You are here: home > Forum

Fafana

Lohahevitra : Antson'ny fo
Fitohizan'ny hafatra : [img]http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons...
Valiny : 0
Pejy:  < 1 2 3 > 
dadabe - 26/06/2012 06:41
http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/6/65/Aeroflot_Mil_Mi-10_at_Groningen_Airport.jpg

io ny angidina klou tengeno e
Valio | Miverina eny ambony
kalasoary - 26/06/2012 13:04
Huhuhu iza mitaingina angidina dadabe ooooo ento misidina any leitsy io bandy mivika io fa tsy mitsahatra manaratsy olona ato na la na vav fafanewiwiizany lazaiko zany huhuhu. Tadidiko tsara lery nanaratsy an i Hery (physique) io nefa lery no tena nôfa be orony bodabe tongony fohikely fohy ambany ratsy zany ra olona aaa tsisy pitia
Valio | Miverina eny ambony
kalasoary - 26/06/2012 13:55

andrywui
leo anity hadalana ramama manetsika bandy lava ato ty ah less bainn fa mba ampazaoy voniny any alou hanokafana saina sy handinihana konsiansa a aa
. Huhuhu hay ve mba misy manetsika ity bandy nofabe ity e ramama ono ramama zany ramama zany anie ka misy mpitia matoa ramama e ! Fa ilay fafanewiwi bandy efa godraka efa mihotra 40 taona mbola celiba tsy maazo sipa iany tonga any andohany any ilay zavatra de midegany eto sisa ato ! Manaja tena leiretsy fa tsy manaratsy olona ato foana no atao
Valio | Miverina eny ambony
kalasoary - 26/06/2012 13:57

dadabe
http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/6/65/Aeroflot_Mil_Mi-10_at_Groningen_Airport.jpg

io ny angidina klou tengeno e
. Adinoko fa tsy mamaly eto intsony aho fa tsy iady @ adala eto ataoko raraha fa be ny adidy miandry ahy byeeeeee
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 26/06/2012 14:16
hahahaha ... hay ve mba misy vava be otrizan iany e ! zay iray ary vizana isika e ! ..apoakako any amin'ny sobilove sy ny facebook any ny momba an'ity ry kalasoary fa miomana ! vao misy resaka momba ny sarinao mandende any de zah zay !! mazava !!??? alefaso ary ok enao no mihantsy ah voalohany de aita enao !! ny havendrantainao no tsy ahafantaranao ny zavatra soratanao !! lazainao fa fafane ah de ompaompainao ato ! itako eto ny maha vadina karana reraka anao gongar ??.... za tsy mataoatra anao na kely aza ry kalasoary fa miomana afa aita bandy enao !! omeo maina alou less bainn fa hisy vadina karana reraka ipoaka ato oato a !! publié erakin'ny site ny momba anao ry kalasoary !!!
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 26/06/2012 14:19
rerakin'ny ataon'ny karana any kalasolafa de ny mila ady ato !!!

refa tsy resin'ity i fafane de mangina fa tsy za no ilana ady !! andefaso email i hery de anotanio raha izaho no fafane ! mba misia saina fa tsy itoeran'ny satroka fotsiny io loha be io ry andevonkarana aaa
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 26/06/2012 14:31
anotanio hery ka raha milaza i hery fa izaho no fafane de tonga de vonoiko tsisy atakandro eto ny PS rehetra de tsy maketo tsony ah !! anotanio ary afaka mamaly anzay i hery mba ahafantaranity kalasolafa ty fa olona samihafa i andrywui sy fafane !!
Valio | Miverina eny ambony
kalasoary - 26/06/2012 14:34

andrywui
hahahaha ... hay ve mba misy vava be otrizan iany e ! zay iray ary vizana isika e ! ..apoakako any amin'ny sobilove sy ny facebook any ny momba an'ity ry kalasoary fa miomana ! vao misy resaka momba ny sarinao mandende any de zah zay !! mazava !!??? alefaso ary ok enao no mihantsy ah voalohany de aita enao !! ny havendrantainao no tsy ahafantaranao ny zavatra soratanao !! lazainao fa fafane ah de ompaompainao ato ! itako eto ny maha vadina karana reraka anao gongar ??.... za tsy mataoatra anao na kely aza ry kalasoary fa miomana afa aita bandy enao !! omeo maina alou less bainn fa hisy vadina karana reraka ipoaka ato oato a !! publié erakin'ny site ny momba anao ry kalasoary !!!
. Huhuhu karana @ aona aloha e rehefa faninnn dia mitenena !ataovy izay atao fa gasy gasy ny aty tsisy idiran ny karana fa anontanio koa ny ato raha mitovy ny IP ko sy IP ny karana
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 26/06/2012 19:38
aleo HAKA PILASY FA HISY KOMBAKA KLEULEU


OMEO POPCORN ANY KLOU ZAY MANANA FA MBOLA HO ELA NY KOMBAKA VAO HO VITA KLEULEU
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 26/06/2012 20:28
vizaniko ato ty ramama be mamie ngaila ty sannn a ...man et mann ozy rapika zay ty androany .mipotsaka ty vao avelako .voaloany alou sary ...tratra eto ny secret retra oe rzmama tkou sa sipa ty ngaila ty ..mi
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 27/06/2012 11:57
kiii iny klou ny maina raha hi fume elah ee pfoiuiiiiiiiiii pfffffff offfffffff
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 28/06/2012 14:42
olona telo alou zay no naita anle sary ! may te aita anzany kalasoary zany !

tapatsinay daolo ze naita oe tena io toko ve izy eeee?? ... tena izy io tompoko kalasoary io !!!


ze mbola te ahita de mbola afaka mdemandy aty ee omena nareo !!


hahahahahaaaaa
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 28/06/2012 17:55
leuleu tsy hain ialahy ve ny mnao azy mamataka eto e, tahaka io nanaovako angidina io ...zahay mba te ahita fa sao olonaefa koboko ihany kleuleu
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 29/06/2012 00:35

dadabe
leuleu tsy hain ialahy ve ny mnao azy mamataka eto e, tahaka io nanaovako angidina io ...zahay mba te ahita fa sao olonaefa koboko ihany kleuleu
azo apoaka eo izy bainn à fa omeo mdp cyril ndray klou handefaszna azy ..sao mipoka eo le ps ko ra tsy mailo eee elah kou maika aita surprise ry bainnn aa ...soa fa nomen i kalasoary sary manokana ah talou de votairiko tsara ato ...aleo alou bainn omena anze mangataka à ...refa farany izy vo atao surprise b ..
Valio | Miverina eny ambony
kalasoary - 29/06/2012 17:51
Manetsika bandy?????? Mba lazao kely we raha misy vhv ato mikoty na mitory fitiavana anareo??? Mila porofo ny zavatra rehetra , fa tsy kobaka ambava sahala @ lavanify Huhuhu aiza le sariko leityyyy eee ato njay tsis sarin i kalasoary mandende fa ra manana sarin ol nalaina tato sera2 na fb lisany dia avohay ato huhuhu ireny manao maillot de bain na sary miboridana ireny avoaka aaa fa za kounkou mba liana hijery we otran izao ve za manao string kai huhuhu
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 30/06/2012 01:08
kalasoary a !! aaaa le sary talou ireny iany fa tsisy hafa ka !! ampy ireny ! efa navokako teto ny toerana nakana azy de le ty nifontana be teto oe tratrako tratrako ireny !!

- fa le iray efa tena ramama ry ty ry kalasoary kobonay sy rabatista tao amin'ny facebook aa ! tsy ampizinty fa le zandrin'ity vavy iny anie akabean'i batista oa ee !! tao le sarinty anakiray no nosikirin'i batista de napasiny taty oe ty elah bainn raha te ijery voatavo !!

- raha atambatro zany ny sarinty ry kalasoary ankoatra anle nalefanty tamiko manokana tam 2009 iny de misy valo izy ato !

ny tena mahagaga ry ty de le nalefanty taty aoriana ndray tanora kokoa no le nalefanty efa elabe ireny a ! le talou mamie be nef efa tam 2009
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 30/06/2012 01:11
donc efa mamie be efa elab zan ty fa be fikafika fotsiny aaa !!

eny ee tsy koà zany ry kalasoary fa misy bandy mbola te hisavily ao a i zazamaroroka ony ka raha ohatra ka manann de omeko azy ny adresse email nty le vao nanoratako any iny (verifieo) fa misy texto kely any houhouhounnn
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 01/07/2012 16:05
andefaso hafatra atsy ambadika atsy oe lesy zah fa hisy ps koziko an ialahy fa sahala amin ny koboko i kalasoary raha izany kleuleu....
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 06/07/2012 18:54
hahahaha zah ane ol tsy midegà ry zazamaroroka soary ee !! tsy handefa ny sarin'i Mme be any amin'i zazamaroroka mitsy ah fa vao nipoitra ny IP n'i toi de koboko fa odiko fannn fotsiny !!

- aza zah no amidimidy fa efa firy taona no naha admin anle akamako ato ee ...sms iray de tonga eto amiko ny tena anaran'i toi ry ngaila a
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 07/07/2012 11:31
kiiii kozz v leuleu
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  < 1 2 3 >