FAMPITANDREMANA (Avertissement)

1. louloufidel ( 19/06/2012 13:58)
Ny avertissement azo tao anaty orinasa iray ve tompoko dia manan-kery foana mandra-piala ao @ io orinasa io,
sa misy fe-potoana iany ny faharetan'iny
novalian'i sahia ny 03/07/2014 04:15
2. ded.kitty ( 16/07/2012 19:53)
Arakaraky ny orinasa io.

louloufidel:

Ny avertissement azo tao anaty orinasa iray ve tompoko dia manan-kery foana mandra-piala ao @ io orinasa io,
sa misy fe-potoana iany ny faharetan'iny
3. hadji ( 14/02/2013 07:38)
raha fahadisona lehibe dia mipetraka foana io
4. ilafy ( 01/05/2013 10:42)
ded.kitty:

Arakaraky ny orinasa io.

louloufidel:

Ny avertissement azo tao anaty orinasa iray ve tompoko dia manan-kery foana mandra-piala ao @ io orinasa io,
sa misy fe-potoana iany ny faharetan'iny

5. pisoonja ( 23/05/2013 12:16)
Rehefa sazy dia tokony mihatra foana iny fa saingy ny règlement interieur n'ny orinasa tsirairay no tokony hamaritra ny fanafoanana sazy isaky ny voalohan'ny taona
6. ilafy ( 27/05/2013 07:56)

[quote=pisoonja]
Rehefa sazy dia tokony mihatra foana iny fa saingy ny règlement interieur n'ny orinasa tsirairay no tokony hamaritra ny fanafoanana sazy isaky ny voalohan'ny taona
[/quote ny mampalahelo @zao fotoana izao dia le teny hoe kirizy eran'izao tontolo izao nefa anie tsy misy planeta hafa ka lasa any ny vola e! izany hoe ny tiako ho lazaina dia tiany rizareo mpanana atao mitovy daholo ny karama eran'ir=zao tontolo izao ka ra vao mahita irika rizareo dia manome an'io avertisssement io mba hialany ny "ancienete-nao "ao @io orinasa io ka ny fanontaniako hapetrako dia hoe efa nahazo "blame"ve ihanao talohan'io "avertissement io ?
7. pisoonja ( 06/06/2013 08:00)
ny 90% n'ny orinasa no manao io foto-pisainana mampalahelo io satria fantatry ry zareo tsara hoe tsy mifandanja ny offre sy ny demande, ou tu passe ou tu te casse , ny an'ny sasany aza efa ho 10 ans ianao no niasa tao @ société tsy misy anciennete fa miova foana ny contrat , ny fanjakana koa moa @ izay dia manaiky na dia hita aza fa exploitation no iantsoana azy
8. ilafy ( 11/06/2013 15:14)

ilafy:


[quote=pisoonja]
Rehefa sazy dia tokony mihatra foana iny fa saingy ny règlement interieur n'ny orinasa tsirairay no tokony hamaritra ny fanafoanana sazy isaky ny voalohan'ny taona
[/quote ny mampalahelo @zao fotoana izao dia le teny hoe kirizy eran'izao tontolo izao nefa anie tsy misy planeta hafa ka lasa any ny vola e! izany hoe ny tiako ho lazaina dia tiany rizareo mpanana atao mitovy daholo ny karama eran'ir=zao tontolo izao ka ra vao mahita irika rizareo dia manome an'io avertisssement io mba hialany ny "ancienete-nao "ao @io orinasa io ka ny fanontaniako hapetrako dia hoe efa nahazo "blame"ve ihanao talohan'io "avertissement io ?
ny mapalahelo anie ny aty amintsika dia tsy manana zo ny mpiasa fa samy manao 'zay tiana atao ny lehibe ny orinasa ary fantatry rizareo fa sady tsy misy "assedic" ohatrany rizareo any an-dafy ny aty , ny inspection de travail moa dia efa vovidny rizareo vola ka dia voatery miafy foana ny malagasy mba rahoviana re vao mba hiadana isika e! ny hany azoko lazaina hanao dia mifia ra havako fa tsy moramora ny mitady "asa" ka tany ny hazo fa sarotra ny mila e! fa fanambakana be no hiainan-tsika e!
9. sahia ( 03/07/2014 04:15)
Miankina amin'ny reglement interieur an'ilay orinasa ny resaka avertissement, raha toa ka misy ao anaty fitsipika antiny hoe izay mahazo 3 avertissements dia voaroka mandritra ny fotoana iasany ato dia izay izany, fa kosa raha misy ao amin'ny fitsipika anatiny hoe isakin'ny heritaona dia FOANA ny avertissement dia tsy manankery intsony izany ilay azonao raha nahazo ianao ka efa niherina ny taona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1606