You are here: home > Forum

Fafana

Lohahevitra : Antson'ny fo
Fitohizan'ny hafatra : Oay le , n'y IP anle ramama vadina karana reraka m...
Valiny : 0
Pejy:  < 1 2 3
andrywui - 09/07/2012 11:24
Oay le , n'y IP anle ramama vadina karana reraka mpanao trano iny ,IP an'i zazamaroroka ,IP an' ikalasoary ,Ngaila lesss nalefan'i akama taty fa gaga ah fa nitovy à ,,tandremo ozy fa oul iray reo aa
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 10/07/2012 04:32
ary ahiko ho petsa ihany elah ity ry bainina
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 10/07/2012 10:23
Ndao less alou bainnn mba ento mirozirozy amle 4x4 nlah iny zahay s batista a , manao rdv eo a chatelet zay mtsamy am jeudi 18h de eo elah raisina ,hand v elah bainnn a ?
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 13/07/2012 16:35
ok masaka e
Valio | Miverina eny ambony
Veloo - 24/07/2012 18:23
dadabe dia tsy miova mihitsy hihihihihih
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 26/07/2012 09:24
Ngah rapika misy fiovana zany ry veloo a ..bandy milay be io
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 28/07/2012 18:52
veloo he he he ...
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 07/08/2012 00:11
gaigy be le detectivako ry bainn fa tonga de nalefany sms speed taty amiko anie taminireo moment ireo le oe !

_ IP iray ihany ny an'i lay madama iry sy ireto e

- Kalasoary
- Ngaila
-zazamaroroka

tonga de oaiaka daolo izy efatra !! huhuhuhuhuhhhhhhh

merci fafane !!
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 31/08/2012 19:05
angaha i F;;;tsy ao ry bainina ??
Valio | Miverina eny ambony
nirinanicolas - 19/11/2015 07:21
Petites annonces gratuites à Madagascar. Visiter www.madapage.com.

Vendez, achetez, louez et proposez vos services sur le plus grand site de petites annonces gratuites en Madagascar : immobilier, voiture, moto, emploi, etc.
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  < 1 2 3