NANKAIZA i akama MIRANANIRINA !!?? (mitady azy daholo ny ankizy)

1. andrywui ( 06/07/2012 17:10)
-Sa lasa nanao vac any M/car ary ve ? sa de ao ihany ?? fa tena efa ambolana mihitsy zay no tsy nidirany teto intsony !! ? itako no lasa mangingina zany le serasera !! huh

-I Mirana mou de namana tsy de tia gidragidra iny izy de ngamba rehefa nipoitra ty adin'i kalasoary sy ry fafane sy zazamaroroka ty de naleony mihitsy alou nipetraka nanaja tena tsy naketo mitsy izy alou ! - -

pmt..// XXX

novalian'i dadabe ny 31/08/2012 17:03
2. dadabe ( 07/07/2012 09:25)
vfao natory taty amiko izy omaly alina ,....
3. andrywui ( 09/07/2012 17:00)

dadabe:

vao natory taty amiko izy omaly alina ,....
kozy v zany bainn leeeeee ???

de mba tantarao oe less !!..huhuhihh itako elah tao ampiasana tao la defense afakomaly maraina fa namafa vava foana ,hay fefika lery !!
4. dadabe ( 10/07/2012 02:46)
masaka be ry bainina a
5. andrywui ( 10/07/2012 23:21)
bainn a ! ndao les mba oany amin'ny 14 juillet less a ! - andao mou less bainnn a ! tsisy akama les zah rery oany aa zany ve ! aiza elah itako?
6. dadabe ( 13/07/2012 14:30)
ao le fihinanaa gateau lesy a...d aza adino ny manao silipo vy hahaha
7. andrywui ( 20/07/2012 23:25)
-- mafinaritra ane less bainn le mifanapetsa eeee

za alou reveko le petsaina ee amzay fay tsara ah zay !!
8. dadabe ( 31/08/2012 17:03)
raha petsa ao lah de MANJARY "MING AN ET MANN EL à Elah^"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.3326