Te hanao hevitra anonyme fa delicat satria resaka tokatrano ahoana no atao amin ilay xxx???

1. hanjaris ( 22/05/2012 13:31)
tsy hampiseho pseudo, ahoana no atao???
novalian'i ledala ny 20/07/2012 21:00
2. mirananirina ( 22/05/2012 13:58)
Toa tsy mety intsony io fa asa aloha
3. hery ( 22/05/2012 14:47)
Tsy mety intsony ny xxx. Afaka misoratra anarana mitondra ps vaovao tsy misy mahafantatra :-)
4. mirananirina ( 31/05/2012 13:26)
Maninona anefa raha mampiseho eh,izaho izao taloha raha mitantara zvt mahazo ny havako na namako dia nolazaiko fa ahy !!Tsy mamorina tsinona fa milaza ny marina
5. hanjaris ( 01/06/2012 12:50)
sarotra iany satria tsy momba ny tokatranoko no mba tiko hanokafako adihevitra eto satria mba mila ny temoignage sy ny conseil nareo nefa mety hanimba zavatra raha misy mahafantara.aleo mitady fika hafa ary e!! merci
6. hanjaris ( 01/06/2012 12:51)
sarotra iany satria momba ny tokatranoko no mba tiko hanokafako adihevitra eto satria mba mila ny temoignage sy ny conseil nareo nefa mety hanimba zavatra raha misy mahafantara.aleo mitady fika hafa ary e!! merci
7. hery ( 01/06/2012 13:06)
Ny fika hafa koa dia manokatra vondrona iray ao amin'ny namana ianao, dia namana vitsy azonao ifampiresahana tsara ihany no ampidirinao ao.
Afaka mandeha amin'izay ny adihevitra kanefa tsy hitan'ny olona hafa.
Mila amboarina fotsiny ilay vondrona hoe tsy vondrona misokatra
http://namana.serasera.org/vondrona
8. mirananirina ( 02/06/2012 15:59)
eny eh,ny tokatrano tsy ahahaka,izaho koa aloha tsy hitantara ny ao antokatranoko eto mht eh,ny taloha aza nanenenako nilaza tantaran'ol mila hevitra amiko aho dia nolazaiko fa ahy :(
nefa tokony ny contraire no miseho,tantaranao dia azonao atao hoe an'ny namanao.
Fa io lazain'i Hery io zany ny mety dia mba hampidiro any @ adihevitra aho lol
9. ledala ( 20/07/2012 21:00)
ankoatry ilay lazain' i Hery io angamba, misy koa anie le " chat " ato e!!! olona voafetra no afaka miresaka aminao, na ihany koa ilay " message perso"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4859