fafane ,kalasoary ,mirana ....

21. dadabe ( 01/07/2012 14:00)
o ry bainina a..andefaso hafatra ao ambadika ao oe lesy zah d hilazako ps anakiray ialahy , ka raha zay dia koboko io sipa kozin lah io kleuleu.


sao dia mba sipan lah kosa aza d efa vitan lah ny entana d atsipin ilahy aty aminay kleuleu
22. andrywui ( 01/07/2012 23:55)

dadabe:

o ry bainina a..andefaso hafatra ao ambadika ao oe lesy zah d hilazako ps anakiray ialahy , ka raha zay dia koboko io sipa kozin lah io kleuleu.


sao dia mba sipan lah kosa aza d efa vitan lah ny entana d atsipin ilahy aty aminay kleuleu


kiii... entana bombina be zan ry stà a , mbola tsy simbako zany izy fa innn ary ty manaoaiaka b eto ty le ! fa raha tena masahan'i bainn izy de aleo omeko hatramin'ny adresse email mihitsy aza e ! de tandremo ndray manome tsiny aveo elah oe entana mapme no napasiko tany fa efa napitandrina ah zay oe bombina oa aa
23. zazamaroroka ( 02/07/2012 03:54)
okey rangaha merci a, velom-bolo sahady ny tenanay amin'zany, tonga de vonona ny boay kely na zao ary e, tonga de alefako eto le adresse e-mail fa tsy qwoi de alefaso ao ze bagage tokony hilaiko rehetra e, "jaya3t@yahoo.fr", siora e,
24. andrywui ( 02/07/2012 07:35)
tena ifanaritahana ndray kalasoary ato sannn'a ..ok fa valiko nareo ry zalah .aleo kosa mba,mande tsirairay lisany f mety ts zakan'ny entany raha tombodroa zany oa...iza no ihinana voaloany , kandida roa mitondra,sady milanja,b ko reo ry kalasoary fa manaova,entrainement iany aloandry lerony oavy sao votsitra,frein eo a ...ok ok ok oavy zalah a jerijereo ny email ...mahazaka,tsara,izy e
25. dadabe ( 02/07/2012 12:22)
ataovy milamina lesy e..zah no efa nahazo taoana dia mba aleoho ahy lesy e.....hampisokatra ny efa nikombona anaka.....sa hampikombona ny midanadana ? tsssleuleu
26. andrywui ( 02/07/2012 22:25)
tssssshh ataonlah aona kou ry bainn no hampikombona ny efa mibanaka zany fa aza mapme aa !

refa mibanaka ndray mande ny entana de efa mizaps sisa elah fa tonga de anaty rano eo elah
27. dadabe ( 03/07/2012 04:19)
kiiiii T @A zany kleuleu
28. andrywui ( 05/07/2012 23:35)
jereo fa tsy nipoipoitra teto mitsy IZY hatramzay nanotan'i kalasoary zay ! satria efa kobo be !!..


de mety ho tonga saina tampoka IZY de ipoitra eo malaky na tonga de hisitrika any foana aloha !!

zavatra iny ramatoa iny mpiditra tonga tsy antsoina eto foana de jereo izy zao fa NANKAIZA ARY ??? sa ve mody oe NARARY ah de tsy itakitanareo teto teo ee

huhuhuu ! .... fa elah ve aloha bainn mahatana secret raha alefako any amlah daholo ny sariny ato amiko ato ee
--- tsy aelielinlah any amin'olona any aaa fa mba hiomehezana fotsiny de tahirizo ao fa documents milay be refa misy oaiaoaia any oany !! azonlah ve ??
29. zazamaroroka ( 06/07/2012 03:42)
de aona ry zalah, otrani lasa anjorom-bala ny boakely a, toa mbola tsy tonga le sary magnifique, sa ahoana, sa tena miady vintana amin'ny bainn ve ny tenanay,
30. dadabe ( 06/07/2012 05:42)
zah koa lesy miandry kleuleu

fa misy ps nipoitra marina tampoka an !!
31. zazamaroroka ( 06/07/2012 09:28)
Inona zan letie e,zarao amin'ny akama,
32. andrywui ( 06/07/2012 11:24)
zazamaroroka!!!!!!!koboko ny ip andryyyy ayyy ve kalasoary iany i toi ,,, mivoaha amle ps kalasoary sy m.......... itoi tsisy haninnnn an toi tsony eo huhuhuhuhhhh mpiakama isikka ,,,tena gaga b.nokozin akama admin anzany ....mazanab madama aa

33. dadabe ( 06/07/2012 12:38)
ouadrayy leuleu ..nahazo fafiny indray ialhy ra andrywui dia mi drible bol irery a...

fa iza ikalsoary ? i F ihany ve ? sa i m v ? tsllleuleu
34. andrywui ( 06/07/2012 16:50)
an an an fannn be amle fikafikandry kalasoary = m.... eto elah bainn a !! -

tena kozy marna ty koziko ty a! - kalasoary , zazamaroroka ,ngaila = IP iray !! mazava iny ...

fa i fafane less hainlah tsara izy a !! - tena serieux zan aa
35. dadabe ( 07/07/2012 09:28)
izale fafane leuleu ..??

diaiza le Fiffi nokozin ialahy leuleu
36. zazamaroroka ( 09/07/2012 05:35)
tena ts kalasoary zan za fa erreur zan,so de maizina ampototry ny jiro ary zai le aza a,ts koboko hatreto hoe iza le kalasoary,fa ra izan no izy,akaik anà iz zan mato IP iray n ampiasainay,aty apesana ity IP apiasaiko ty, maraina iany za no mapiasa azy dia aveo misy mifandimby mampiasa azy ndray aorian'zay, misy sipa be 2 zan ahiako le kalasoary kozinareo kleu,zazamaroroka hafa mitsy a,
37. andrywui ( 09/07/2012 09:09)
ZAZAMAROROKA À. AZA MAPME EE ...TSISY BLEMM TSONY KO ANE FA EFA MILAMMM E
MAFINARITRA LE FIKAFIKAN I TOI RY NGAILA FA NY TSY FANTATRAO DE MANANA DÉTECTIVE HENJANA BE AMN RESAKA IP TSIKA E HUHUHUHH KOBO TOI ZAZAMAROROKA ,SOARY ,NGAILA ,M...... À ! HENDRE TSARA AMZAY SAO MAPIVADIKA BIBY OUL RY KALA À
38. dadabe ( 10/07/2012 02:35)
ho petsa ihany lety elah ty aoriana kely ao a kozz ee.....


bedada anie lty nisy fotoana na ha Roi azy teto t@ resaka hatsikana sy lalao e he he he (2007 io a,


petsapetsaiko eto elah ry bainina hahahah )
39. andrywui ( 10/07/2012 23:22)
ndao ijery 14 juillet bainn a ! aiza elah itako ?? ataovy serieux !!
40. dadabe ( 13/07/2012 14:34)
leuleu asio maina kleu d antsoy aho ee...hitiftra bekx firy ndray amin ny 14 alina leuleu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4724