MARIAZY MITAPOLAKA andrywuii sy ikalasoary

1. dadabe ( 02/07/2012 12:13)
andrywui HANAMBADY AN ' ikalasoary

1-PRETRA MANAMASINA: milamm dia secondern i cyril

2-filles d\honheur" vale, mirananirina, ....

3-mpanome tsodrano: dadabe

4: mpanokatra ny lanonana hery (deba)

5: tohizo....
novalian'i dadabe ny 12/09/2012 02:19
2. dadabe ( 02/07/2012 14:01)
6 - i Blackleague no misaofera ny fiara
3. Fiffi ( 02/07/2012 14:12)
heu....zah mitazana.....sao mahazo tsy akihetsika eo avy am bedada eo an ! mdrrrrrr
4. dadabe ( 02/07/2012 15:16)
indry aza izao no avy ao afrako ko.....zah tsy mbola mahita partner tsara fa raha tsy izany misy tsy anketsika

sa Fiffi atao 2 eme bureau amin i iakalasoary ?

he he he
5. Fiffi ( 03/07/2012 08:58)
lol bedada ! heu.....zah wa mpitazana fts dé ampy anah zay kah !

hehehehehehe sao manko tratran'tsy akihetsika eo koh !
6. andrywui ( 03/07/2012 12:03)
Sssssshhhh aza atao anio lesss bainnn fa innn ary ty le ....
Tokony afamadika i fiffi sy kalasoary ar ty oa,de ok a, ...ao lesss bainnn kozio fiffi sao izy ts 2h mety a huhuhuh oh hhhb hahahaiiiyyyiiii...
7. andrywui ( 03/07/2012 12:27)

Fiffi:

lol bedada ! heu.....zah wa mpitazana fts dé ampy anah zay kah !

hehehehehehe sao manko tratran'tsy akihetsika eo koh !
aza manao sangy miotry ny loha lesss bainnn fa innn ary ty le ...tezitra,am ol ko eo i fiff ol fa elah ko lesss,manimba,zavatra
8. andry08 ( 03/07/2012 13:10)
Ka i Fiffi ihany anie i kalasoary sns e! mody mitazana fa izy ihany io e!
9. dadabe ( 04/07/2012 16:07)
oudray leuleu .......kozy ve leuleu ???? Fiffi ihany ve ny ikalasoary ?hummmmmmmmm
10. Fiffi ( 04/07/2012 17:07)
tsssssssssss ......FIFFI FOREVER !!!

11. dadabe ( 05/07/2012 00:47)
io tokoa fa namaly leuleu ....fiffi t@ androan ny Diams ihany v no ilakasoary leuleu......kiiiiiiiiiiiiiiiii mampisaina ndray iny kleuleu

efa t@ 2007 - 2008 anie izany ikalasoary no efa haiko e hor hor hor hor
12. andrywui ( 25/08/2012 20:34)
kalasoary bainn iny efa hainlah iny fa i akama be a

ka fiffi aona ndray ary
13. dadabe ( 01/09/2012 12:53)
leuleu fanina total zah kleuleu
14. hadji ( 06/09/2012 05:45)
leuleu makanesa any amin'ny dokotera rehefa fanina fa tazo no mahazo anao
15. dadabe ( 12/09/2012 02:19)
kozy ve leuleu......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.554