mitandrema @reo dokotera sasantsasany ao madagasikara ao.

1. VVSihany ( 17/06/2012 12:50)
NY tiako ambara androany dia momba ireo dokotera specialistes eto amintsika, indrindraindrindra eto Antananarivo. NY tenako moa nipetraka teto foana ary efa nipetraka taona vitsy tany Eoropa koa no efa sady somary zokinjokiny ihany ary efa maro ireo zavatra hitako momba an`ieo toeram-pitsaboana maromaro eto Antana/rivo eto. Maro koa moa ny havana akaiky sy namana izay ...ataoko hoe tsy nahazo ny fitsaboana ara-dalana, ny sasany moa misy maty mihitsy nohon`ny atao hoe 'Incompetence' sy 'mauvais diagnostic'.
Ireo dokotera marihiko eto ireo tsy dis hoe dokotera any @ny hopitaly, fa plus izeny ireo specialiste (Prives) izay atao hoe tokony hanana fahaizana manokana (specialiste en diabetes, gynecologues, dermatotogues, ophtalmologues etc..) kanefa tsy mahay miasa.

Ohatra 1: Mampiandry client. Iza t@ itsika no omen`ireo dokotera Gasy fotoana hoe @'ny 7 tongava eo. Iny ilay tavan-drenin`iny fa 10 heures vao tonga. Ny olona nefa marary, miaritra ny adalanao eo fotsiny.!! Alikanareo ve ry dokotera isany ireo olona marary ireo sa inona?? Any France, na any allemagne, izany mampiandry olona marary izany dia ampy hanaovana 'licenciement' ary faute grave izany any.

Ohatra 2: Ny dokotera eto M/scar, ny maro, dia miseo milay. Asa angamba, mihevitra anao iha anao dokotera no manambony tena io e!! Aiza ve, misy sasany izany, assistante no asiana mibata ny carable i monsieur....dokotera frantsay na amerikana iza no hiteny @`ny assistant-ny hoe 'ty batao lesy e'

Ohatra 3: NY specialiste eto amintsika tsy mahay miresaka satria izao no tenenako izany. Misy izao olona iray marary mafy, mila io olona io hoe mba kaliana ny zavatra lazaina...mila izany 'psychologie' enao miresaka amin`io olona io fa tsy miteny be fotsiny hoe 'enao, tena efa grave be mihitsy io mahazo anao io aaannn...tena tsisy hevitra tsony fa tena tonga dia tsy maintsy didiana!!!' Fa inona aza ity?? KISOA VE NY GASY E?? Enao, raha tena specialiste izany, TOKONY ENAO mahay miresaka aman'olona satria marina fa mila lazaina azy le probleme, fa kosa, mila fikajiana kely (finesse) ilay fomba fanao fa tsy tonga dia aotran`ireny miseo milay ireny.

Point 4 : Maro am`nireo specialiste eto Dago eto koa tena tia mampiseo 'diplome de l`universite de Qch', 'Professeur agrege de l`univerite de qch'. Inona izany fa tsy fisehoana? Ireny diplome ireny anie, afaka atao @ny carte de visite-nao rehefa vita ilay visite-ny clinet e!!Inona no hanaovana an`ireny eo amin`ny vavahady na eo @ porte d`entree...mahay ianao, tsy ny client no hajainao fa ny diplome-be anao no adera eo!!

Point 5 : NY eto amintsika, maro ireo specialiste koa tia mandidy. ON opere dans ce pays pour tout et n`importe quoi!!! POurquoi? Parce que je pense que cela permet a bcp de medecins d`augmenter leur factures!!! Eto amintsika eto, rehefa mijery specialiste, mangalaha foana 2nd avis, ny tsara aza, mijereva koa @ internet ami`nreny site medical ireny, fa tena manampy be koa ireny, en plus izany d`un 2eme avis. Raha hoe misy operation atao indray, de preference, ataovy any ivelany ilay izy, indrindraindrindra moa resaka tumeur, na peration@loha ireny...tena aza atao eto raha tsy hoe tsisy choix anga.

Point 6 : tsy miarahaba fa miavona. Anareo ve efa nahita documentaire ireny mampiseo ireny dokotera amerikana? Jereo ny an`olona, Miarahaba ireo mpitasabo, manazava tsara ilay olana ary mahay tsara izy miresaka aminao fa tsy aotran`ireto specialiste malagasy be diplome nefa tsisy competence faty tay ireto (Tia affaires tay fotsiny sy tia mampiseo azy hoe ambony sy mahay nefa ssshhhh) !!! competence am-body ihany angemba no vitany et encore...ny vadinireo olo ireo aza met tsy mi jouir akorony any!!

Point 7: Tsisy professionalisme: Comme j`ai dit, olona tsy salama no tonga ao aminao, idnraidnray aza, olona ambany moral-ny. Mila izany fikaliana avy aminao fa tsy messages negatives tsy manjary tay ireny no abaokanao eo. Comme j`ai dit, jerevo anie ny professionalisme ireny chirurgien amerikana ireny e!! Cas efa tena grave be tena efa hoe 50% de chance no mety tsy hatafavaoka an`ialy olona fa mbola aina ihany no manambitamby sy mi rassurer hoe 'tout va bien se passer, ne vous inquietez pas'; ny eto rangaho koa 'tena mety tonga dia tsy maintsy didiana'.
Au fait, misy izay dokotera amin`na clinique izay ao tana ao..clinique malaza be izy io @ny fiterahina iren. Io dokotera io koa dia malaza satria mampiseo diplome be ihany koa. NIveau professionalisme, ZERO TAY!!! Olona ampiteraka dia treromony aotran`irey alika ireny N' ALEFFFFAAAA, ALEEEFFFFFFFAA...ALEEEFFFFFFFFFFAAAAAA, hoe tabory ao @ salle. AIZA Ena any france, afrique du sud, canada, Australie, Allemagne, Etats-unis, Norvege no ahita dokotera hitreroana anao aotarn`izany?? Nipetraka ela tao France ny tenako ary efa nandeha toerana maro tao Eoropa fa mbola tsy nahita t@ny hotpitaly tany dokotera manalika aotran`io poivron io aho. NY ralahiko dokotera miasa any Toulouse any fa dia miteny mainao aho fa tena tsy izany ny fomba andraisana olona any ivelany fa ny eto Mdagasikara dia fomba 'kindindreniny' mihitsy no ampiarina.

Izay ny point-ko aloha fa ireto indray no zavatra najoha anay teto M/scar amin`ny resaka dokotera izany.

1.NY raiko - taona vitsivitsy izay - ni consulter ophtalmo teto ar io olona io dia tena specialiste anisan`ny hoe mahay no sady be qualifictions be ireny. natao aza ny 'verre' ka nanao solomaso amin`izay ra papa. Indro aza fa andro vitsivitsy tay aoriana, nanomboka narary an-doha izy no sady fanompanona. Natao ny analyse teto fa aotran`ny niteny ilay dokotera hoe 'mety stress fotsiny no mahazo anao'; naka 2eme avis Papa ka nahita fa ilay solomaso no olana. NIsy mission moa izy ho any an-dafy ka nararaotiny t@ izay no nakany 3eme avis t@ ophtalmo tany. Gaga ara ilay olona io (izay specialiste izay latsaka noho ilay dokotera teto Dago ny diplome-ny) ka nanontany azy hoe :'Mais qui vous a fait ces lunettes?' ary tsy nihino izy hoe olona manana qualification be aotran`ilay dokotera voalohany io no nano prescription izay tena D.I.S.O tanteraka. Izay ny Papako mahita tsisy probleme no sady afaka ilay mal de tete-ny.

2. Ny cousine-ko indray dia maty t@ny taona 2005, mbola 31 taona izy ary ny nanjoha azy dia torana tao an-trano no nahavoa azy. Tena mampalaheo ity nitranga ity satria tonga tany @ny clinique izy io dia consciente tsara. Gaga izahay mianakavy naheno apres operation hoe 'tsy nifoha intsony'. NO natao ny fanadiadiana laalindalina, fantatra fa 'erreur medicale' pure et dure no nahafaty azy ary ilay dokotera io tsy nahafantatra akorony hoe ilay procedure antaony ity agne tsy azo atao @-na olona bevoka.

3. NY ravaviko t@ taona lasa nijery dermatologue teto...olona be diplome koa io olona io. nandritry ny consultation aza, niteny io dermatologue io hoe 'tao misy kyste enao izany satria misy mony'. Nisarotaka aza ny sain`ny ravaviko ary latsaka mihisty aza ny ranomasony. Natao ny analyze....TSISY na Iray aza!!! Ny point-ko dia izao: dermato no specialite anao...inona no hitenitenenanao fahatany hoe 'misy kyste ilay olona' tsy fahaizana ve?? sa toetra alika tay tsy vanona fotsiny tsotra izao hanakorontanan-tsain'olona? sa koa ve.... complot amin`ilay trano fitarafana (malaza be koa io toerana io any Antananarivo any) mba hahazahoan'ireo vola fotsiny; Izany hoe ampitatainana ilay olona dia taitra, dia avy eo manao bilan, manao re consultation, manao echographie...dia raha mbola azo atao aza...operer-na na dia tsy mila intervention aza ilay cas. Sao dia (satria efa maro ny olona niteny ahy an`izay koa) ataon`ireto specialiste GASY KILALAO AZA NY AIN`OLONA ka ampivezivezena fotsiny no sady asiana mandoha vola atsy sy eroa.

4. NY vadiko nanan probleme kyste ireny. Nisy dokotera maro nandiananay ary nisy iray izay mba ataoko hoe tena nahafam-poha ahy satria sady mahay miresaka izy no calme be izany...tsy manakivy anao izany izy fa optimiste be no sady mahay mandray olona (tsy lavitra an' ampasapito ao ilay toerana..malaza be koa). Fa nisy iray izay nandiananay...aahhhh zalaha e!!!! io gyneco iray io tena 1. tsy mahay mandray, 2.mampiandry client efa ho 4 heures, 3. Manao anizay manakivy anao, 4.mampirehareha qualification be eo am-pidirana, 5.mi-coercer anao izy sy mi-convainquiava anao hoe 'atao hono operation'azy io'. Ino marina ity zalahe? Anao ity mboka tsy mahavoa? anao ity mboka milalao ain'olo? Anao ity mboka mihevitry fa Vendrana ve zay no hihino anao?? 6. mampivezivezy nefa tady tsy hanome anao valiny fa eo izy io dia miziriziry eo!! Aiha ve, echographie efa misy ary efa mazava misoratra ao hoe inona ilay probleme, mbola io ihany taborynazy hoe tsy hainy hono, hoe possible hono hoe cancer sns, no sady mbola mampanala pataloa (nefa tsisy akory ecra anatarafana eo akaikin`ilay marary)..asa ange..te hizery boko fotsiny koa angemba ilay taborin'havanio fa tsy ampy vody any an trano any de plus competence, zero, satria tsy !!!!!

5. Nisy olona izay indray, niara lehibe t@ raiko, efa ela ry jareo no mpinamana ary efa niara nianatra mihitsy. Io lehilahy io dia tratarn`ireny diabete ireny ary efa soamry efa grave ilay nahazo azy. Ni-consulter dokotera aza izy tany Antananarivo tany ka nilazo hono io specialiste io hoe 'Tonga dia izay ihany enao dia miditra bloc fa tapahina ny tongotrao roa sinon miakatra @ny vatanao io aretina io'. nanaiky aza ilay lehilay ka natao ny operation. Apres qq mois, lasa tany La Reunion ry jareo nanao vacancy dia nanararaotra izy nano bilan izany. T@io fotoana io, nanontany azy aza ilay dokotera reunionnais hoe 'mais, qu`est ce qu`on a fait de vos jambes?', nazavainy aza ilay cas-ny ary hoy ilay dokotera io hoe 'Mais, on aurait encore pu sauver vos jambes'.....
Ka inona intsony moa no afaka atao...operation efa vita, tongotra roa efa boatry no ny incompetence n`ilay dokotera tany Dago (izay marihao eto fa manana diplome IRAY CHARIOT koa aotran`ireo dokotera maro notanisaiko teo aloha)...tena mampalahelo fa izany o zava misy eto Maagasikara.
...Ka samia tsika mitandriny satria fanapahan-kevitry diso dia mety hanimba zavatra. Mitandrema amin`ireo specialiste milaza anao hoe mahafantatra be ka tady hanosika anao @ny 'operation chirurgicale' (cezarienne, kyste, appendicite mety tsy misy akorony, na zavatra tsy mila intervention akorony nefa lazaina fa mila). Ary ny loza dia ity. Enao, mahita an`ilay diplome be hoe 'urologue na obstetricien diplome de l`universite de XXXX dia mino izay mivaoka an`ny vavany. Ny tenaka moa efa fahy ka sady maka 2eme avis @n'na dokotera hafa, no sady manaova recherche amin`ny internet (yahoo answer ireny, na site doctossimo, na forum medical ireny any frantsa na amerika), na mangalaha avis amin`na specialiste anyivelany raha hoe misy fandiananao any...Araraoty amin`izay na ny bilan, na ny fitsaboana au lieu hoe eo enao nefa ny fandraisana tsy dia mamely, ny competence ny sasany tena eo ho eo ihany (catastrophe aza fa diplome be fotsiny no aderadera [complexe du negre???]) ary ny fanajana olona dia ho an`ny alika. Ino fotsiny no maha dokotera anao rehefa tsy mahay miresaka anao? Aide-chauffeur na taxi-be ireny aza tsy nahita fianarana, kanefa misy mahay mandray olona alavitra noho ireo 'professeur e, sorti de l`universite de anina e' nefa tsy mahavita mi-optimiser verres-na solomaso akorony!! ny sasany izany tsy mahavita manome diagnostic faty akorony nefa efa eo ampelatananay ny elements rehetra!!!! Olo Dondro-tay tsisy hilavan`azy fa paozy ivelany fotsiny ny dilome be sy ny titre be tsisy fotiny!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1757