Azy, oh efa niteny Izy hoe "Tsy hambinina izay fiadiana entina hanapotika anao", izay inoana no tanteraka aminao.
15. shannie ( 18/02/2013 19:58)
[quote=hery]
Fa mahagaga hoe raha tena mahay ody ny Gasy maninona no tsy tonga dia tafita be madagasikara?

Ohatra hoe ireny mpandatsa-baratra ireny tonga dia asaina mivondrona miaraka manamboatra centrale electrique, energie vaovao tsy mbola misy mpanana. lol

Ohatra hoe ireny mandray tanana dia tonga dia malemy le olona ireny, azo alefa eny amin'ny abattoirs famonoana omby mba mitsitsy energie amin'ny famonoana omby.

Ohatra hoe ireny mpanao rao-dia ireny entina miady amin'ny dahalo. Rehefa mandalo ny dahalo dia antsoina ny mpanao rao-dia mandraoka ny dia-tongony dia pehana fanafody dia tonga dia mijafajafa mamerina ny omby.

sns.
Mdr!! Enao Ko Mb Mait Lazaina. Merci @ L Blague Kel E. Taptsné Mints Za Teo.
16. shannie ( 18/02/2013 19:58)

17. anja2 ( 21/12/2013 14:14)
Miarahaba,
rehefa nandinika ny amiko manokana dia hoy aho hoe efa tena tratran'ny ody fidia aho.
Fony aho mbola kely dia niaraka t@ olona izay zokiko 2 taona samy mbola mineur izahay;fa dia nosambainy fotsiny aho.Ary tadidiko fa efa nampitahoriny t@ resaka hoe lasa bibilava ny filahin'izay miaraka amiko.Tsy tonga saina aho tamin'izany fa izao efa lehibe izao vao tonga saina ary vao haingana ary.3 semaine angamba izay;fa dia tena potika tanteraka ny amiko.Io olona niaraka tamiko io an dia tsy endrika tsy bika,tsy fianarana fa dia na alina na atondro ary dia tena mahavita manenjika azy @ alina mihitsy aho t@ izany na dia efa tena nataon'ny Ray aman-dreniko izay rehetra faran'izay mafy fa dia eeeh!tsy nisy nandaitra.
Tsy manery an'iza n'iza akory raha milaza izany fa mba mizara ny zavatra niainako fotsiny aho.
Ankehitriny an;tsy misy na dia fianakaviana 1 ary mila ahy izaho eto Paris manana zanaka 1.Dia mba gasy manja ihany ary tena be pikoty fa tsy lasa lavitra dia rava.Efa nanambady koa fa rava ny tokatranoko.

Ny zavatra anisany mba tsaroko koa t@ izaho mbola niaraka t@ io olona io dia izao:tia ahy azy t@ voalohany fa @ maha _pianatra dia be namana ary nisy koa ary tena naniry mafy ny hiaraka tamiko fa vao fantany dia namboka ny cauchemar .

Tonga saina aho izao saingy tsy hitako hoe inona no atao!
18. tefipopman ( 04/04/2019 05:30)

anja2:

Afaka esorina ny ody fitia ry Anja a!
Na mahery tahaka ny inona aza dia afaka atao ny manala izany!
19. ravonjison ( 04/04/2019 06:10)
Tsy misy ody fitia izany e, zavatra azo hazavaina tsotra izao daholo ireny...Ny fahalalána tsy ampy no mahatonga ny olona manatsotsotra aza hoe ody fitia.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4555