Vehivavy mahazaka, fa ny lehilahy tsy mahazaka!!!! vehivahy aho no mandefa eto ny hevitro ka mba vakio ry lehilahy an

1. hanjaris ( 12/06/2012 13:43)
Lazaina foana fa ny vehivavy no mahazaka fa ny lehilahy tsy mahazaka: na fampirafesana io, na revy io, na namana marobe io, na teny mahery na inona na inona e!!! Dia misy ny lehilahy mihevitra fa vato sy vy ny fon ny vehivavy ka mahazaka an izany.Samy nofo sy ra ka mitovy ny ao anaty ao!!!
Fa ity no tena mba tiko ho fantatry ny lehilahy: mety hoe ny statistika mametra fa ny 50% ny lehilahy mapirafy contre 12% vehivavy fotsiny! Fa izao ny vehivavy ra mampirafy, tsy misy mahafantatra raha tsy hoe fanahy iniany aseho angaha ka raha io 12% no officiel, mety hahatratra 70% no manao izany fa ny azy tsy rehareha ny mampirafy.Ny hitako manodidina ahy fotsiny dia mihoatra io isa nolazaiko io fa ireo tombatombako fotsiny an! Tsy hoe hanasoketa ny vehivavy no hanoratako izao satria izaho vehivavy ary tsy mampirafy velively ny vadiko. Fa mba ahatsapan ireo lehilahy fotsiny hoe sao variana ka reefa hanainga haka avion hanambady any lafrantsa na zamerika ny vadinao fa tsy norarahianao (satri mahatanty hoy ianao ny vehivavy) zay vao gaga eo ianao! lol
Ny vehivavy dia mora azon ny fakampanahy ra tsy ampy fitiavana, sy mijaly.Toa anao lehilahy mihitsy.Mety maty ny fitiavan ny vehivavy toa ny fonao, tsy misy hafa aminao lehilahy io ny vehivavy ka raha taitaitra nahita sipa manja eny an dalana ianao, tadidio fa mba efa taitra mahita ireny bogosy ireny koa izy isan andro na tsy mapiseho aza( satria manaja anao)...
Fa mbola sambatra ianareo lehilahy satria manana safidy: ny vehivavy mantsy vitsy raha hisy aza ny hampirafirafy fahatany fa matoa izy miditra amin izany dia manao izany ny vadiny, na mijaly sy voafatotra loatra izy, na tsy maazo fitiavana avy any aminao izy nefa ny hafa vao mahita azy dia mirangorango sy mirarakivy....
Izay no nahasamihafa ny lahy sy vavy: ny lahy entin ny entany(loza ngeh zany e!!! lol) fa ny vavy entin ny fony (loza ihany koa ka!!!)
Ka na lahy enao na vavy mamaky ity dia fantaro fa tsy misy hoe ny lahy na ny vavy foana no mampirafy na mahazaka fa mitovy.
Ny ratsy amin ny lehilahy: tena tsy miraharaha izy fa rehefa hampirafy izy dia tsy misy dikany ny rehetra na fahafambaraka, na tokatrano simba na zanaka hamono tena aza angamba fa ny foza ihany no zava dehibe.
Ny ratsy amin ny vehivavy: tena mahay manafina sy mihatsaravelatsihy refa mampirafy ka tena maloto sy mifamototra ny fiarahana ataony.mahavita manana fiarahana tsy azon ny saina eritreretina ny vehivavy itsahim bady toy ny hoe miaraka amin ny rahalahim bady na raim bady aza. Na koa ratsy noho izany satria ny fo hono ranomafana...
NY METY SY TOKONY HATAO DIA NY SAMY TSY MANAO HADALANA NY LAHY SY NY VAVY SATRIA SAMY TSY MAHAZAKA KA SAMY TSY MAITSY HO RATSY NY TOHINY.
Misaotra naharitra namaky
2. m.i.s.a ( 12/06/2012 16:44)

hanjaris:

dray !! dray !!! dray !!! ny vehivavy iza loaha zany ? Vehivavy iray indray ve no fantatrao nanao an'zany dia ataonao hoe "ny vehivavy" ?

Maninona raha lazaina hoe "misy vehivavy"

ianao io nga psy ? sa efa tratra dia lazainao hoe ny vehivavy ?

izaho koa vehivavy mamaly anao eto nefa tsy ekeko ny filazanao ny momba ny "vehivavy"

eny e ! miankina @ hoe NISY na MISY !! aleo atao mazava ny resaka. Fa raha lazainao hoe NY VEHIVAVY dia lasa bambaray io nefa tsy marina velively ny lazainao.
3. mirananirina ( 12/06/2012 17:13)

m.i.s.a:

Marina mht ny tenin'i misa io!!!marina fa misy ny ratsy ,misy koa ny tsara,
misy tokoa ny vhv mahavita mamadika toa io lazainao io(mampirafy azy ny vadiny dia ny vadin'ny anabavin'i rangahy no niarahany mba hanaovany valifaty angamba) fa amiko aloha dia maharikoriko na mahatsiravina izany ,dia tsy mitovy @ izay ny fisainako,ny ahy fotsiny raha vao fantako hoe sipan'ny namako na havako na olona haiko dia tsy miditra mht aho!na efa nisaraka aza ry zareo ohatra!
Ny lehilahy ihany koa misy mahavita koa,niaraka t@ ny reniny dia avy eo ny zanany(ary lasa vadiny sy niterahany ny zanany)nefa betsaka koa no tsy tia izany
4. hery ( 12/06/2012 17:43)
Ny itovizako hevitra aminao sy handraisako ny zavatra lazainao dia ilay hoe samy tsy mahazaka. Samy mijaly rehefa ampirafesina na lahy na vaavy rehefa tratra.

Tsy inoako kosa hoe betsaka ny vehivavy hanao an'io fomba lazainao io, hamaly faty toa izany. Marina fa efa tsy mandefitra intsony ny ankamaroaan'ny vehivavy fa fomba hafa no anehoany izany, ary fomba tena maahomby sy atahoran'ny lehilahy... ohatra hoe fisarahana sns.

Izaho mbola resy lahatra hoe mendrika ny vehivavy.
5. vony501 ( 14/06/2012 06:25)
Na lahy na vavy rehefa ampirafesin'ny vadiny, tsy mahatanty foana. Na efa samy mampirafy sy mifankafantatra izao aza fa samy manao, marary fo foana raha tsy hoe efa mieritreritra ny hisaraka angaha.
6. mirananirina ( 14/06/2012 17:42)
Marina izany mendrika izahay vhv !Ianareo lhl koa mendrika ;)
7. Ninih80 ( 15/06/2012 10:39)

[quote=hanjaris]
Lazaina foana fa ny vehivavy no mahazaka fa ny lehilahy tsy mahazaka: na fampirafesana io, na revy io, na namana marobe io, na teny mahery na inona na inona e!!! Dia misy ny lehilahy mihevitra fa vato sy vy ny fon ny vehivavy ka mahazaka an izany.Samy nofo sy ra ka mitovy ny ao anaty ao!!!
Fa ity no tena mba tiko ho fantatry ny lehilahy: mety hoe ny statistika mametra fa ny 50% ny lehilahy mapirafy contre 12% vehivavy fotsiny! Fa izao ny vehivavy ra mampirafy, tsy misy mahafantatra raha tsy hoe fanahy iniany aseho angaha ka raha io 12% no officiel, mety hahatratra 70% no manao izany fa ny azy tsy rehareha ny mampirafy.Ny hitako manodidina ahy fotsiny dia mihoatra io isa nolazaiko io fa ireo tombatombako fotsiny an! Tsy hoe hanasoketa ny vehivavy no hanoratako izao satria izaho vehivavy ary tsy mampirafy velively ny vadiko. Fa mba ahatsapan ireo lehilahy fotsiny hoe sao variana ka reefa hanainga haka avion hanambady any lafrantsa na zamerika ny vadinao fa tsy norarahianao (satri mahatanty hoy ianao ny vehivavy) zay vao gaga eo ianao! lol
Ny vehivavy dia mora azon ny fakampanahy ra tsy ampy fitiavana, sy mijaly.Toa anao lehilahy mihitsy.Mety maty ny fitiavan ny vehivavy toa ny fonao, tsy misy hafa aminao lehilahy io ny vehivavy ka raha taitaitra nahita sipa manja eny an dalana ianao, tadidio fa mba efa taitra mahita ireny bogosy ireny koa izy isan andro na tsy mapiseho aza( satria manaja anao)...
Fa mbola sambatra ianareo lehilahy satria manana safidy: ny vehivavy mantsy vitsy raha hisy aza ny hampirafirafy fahatany fa matoa izy miditra amin izany dia manao izany ny vadiny, na mijaly sy voafatotra loatra izy, na tsy maazo fitiavana avy any aminao izy nefa ny hafa vao mahita azy dia mirangorango sy mirarakivy....
Izay no nahasamihafa ny lahy sy vavy: ny lahy entin ny entany(loza ngeh zany e!!! lol) fa ny vavy entin ny fony (loza ihany koa ka!!!)
Ka na lahy enao na vavy mamaky ity dia fantaro fa tsy misy hoe ny lahy na ny vavy foana no mampirafy na mahazaka fa mitovy.
Ny ratsy amin ny lehilahy: tena tsy miraharaha izy fa rehefa hampirafy izy dia tsy misy dikany ny rehetra na fahafambaraka, na tokatrano simba na zanaka hamono tena aza angamba fa ny foza ihany no zava dehibe.
Ny ratsy amin ny vehivavy: tena mahay manafina sy mihatsaravelatsihy refa mampirafy ka tena maloto sy mifamototra ny fiarahana ataony.mahavita manana fiarahana tsy azon ny saina eritreretina ny vehivavy itsahim bady toy ny hoe miaraka amin ny rahalahim bady na raim bady aza. Na koa ratsy noho izany satria ny fo hono ranomafana...
NY METY SY TOKONY HATAO DIA NY SAMY TSY MANAO HADALANA NY LAHY SY NY VAVY SATRIA SAMY TSY MAHAZAKA KA SAMY TSY MAITSY HO RATSY NY TOHINY.
Misaotra naharitra namaky
[/
Ny mahavoa antsika olombelona indraindray dia tsy mahay mionona @zay efa nomen'Andriamanitra fa mbola mitady ny tsara2 noho iny hatrany nefa tadidio fa tsy misy ny tonga lafatra koa tsy aleo ve iny efa nekena teo ambony alitara sy nanaovana dina iny no kolokoloina sy hajaina tsara toy izay ho lany andro sy vola sy fotoana @ hafa eo indray e !sady ny tsara koa tsy ho lany izany fa rhf hainao ny mikolokolo sy mikarakara ny vadinao dia ho itanao fa ho tsara lavitra noho izay heverinao ho tsara izy !
8. dadabe ( 21/06/2012 16:05)
kay leuleu ...izay voa mangina kousa e
9. fafane ( 22/06/2012 06:42)
Ka le izy koa refa eto amn serasera de milaza hendry doly fa ny andry Mirana zao efa nohitsahiny ny vadiny, ary za miteny io tsy fantatrao fa mahay anao tsara,azfd alou fa ohatran hanaka azy kely eto aho ry zareo fa mapalergique be maita azy sy Andry miresk ato a,nefa le Andry io nge oul efa ......e, kobaka ambavan- dehilahy???
10. kalasoary ( 22/06/2012 22:54)

fafane:

Ka le izy koa refa eto amn serasera de milaza hendry doly fa ny andry Mirana zao efa nohitsahiny ny vadiny, ary za miteny io tsy fantatrao fa mahay anao tsara,azfd alou fa ohatran hanaka azy kely eto aho ry zareo fa mapalergique be maita azy sy Andry miresk ato a,nefa le Andry io nge oul efa ......e, kobaka ambavan- dehilahy???
. Eto vao tena haiko fa olona tsy mety mahazo an ' i Mirana ity ka jereo ange izay lazainy rehetra fa Mirana daholo e huhhhu olona mikika no adala ity marina!avelao ny zanak'olona rehetra tsy mamaly anareo fa aleo isika no hifanoto eto rehefa ratsy toetra loatra .Mazava hoazy fa hainao daholo ny olona fa admin ianao fa ny fiainan'olona réel tsy hainao akory Mahita ny vavanao zao no mahalerzika ny mpisera eto faadmin tsy mahay mipetra
11. zazamaroroka ( 29/06/2012 06:24)
Mirana a, tiako be ndri, tena tsotra fotsiny fa bandy kely tsy mahay miresaka lava,okey.
12. hanjaris ( 30/06/2012 09:39)
hi hi hi hi!!! misy miaka pofona be! tokony mba mianatra miady hevitra fa manjary cloun beuh! Asakasakareo vehivahy hanaiky hoe ny vehivavy mendrika dia manaiky itsahina hatrany amin ny lohany.Nisy niteny hoe efa tratra i hanjaris: sady mbola tsy nahatratra ny vadiko aho no mbola tsy nampirafy azy koa nefa milaza ny zavatra hitako sy tsy azo hoadian tsy hita. Fa comme on dit: LA VERITE BLESSE dia aleo hodian tsy hita izany toy izay hiaiky.
Ny hevitra navoakako dia tsy mikasika ny vehivavy rehetra, fa mikasika ireo vehivavy voafitaka ka lasa namaly faty.(tsy izaho personellement ihany koa, aoka hazava)Ka aza zatra mandray an tendrony fa majary tsy mety dia avy eo miaka pofona be nareo!
Dia maztou aolo eh!!!
13. Samoana ( 10/07/2012 06:50)
Tsy misy ny tonga lafatra araky ny voalazan'i Ninih80 fa tokony samy hanao ezaka ny couple hanolokolo sy hampirindra ny andavanandrony. Mindrana fehezan-teny vahiny hitako izay aho hamehezako ny tiako ambara (miala tsiny fa teny frantsay!):
"Tandis que tu es occupé à chercher la personne parfaite, tu manqueras probablement la personne imparfaite qui pourrait te rendre parfaitement heureux"...
14. Dreamlover14 ( 08/07/2013 13:47)
hanjaris:

Lazaina foana fa ny vehivavy no mahazaka fa ny lehilahy tsy mahazaka: na fampirafesana io, na revy io, na namana marobe io, na teny mahery na inona na inona e!!! Dia misy ny lehilahy mihevitra fa vato sy vy ny fon ny vehivavy ka mahazaka an izany.Samy nofo sy ra ka mitovy ny ao anaty ao!!!

Fa mbola sambatra ianareo lehilahy satria manana safidy: ny vehivavy mantsy vitsy raha hisy aza ny hampirafirafy fahatany fa matoa izy miditra amin izany dia manao izany ny vadiny, na mijaly sy voafatotra loatra izy, na tsy maazo fitiavana avy any aminao izy nefa ny hafa vao mahita azy dia mirangorango sy mirarakivy....

Avy dia tsy mitovy hevitra aminao aho eto fa angamba exceptionnel ny cas-ko. Efa an-taonany maro izahay no niaraka. Efa nifankahalala toetra be na dia mbolamisy aza ny tsy fantatra. Tsy mbola nampirafy ny vadiko aho hatr@ zao (Dieu seul le sait si vous ne me croyez pas) saingy @ ilay fifampiresahana tsotra sy mivantana dia nanontaniako azy ny fantasme-ny ary noteneniko azy koa ny fantasme-ko. Ny azy dia manao @ lhl beau gosse tsy misy arakaraka. Ny ahy mahita azy na mieritreritra azy manao @ lhl hafa. Nifameno ny fantasme-nay ka nisy fotoana namporisihako izy hi-réaliser ny azy. Noraisiny ho vazivazy ny resako dia nijanona hatreo. Niverenako indray io resaka io volana maro taty aoriana satria ni-presser ahy ilay fantasme. Dia noteneniny mivantana tamiko hoe efa vitany ny azy ny fantasme-ny saingy tsy noteneniny tamiko fa natahotra izy. Tsy tezitra aho, tsy nalahelo fa vao mainka nampiakatra ny fitiavako azy sy ny envie-ny izany. Vao fantatro ny fisian'izay tantarany izay dia mbola nanao firaisana be teo izahay mandra-maraina. Nolazainy fa mbola te hanatanteraka ny fantasme-ny izy @ lehilahy iray hafa ary noteneniko hoe tsy olana izany du moment hoe mijanona ho fiarahana ara- nofo fotsiny ihany.

hanjaris:

Izay no nahasamihafa ny lahy sy vavy: ny lahy entin ny entany(loza ngeh zany e!!! lol) fa ny vavy entin ny fony (loza ihany koa ka!!!)

Teto dia nentin'ny vatany ny vadiko fa tsy nentin'ny fony akory satria efa ela be no niseho io fifandraisany t@ ilay lhl beau gosse niodinany io. Tsy nangatahiko aminy akory na ny sarin'io lhl io na ny fomba ahafantarako azy satria tsy izany no important amiko fa ilay vadiko manatanteraka ny nofinofiny.

Nanontany ahy izy raha te hanana fifandraisana @ vhv ka mitovy @ nataony aho ary notsoriko fa manana izany faniriana izany koa aho saingy ifanarahana raha mety izy. Tsy nanisy olana izy fa miankina @ ireto conditions ireto : Miaro tena, madio, tsy mandao tokantrano, tsy mpandrava tokantranon'olona hafa raha vhv manambady no iarahako ary tsy maharitra ny fiarahanay.

Nanamafy be ny fifankatiavanay izany fifampizarana izany hatreto ary tsy mihevitra akory aho ny hoe hila vaniny na hiady aminy noho izay aventure niainany izay.

Aza lazaina ho tsy mifankatia izahay fa anjaranay izany. Feeling-nay izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3827