navigateur eto Madagasikara

1. lohabe ( 11/06/2012 20:27)
Saika mba hanontany aho hoe misy statistika momba ny navigateur fampiasan'ny malagasy ve?

Ny ao Antanananarivo hono vokatry ny krizy dia lasa kahihitra be ny cybera? Dia tsy misy Javascript sy flashplayer hono?
Dia raha mila Ajax toy ny jQuery hono dia mandoa vola fanampiny ny mitelecharger azy? Dia toy izay hoe ny flashplayer raha hijery youtube?

Tsy haiko fa mba mila fanamarinana kely.
2. Charoumeni ( 11/06/2012 21:22)
Za manokana aloa tsy manana sosokevitra omena anao satria tsy d mhay resaka info loatra fa mba te haneho hevitra fotsiny fa io d fomba efa niainatsika gasy hatram ela "izay tsy hita ny maharatsy azy". Noho ny fiakaran'ny vidim-piainana dia ahena ny zavatra atao mba ho takatry ny ol satria raha apiakarina ny vidiny d manjary so d very ny kil, na mampiasa fomba hafa mba ahazoana tombony araka le oe: "tery omby ririnina ka tsy ahafaty ny reniny sy tsy hahabotry ny zanany". Misy nefa moa ny tsy d zay loatra fa d te hangalatra fotsiny zao. Tadidiko tam mola mpianatra ankatso za, mbola 100 ar ny frais tamzany, mazana taminay namoaka anzany tamzany an. D mapifilafilany taxibe d hatreo anosy ihany hoy zareo, tonga eo anosy izy miantso ndray 67 d lasa double ny frais e! Eny e, hatramzao moa d zany hatrany no ataon taxi be. Ka ngamba otrzay ko no ataon reo cyber reo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5658