TSY MAMELY IO BUREAU FIRAISANA AO Andoharanfotsy a...

1. Blackeagle ( 04/06/2012 08:32)
TSY MAMELY IO BUREAU FIRAISANA AO Andoharanfotsy atsimodrano iO?....SADY INCOMPETENTS, NO MAIMBO, NO MALOTO, NO VORETRA ILAY TOERANA!!!..AOTRANIRENY MIDITRA ANY ANATY FASANA IRENY NY MAKAO! TENA AMIKO IO ..FIRAISANA HO ANY DONDRONA SY NY NY FOZA ORANA IZAY BETSAKA AO ATSIMONDRANO MIHETRY AO!TSY MAMELY IO BUREAU FIRAISANA AO Andoharanfotsy atsimodrano iO?....SADY INCOMPETENTS, NO MAIMBO, NO MALOTO, NO VORETRA, NO INEFFICACE SATRIA MANASAROTRA ZAVATRA NO TSY MAHAY MIASA...KISOA AZA MISAINA NO IREO OLO MIASA AO IREO!!!!!!!!!!?..AOTRANIRENY MIDITRA ANY ANATY FASANA IRENY NY MAKAO!NO SADY MAIZINA, NO MAIMBO. NY OLONA MIASA AO NO MAIMBO ELIKA NO SADY MAIMBO VAVA, NO MAIMBO FROME TSY MAHAVAHA TENA!!! NO TSY AMPY KALY SY MAIVANDOHA, AOTRAN,
'NY MPIAVY AO IHANY...NO SADY TSY MAHAVOA NA INONA NA INONA NO KELY SAUCE NO SADY VORETRA SY INEFFICACES...NY BANDY AO MOA DIA SARIMBAVY NO BETSAKA....NY SIPA DIA SIPA MASISO SY TSY MAHAY MIKARAKARA VADY NO MAJORITE!!!!!! NUL NO SADY DONDRONA NY OLONA MIASA AO NO MAIMBO ELIKA NO SADY MAIMBO VAVA! TSY AMPY KALY SY MAIVANDOHA, AOTRAN,
'NY MPIAVY AO IHANY...NO SADY TSY MAHAVOA NA INONA NA INONA NO KELY SAUCE NO SADY VORETRA SY INEFFICACES...NY BANDY AO MOA DIA SARIMBAVY NO BETSAKA....NY SIPA DIA SIPA MASISO SY TSY MAHAY MIKARAKARA VADY NO MAJORITE!!!
novalian'i kiriah ny 29/06/2012 11:26
2. kiriah ( 16/06/2012 20:31)
Blackeagle : mihetsika njay zay ny adalàn ny lay gaigy lahy ty ! , teo ny gasy rehetra no cible , zao njay ny firaisana Andoharanofotsy , ngo kosa aza mba tokony manao controle any @ dokotera ihany ianao fa mety tena début na maladie mentale le izy , na schizophrène , na dépression . T ' es pas tout seul dans ton corps , t ' as surement un colocataire dans la téte .
3. m.i.s.a ( 17/06/2012 08:59)

kiriah:

Blackeagle : mihetsika njay zay ny adalàn ny lay gaigy lahy ty ! , teo ny gasy rehetra no cible , zao njay ny firaisana Andoharanofotsy , ngo kosa aza mba tokony manao controle any @ dokotera ihany ianao fa mety tena début na maladie mentale le izy , na schizophrène , na dépression . T ' es pas tout seul dans ton corps , t ' as surement un colocataire dans la téte .
MARARY SAINA
4. mirananirina ( 19/06/2012 07:32)
Izaho aloha niaina tao Andoharanofotsy tao nandaniako ny fahatanorako!zany hoe fantako tsara mht.Tsy marina loatra ny fomba fitsaranao azy ireo fa anisan'ny madio sy tsara ny firaisana ao,fokontany angamba no ...eo ho eo.
Ny olana fotsiny dia na aiza na aiza dia tsy manao asa tsara raha tsy manindry vola,nefa io hoan'ny mpiasam-panjakana sasany mba tsy hitenenana hoe ny rehetra :)


NY SIPA DIA SIPA MASISO SY TSY MAHAY MIKARAKARA VADY NO MAJORITE!!!!!

Ary mety miasa ao angaha ny vadinao,iza no anarany sao fantako hihihi!
5. ledala ( 19/06/2012 22:17)
raha marina daholo izany mba inona kosa ary ny fanatsarana , na vahaolana, atolotrao, na ho ataonao ho fanatsarana e? hiandry an'iza indray moa?
6. kiriah ( 29/06/2012 11:26)
Na ho marina aza izay voalaza dia moa fomba entina mampivoatra ny filazàna fa / BANDY SARIM-BAVY , VEHIVAVY MASISO , TSY MAHAKARAKARA VADY ? , ....sns , moa dia tsy manana fomba hafa entina miady hevitra intsony ve tsika eto amin ny serasera ? . Refa avy eo gaga raha opain ny olona .
Mety ho marina hoe maloto lay FIRAISANA , na hoe tsy competant ny olona ao saingy ty blackeagle ity toa ohatran ny zatra MANALIKA GASY ZANY , asakasakareo manaiky ny hanaovany tsinotsinona ny malagasy , fa raha manelingelina azy zany maninona raha mba mitondra anjara biriky manao fanavaozana fa tsy isanandro mivovo eto amin ny serasera eto.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5781