mba resak BANDY GAY E!

1. homo ( 14/07/2012 16:39)
hono oa ry zareo ! ny bandy mrevy bandy ve zan tena adala sa aon marn!resabe mits mats zay teto oe adala marary saina , te anandrana, sns e, valio ar d d lazao ny hevitrareo:! msotra mialoha
novalian'i ialahy ny 26/07/2013 15:03
2. hanjaris ( 15/07/2012 08:04)
Raha ny fahalalako azy moa dia hoe resaka chromosome io! ny vehivavy manana chromosome xx ary ny lehilahy manana xy.Ary rehefa lehilahy ny vatany nefa manana chromosome xx ao anatiny dia lasa vavy ny saina, fo fitiavana sns Raha izay no miseho dia tsy adala fa voajanahary ao aminy ka tsisy azo atao ary tsy anomezan tsiny mihitsy!!! raha fitiavana te hanandrana sy hiadaladala fotsiny, na pire ho an'ny fitiavam bola: eo kosa angamba tsy misy mahasamihafa azy amin ny mpivaro tena reetra oo!!!
3. homo ( 15/07/2012 08:38)
ah. merci anw lu namaly e. fa ny hevitrv reo mpanakiana lu zao no andrasana ra mis §
4. zazamaroroka ( 16/07/2012 05:07)
Raha za alou ra-homo tonga de solution hanadinoina an'zany mirevy bandy zan no asiana lalana, mifanipaka be amin'ny tena natiora lesy zany e, ary mbola maharikoriko hatramin'zao,elah ve dia mbola tsy niaraka tamin'ah sipa mitsy, lainga zan hoe tena tsy mrevy sipa zan mitsy, kolokoloinlah ao an-tsaina foana le izy de lasa vo mainka revenlah,fa hadinoy zany na sarotra aza, jereo ny hoavin-lah, miaraha amina sipa milay na tsy revinlah aza izy amin'ny voalohany de ho hitanlah ny fafinaretana ref aveo.
5. homo ( 16/07/2012 07:22)
ef nataok daol zao retraretra zao f ts met e! ef niarak tam sipa za ar efa atramzay fa mbola bandy ian no revek e! za mvavak a;mtad fika rehtra mits. za ef niala tam tany nipetrahko talu mits f ts met e; sad ra mis ko ar mo ny hevtr ny namana oe zao atao d ataok f eo am hernandro ian za d mverna ndray ; zan oe ts azo terena mits zan leiz fa d ten mande waz e! ef tany am dokoktera fa ts nahomby e§ f mis ko nef le namak ren manandran fotsn d refaveo vola no tadiavn fa za ts mb zan mits . mis ko ny oe sarimbavy d ren no ertreretn ol oe homo . ! tsia za d tena bandy f a ts sarimbavy zan: d msotra an i ZAZAMAROROKA ian alu tam zay e! miandry ny hevtr ireo namana bobk be eto am site sisa ! na kiana na sosokevtra d vonona foana ny band e! ts kw mits zan f mato miditra eto d ef vonona ny amze mseo eo
6. ded.kitty ( 16/07/2012 23:17)
Mahazo mijery fa tsy mahazo mikitika dia milamina ny tany.
7. homo ( 17/07/2012 06:29)
kaiz e! ts azok le tintw kozina a! oe maaz mjery f ts maaz mkitik !
okay d mazt doal mitsidik ny serasera e
8. zazamaroroka ( 19/07/2012 04:33)
Raha ny fahazoako ty kozin ra-kitty ty dia zao, ary efa saika ho koziko ihany io, zany hoe ny mety amnlah zan ra-homo dia tsy miaraka amin'olona mihits alou, na bandy na sipa, tsy maintsy misy ezaka mafy hifehezanlah ny filana amin'zany, tsy misy tsy tafavoka zany lesy e, tsy miaraka amn'iza na iza mihitsy elah, rehefa any aoriana any elah ka ngoma be, tonga de sipa amzai analana an'zai,ary tonga de manambadia dia miteraha, na bandy ary no ao antsainlah, tonga dia avilio tsotra zao,ra tena mvavak elah ry bainn tokony refa mitady ho tafalatsak amin'ny bandy iny elah no mvavak fa tsy rehefa lahady a,manakan anlah tsy ho any zany,okay,
9. hery ( 19/07/2012 09:12)

homo:

hono oa ry zareo ! ny bandy mrevy bandy ve zan tena adala sa aon marn!resabe mits mats zay teto oe adala marary saina , te anandrana, sns e, valio ar d d lazao ny hevitrareo:! msotra mialoha

Dia asa aloha hoe maninona loatra. RAha hoe tsy misy vehivavy intsony dia ekeko hoe normal. Sa mety hoe tsy nahazaka sns?

Dia raha tsy mahazaka bandy intsony koa izany sady tsy mahazaka vehivavy dia hanafika omby na kisoa amin'izay?
10. ded.kitty ( 19/07/2012 21:08)
Miala tsiny fa tsy izany mihitsy no dikan'ny teny napetrako teo aloha. Tsy azoko loatra koa hoe inona no miova @ fianan'elah na iza raha sendra ka mampiaraka ra-homo.

zazamaroroka:

Raha ny fahazoako ty kozin ra-kitty ty dia zao, ary efa saika ho koziko ihany io, zany hoe ny mety amnlah zan ra-homo dia tsy miaraka amin'olona mihits alou, na bandy na sipa, tsy maintsy misy ezaka mafy hifehezanlah ny filana amin'zany, tsy misy tsy tafavoka zany lesy e, tsy miaraka amn'iza na iza mihitsy elah, rehefa any aoriana any elah ka ngoma be, tonga de sipa amzai analana an'zai,ary tonga de manambadia dia miteraha, na bandy ary no ao antsainlah, tonga dia avilio tsotra zao,ra tena mvavak elah ry bainn tokony refa mitady ho tafalatsak amin'ny bandy iny elah no mvavak fa tsy rehefa lahady a,manakan anlah tsy ho any zany,okay,
11. homo ( 20/07/2012 07:56)
okay fa itak daol ren resk sy hevtra ary fanakianana ren! fa ho an io bandy pelaka io le mtny oe ref ts mahazak vevav na ts makzak band d lasa makan @ omby na kisoa ndray alo no resaak zao. nenao ar ny sary tng d vakina fotsn oe bandy pelak tony ko. mb alafas oe ny adres mail ra te itafatafa amk mivantana! sod zay no ilaina d mody mb oe any @ ksou s ny omby no anodinkodinana resak; sa met sarin ol kaf aza io fa ts sah mapseo sary akor : za ts teztra am ze resak eo fa mataty matoa miditra eto: mazt daol ry bandy akama mpamaly hafatra a! na reo panome torohetra na reo panakiana ! sur e :!!:!!! afak ftoan viyts ndray za mamak ze tohiny eo
12. andrywui ( 30/07/2012 15:53)

elah kosa lesy rasodom no mitondra resaka fopla eto de refa mamaly le oul de lazainlah fa sarimbavy e zao e ... Mba kozy milay atao fa tingimbody ve no atao resaka eto ...
13. locl ( 14/08/2012 14:38)
Mba te hiresaka izy e!
Amiko na lahy na vavy no iarahany dia mitovy ihany izany, voajanahary io tompoko ô ! Tsy misy n'inona n'inona azonao atao.

Ho an'i ZAZAMAROROKA, fa inona ka no définition ny hoe nature , mba lazao eto hoe????
14. milamina2012 ( 17/10/2012 11:33)
fa ity misy tranokala vaovao mahakasika ny lehilahy asa raha efa hitanareo: www.dognat.mg miaiky ahy zay!
15. abidia ( 07/12/2012 19:21)
izaho gay:-) tsisy olana mihitsy, iainako tsara, eken'ny havana aman-tsakaiza. Je m'affiche avec mon compagnon. Raha olana ho an'ny sasany dia tant pis pour eux. Probleme-ny izany :-)
16. andrywui ( 07/12/2012 20:47)
Kozy ve zany ry ABIDIA fa tena gay elah , ny IP.anlah s'y rahomo gay anefa mitovy , donc n'a elah s'y rahomo ray trano à n'a elah iany ra abidia no rahomo ...n'y mahagaga nefa lisany samy TIM mafana fo hon hon hon hon misy raha reto zanaki dada reto ka
17. abidia ( 07/12/2012 21:56)
ha ha ha - tsy mitovy izahay fa tena miara-mipetraka izany ha ha ha
18. bandibe ( 09/12/2012 05:51)
Za teo n niala f ertaona zay n ts niaraako tam bndy ar mahomby ny fahaizana mifehy tena . raha mis fakapanahy d ialana. sarotra am voaloany fa ts te ierika intsony refa aty aorina. toy ny tan anaty afobe zan n fiainako tamza mbola nanao anio. zw za mbla t6 miaraka saingy sipa amzay zw n ananako envie
19. abidia ( 09/12/2012 10:37)
...fa inona avy no nataon'ialahy no toy ny afobe? :-) sa amin'ilay enjehan'ny olona? ka ny olona raha vao hoe gay dia tonga resaka firaisana ara-nofo foana no eritreretin'ny olona. Fa ao koa ny fihetseham-po, toy ny fiarahana rehetra.

bandibe:

Za teo n niala f ertaona zay n ts niaraako tam bndy ar mahomby ny fahaizana mifehy tena . raha mis fakapanahy d ialana. sarotra am voaloany fa ts te ierika intsony refa aty aorina. toy ny tan anaty afobe zan n fiainako tamza mbola nanao anio. zw za mbla t6 miaraka saingy sipa amzay zw n ananako envie
20. hery ( 09/12/2012 11:56)
Raha tsy manana olana tokoa aloha i abidia dia tsy olana amiko. Ny ahy ilay olona miteny hoe homo dia nefa sady mijaly no ezahako itadiavana vahaolana.

Fa ny tsy tiako koa dia ny homo izay mikoty tsy homo. Marina fa mbola vitsy ny homo fa na izany aza tsy voatery kotina daholo ny lehilahy hita.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.182