fitrandrahana ao Ambatovy

1. ledala ( 15/06/2012 20:27)
Miala tsiny fa tsy manana porofo na antotan'isa mazava
- kely dia kely hono ny vola miditra amin'ny kitapom-mbola ny fanjakana Malagasy amin'io tetik'asa io
-lasan'ny vahiny any atramin'ny vitsika no miakatra( misy tuyau mitroka tany amin'ny taona maro isan-tsegondra, ka tonga dia any anaty sambo lasa any avokoa ny vitsika, solika, vatosoa, volamena, tany, .....) Dia misy lavaka be zany ao anaty tany ao, ka raha mihetsaka izany afaka 1,2,3,4,5,...taona?
-ratsy dia ratsy ny vokatra litchi noho vokatra simika aterak' io tetik'asa io
-nanjavona avokoa ny tately atrany amin'ny faritra analamanga...
Ka raha izany no marina inona no antony mbola hamelana azy io hiodina atramin'izao? sa kosa...mampieritreritra. Raha marina izany nahoana ny manapahaizana malagasy, ny mpitondra, ny fiaraha-monina, ny Ray aman-dReny... no tsy mijoro?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1745