andrywui vs ikalasoary

1. dadabe ( 02/07/2012 12:24)
hay efa vita fisehoana r'izareo fa hanao mariazy amin ny septembre .

mba omeo invitation lesy bainina aa ...
novalian'i dadabe ny 28/07/2012 16:41
2. andrywui ( 02/07/2012 22:19)
hahahaha !!.. aona ndray zany ry kalasoary ?? manangatsapona ndray ane bainn ty ee ! ...

kalasoary ane less akamatsika efa ela teto fa izy somary mitady raharaha io iany no mahavoa azy ee ! fa izy less akama milay iany aa !! sady mamelona dinika i kala a !

--saika nanapoaka azy ah tamle NGAILA iny fa namindra fo taminy ah ,, de mitady hiotry ny vala ndray izy tamity kalasoary ty fa mbola hamindra fo aminy iany ah satria akama izy ee

--vitsy ane lessy isika teto no sisa tavela eto zao e !! aiza i salopard zao ? i tafondro ? kidoro ? noue ? pikatti ? zama91? stalingrad ? mirananirina koa zao tato oato tsy hitahita mihitsy (asa nanakory) ?? hehe ...! i batista ? virijiny ? zigzag ? nankaiza daolo ireo akama milay ireo tato ? indrindra i aina hery , diloo , antimpanahy (mdr) , ..ka aleo tsy petsaina i soary fa hiditra akama izy less aa !!
3. andrywui ( 02/07/2012 22:22)
diso be elah bainn fa i zazamaroroka no efa mikozy mafy amiko anio fika io zao fa tsy maharaka elah ! efa vitan'i zazamaroroka ny zafera bainnn aaa ! tampon sy timbre sisa de an'i zazamaroroka ny entana ee elah kou very lavitra be !!
4. dadabe ( 03/07/2012 04:18)
ataovy serieux lesy le ...kozy ve leuleu
5. andrywui ( 05/07/2012 23:33)
BAINN A itanlah ve ny porofo fa IZY marina no kalasoary ???

jereo fa tsy nipoipoitra teto mitsy IZY hatramzay nanotan'i kalasoary zay ! satria efa kobo be !!..


de mety ho tonga saina tampoka IZY de ipoitra eo malaky na tonga de hisitrika any foana aloha !!

zavatra iny ramatoa iny mpiditra tonga tsy antsoina eto foana de jereo izy zao fa NANKAIZA ARY ??? sa ve mody oe NARARY ah de tsy itakitanareo teto teo ee

huhuhuu ! ....
6. dadabe ( 06/07/2012 05:40)
henjana be ihany kooa lesy izany ramama izany leuleu
7. andrywui ( 06/07/2012 16:45)

dadabe:

henjana be ihany kooa lesy izany ramama izany leuleu


de nodiako fannn teto foana alou ijereko ny tena fipaikany de zazamaroroka ndray hono !!
ny gaify aminizy ty ane ry kalasoary de ity zah manana akama admin afaka mijery IP e tonga de kobo fa hay i mangazafy iany no zafimanga fa nanao pasiporo roa fotsn d tsy kobo !! huhuhuhihihuhuh

8. dadabe ( 07/07/2012 09:26)
tsy kobo kleueleu...ary iza indrayb i Fiffi ry bainina ?
9. andrywui ( 09/07/2012 09:15)
ELAH KOA TSY MAHARAKA KLEE .....

olona iray iany less i zazamaroroka, Kalasoary ,ngaila ,m........ à!! Zay le izy rah tonga de atao direct le kozy à ,
- kobon'i Fafane n'y IP n'y de nataoni Fafane oaiaka be ....
10. dadabe ( 10/07/2012 02:36)
ialahy ihany izany ilay fafane ?
11. andrywui ( 10/07/2012 08:18)
Je jure lesss fa i fafane oa olona hafa , raha tsoriko de le sipa napasiko phone tamlah ndray pande iny i fafane , tena kozy zany ..
12. dadabe ( 13/07/2012 14:32)
kiii leuleu ...zah aza tsy mbola mahafatatsa ny feony kleuleu
13. andrywui ( 20/07/2012 23:27)
avoay amzay less le PS pikatti fa mandaginn be ty dadabe dadabe anlah ty a !! efa vita ny ady tato fa afaka miseo masoandro amzay elah
14. dadabe ( 28/07/2012 16:41)
tsssleuleu ...camouflage + TUT io ee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3774