Avoir affaire à un psychopathe

1. kalasoary ( 09/07/2012 15:01)
Je ne me suis pas rendue compte que j'ai affaire à un psychopathe!De ma vie je n'ai jamais rencontré(virtuel) une personne aussi menteuse. Il ment avec un applond déconcertant. Il se fait toujours passer pour une victime et retourne la situation. Il n'a aucune empathie, aucun remord.
I
novalian'i ded.kitty ny 16/07/2012 23:01
2. mirananirina ( 09/07/2012 17:11)

kalasoary:

Je ne me suis pas rendue compte que j'ai affaire à un psychopathe!De ma vie je n'ai jamais rencontré(virtuel) une personne aussi menteuse. Il ment avec un applond déconcertant. Il se fait toujours passer pour une victime et retourne la situation. Il n'a aucune empathie, aucun remord.
I

Be loatra angamba ilay wawawa ,fa aleo asiana jiro kely:iza moa no tsy mahalala fa karana ny vadiko(akoatra ireo namana vao2 taty aoriana)Iza koa no tsy mahalala fa tiako ny vadiko,na bika na tarehy na harena na toetra ananany daholo!(io no hirahirana eo)
Ny sary nalefako tato serasera angamba efa misy 20 isa eo raha kely hatrizay,izay 8 t@ ireo no nalaina ka dia be zesta??Raha manana sary hafa mbola tsy hitan'ny mpisera eto ianao dia avohay eto,izay ihany no antony nanalako ireo sariko rehetra tato!Misy mangalatra!Tsy mahasahy satria izay avoakanao eto efa itan'ny mpisera teto taloha daholo.Lainga be izany hoe nanome sary azy izany!!!
Resaka mail indray,vao niditra teto voalohany indrindra aho dia nitady namana malagasy na lahy na vavy,dia nifanome mail t@ ny rehetra ka :nirinamirana@yahoo.fr,izay tsy nandeha intsony nanomboka 2010!Akoatra an'io tsy misy.
Miseho mahalala ahy nefa na numero-ko aza tsy ananay(avohay eto raha manana)ny adiresiko aza tsy fantany(lazainy fa 95).Olona 1 ihany eto sera2 no mahalala ny tranoko sy ny tel-ko!akoatra ny admin mahita ny rehetra.
Inona no olana raha ramama aho???Efa miandry zafikely mht aho io!
i Mirananirina dia mbola tsy nanadala na nikôty bandy teto mht na 1 aza aoka hazava!Hain'ny rht koa izany tsy mila hazavaina afatsy ito olona ito.
Farany moa ity anoratako ity ka na hilaza inn na inn efa mazava @ rht ny zava-marina!
3. andrywui ( 09/07/2012 22:45)
slt Mirana ! tonga soa ee !! nanao vacance angah ?

-mazava zany zay ry zalah ry zazamaroroka sy ry dadabe sy ry kalasoary ony fa de mba ajanony amzay zany io vava beanlisany io fa efa nanazava ny zava misy marina i mirana io izy tenany mihitsy io !! merci Mirana amle jiro a ...

-- de aza manaoaiaka be eto tsony fa aokanlaisany amzay ry le pika dadabe sy ry le zazamaroroka zany io demande de photo lava nlah sy zazamaroroka lava tsisy farany io fa tena efa ampoule 150w io a,

-- ary mazava be, hita mazava otran'ny ny lamban-drazafy mihahy eo andrefan-tanana zao ny fahazavan'ny histoire rehetra !

-- Raha mbola manoy eto elah bainn de fafako ny IP anlah sy le zaza !!

-- fahefatra farany dia .....

- de aleo tsy asiana tohiny tsony ry le maditra lahy reto ty adalanlisany ty aa !!!!




TAPITRA !!!
4. dadabe ( 10/07/2012 02:28)
misaotra an i mirananirina fa izay no marina izany

ho an i andrywui sao dia ialahy lety no hipetrahan izany teny rehetra izany ? mba fantatr\ialahy moa ve hoe aiza aho io ? zah eto hong kong fa indraindray makany chine fa tsy ANY FRANTSA VELIVELY.

efa ela no nahalala ahy ny teto amin ny serasera 2004 raha tsy diso aho , anotanio tsara i hery

faranako ihany koa ny ahy

dadabe
5. zazamaroroka ( 10/07/2012 03:55)
marina ny koziny ra-dadabe,ny bandy kely ve aty dago lavitra aty de hibata an'azy, na dia love taminy aza ny boai kely dia hiala satroka ami-panajana e,fa mbo meo lolo hafa ny bandy analan'azy e,
6. andrywui ( 10/07/2012 08:08)
Bainn a ,io ndray elah fa manitatra , hong kong ny lohabe ento aty ary alou le 4x4 nlah nanaovanlah espion anah tetsy a porte d'italie iny ..sady nanarinlah ny akama batista tany toulouse iny ee ..elah bainnn ts mba manaiky diso mits aa ,aona mbola toizana ve le kozy hanao beloty alou ee ,, zazamaroroka A itab kou ry kalasoary zazabolangina ny laingabeanlah fa ozy elah tatsy ambony oe ,miaramiasa amiko i kalasoary sy sipa b anakiroa d mfandimby ordi zahay d blablablabla ....nefa misy IP anoul 4 mitovy ato ,,azo antanina an'i fafane (je jure fa tsy zah io) fa itany daolo ny Ip tsika mianakavy ato ...huhuhuhuhhhhh
7. andrywui ( 10/07/2012 23:19)
za kou ane lety ry bainn ka tsy any FRANTSA velively ko fa aleo hazava le resaka e ! elah ony ozy rabatista no akamany any france any fa za ane less aty Italie e ! (voisin anay ane i hery e ) azonlah anotanina lery !
8. majesty ( 11/07/2012 05:21)
No comments !
9. andrywui ( 11/07/2012 17:59)
Fafane sisa andrasana hamaly kely eto de ....



TAPITRA !!
10. dadabe ( 13/07/2012 14:29)
hahhaa midika izany fa nampifandrasin ny serasera isika.....dia mba manotania tsara an i hery lesy izany bainina a....


mirary soa lesy ee
11. andrywui ( 15/07/2012 22:37)
misy zavatra tsy mazava amiko tsara fotsiny ity , navoakan'i hery ny lisitr'ireo admin rehetra fa tsy nahita ny anaran'i fafane mihitsy ah , donc tsy admin ndry ry fafane ! fa fomba aona no aitandry ny IP n'oul rehetra ???? sao de web master ary ndry ??


hahahaha !! - just for laught !

12. dadabe ( 16/07/2012 17:19)
inona aza no hivakin ialahy loha amin izany ry bainina ...tssss
13. ded.kitty ( 16/07/2012 23:01)
Pourquoi tu perds ton temps avec? La vie continue ma grande.
kalasoary:

Je ne me suis pas rendue compte que j'ai affaire à un psychopathe!De ma vie je n'ai jamais rencontré(virtuel) une personne aussi menteuse. Il ment avec un applond déconcertant. Il se fait toujours passer pour une victime et retourne la situation. Il n'a aucune empathie, aucun remord.
I
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2449