Lehilahy: fa maninona na dia tsy tia intsony aza dia tsy mety misaraka???

1. hanjaris ( 04/07/2012 09:09)
Ny lehilahy hoà ohatran ny tsy mahavita misaraka amin ny vadiny na dia efa fantatra aza fa tsy tia intsony.dia mampanatena ny tsy misy eo, dia miandry fotsiny hoe ho tonga saina ilay vehivavy dia handeha.Rehefa lasa anefa ilay vehivavy dia mety aminy ihany ny fisarahana fa ilay haka decision mihitsy no tsy vitan dry zalahy!!! Lacheté ve sa irresponsabilité sa zavatra hafa???? ;)
novalian'i bazylou ny 02/04/2013 00:28
2. Hagg ( 05/07/2012 07:54)
Izao ny antony, raha ny hevitro alo an! Ny lehilahy no nanapakevitra ny hanambady ary responsabilité goavana izany vis-vis amin'ilay vehivavy. Fanajana ny vehivavy ny nangalana azy ho vady. Anjaran'ilay vehivavy no mahay manaja an'izay koa rehefa avy eo. Izay engagement zay dia sarotra amin'ny lehilahy ny hiala aminy. Resaka moralité fotsiny io. Izany dia ankoatry ny fahasarotan'ny procédure de divorce eto Madagascar ary indrindra raha misy zanaka, dia ny fitsinjovana ny zaza. Tsy misy olona afaka mitia ny zanaka mihoatra ny reniny na dia farany izay ratsy toetra aza ny reniny. Dia izay ilay hoe vie en comunauté no misy fa ny mahavady tsy misy intsony. Raha lasa mo ilay vehivavy dia bon debarras. Izany hoe ny initiative de divorce dia tsy ho avin'ny lehilahy mahatsapa ny andraikiny sy manana moralité ambony izay nanao ny fanambadiana ho tsy kilalao na aventure. Ary iza mo no miteny hoe raha manao divorce ka hanambady hafa indray dia mbola tsy ho toy izany ihany? Ny vehivavy ankehitriny mihitsy no efa sarotra.
3. hanjaris ( 06/07/2012 07:22)
Tena mazava sy mahafa po ny valiny. merci!!!
lol mety marina io fa tsy ny lehilahy rehetra.Ny betsaka ohatran ny lacheté daholo no tena antony...;)
4. Samoana ( 10/07/2012 06:31)
miombon-kevitra amin'i Hagg!
5. ded.kitty ( 16/07/2012 23:19)
Araho fotsiny ny lalam-bola dia mazava e.
6. zazamaroroka ( 19/07/2012 04:42)
Tsotra be ny valiny, marina nen'i ra hagg fa zao koa, sarotra ho an'ny lehilahy ny hisaraka amin'ny vadiny na dia tsy tiany intsony aza, io no efa vady nofidiany sy nanaovany voady, ary ny lalana hisarahana sy ny fiarahamonina koa dia mbola azo lazaina hoe mahakamo ny lehilahy isarahana amin'ny vadiny, indrindra koa raha efa manan-janaka izy ireo, aleon'izy ireo mijanona ao ihany, manambady sy manan-janaka toy ny rehetra ihany, fa noho izy tsy tia ny vadiny tsony, dia lasa maka tsirony any ivelany izy, mampirafy amina vehivavy hafa, ka ny vady be dia vady be ihany, hany ka tsy rototra amin'zay hisaraka izy fa manal'azy amin'ny vehivavy hafa, ka raha lay vady be no lasa mandeha alou na mahakobo an'zany, dia tsy asiana olana araka ny kozin-dra hagg, tsy ny lehilahy rehetra nefa no manao io an, nefa betsaka iahny koa, fa amiko alou tonga dia ts mety mihitsy zan,
7. hanjaris ( 29/07/2012 11:45)
Tena tsy mety mintsy e!!!
8. pizza ( 04/10/2012 10:47)
isaraka ho aiza koa moa de ny eo ny eo raha iaraka @ hafa
9. bazylou ( 02/04/2013 00:28)
ka ilay izy anie ry baina tsy akamerim botsotra e.

sady efa teny nanaovana voady io.

sady haka sipa vaovao izany mandrearaka be. indrindra moa ka rah sendra ny mpamosavy.
grrrr

beuuurrrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 3.351