You are here: home > Forum

MITADY AN'I NOUE NDRAY AH ...

Lohahevitra : Antson'ny fo
Fitohizan'ny hafatra : fa na zan na tsy zany alou de mipoaka enao ry kala...
Valiny : 0
Pejy:  < 1 2 3
andrywui - 26/06/2012 14:33
fa na zan na tsy zany alou de mipoaka enao ry kalasoarysolafa a !!...jerijereo any am site rehetraretra any sao efa mandende commentén'ny oul any ny sarin'i kalasolafa !! je m'en fou ..!!!! adalanao ny anao !! zah no nandefa anzay any !!
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 26/06/2012 19:44
OMEO POP CORN ANY KLOU FA LANY LE TEO E...


MBOLA HO ELA NYKOMBAKA KLEULEU


FA ALEO MAILO AMIN NY PLANSE IHANY D ASINA ASIDRA SY PIPITSOKATRA SAO MISY PELAKA MIADALADALA ATY KLEULEU
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 26/06/2012 23:35
alefako amlah bainnn ny sariny zao sy izy tamn folo taona mbola netinety fa mapme be a ...fa vo manaiky ny jono fintany elah bainnn de any anaty rano fa lamba tsy mipasoka no miandry anlah ...fa le pub alefany bainnn mahafaty akoho aaa ..mailo iany leee gaigy ty ....nisaotsaotra anandremantra rabatista ts tafaroboka fa gaigy ane zan bainnn eee ....
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 26/06/2012 23:40
efa tehiteny ny tena anaran'ikalasoary vrai eto mitsy ah io fa vao mamaly farany eo io bainnn de ataoko otran ny nanaovany anah oe fafane ko no ilazako azy eran ny tanana ato oe izy no kalasoary ...miandry isika !!!! ts mbola niteny anty tamle ngaila mitsy ah fa nanaja tsara de mbolacmitady iany de kalasoary ndray nefa ny IP itan i fafane tsaraao ambadika ao mitsy
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 28/06/2012 14:43
ze te ijery ny sariny de signaleo iany ah fa alefako manotolo aminy !! manana sariny kalasoary 8 mihitsy ah ato ! sary lava 5 sary 3 fohy ! -
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 01/07/2012 16:09
mbo ampazahoy atsy ambadika bainina a, andefaso hafatra oaa zah kleuleu...
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 03/07/2012 00:29
efa nalefako any le mijaridina be iny ee !! hohohoh fa tsy misy sary sexy anie less izy fa ireny mijoro be reny le votavo koziko anlah ee

-- fa ndraso ary fa afaka itadiavako ao amn facebook elah raha mila e misy anakiray zay ary mipetraka eo antokotany zay ao misimisy entana izy aminzay sary zay fa somary miforitra hohohohho
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 05/07/2012 02:36
ikalasoary ihany v no f...leuleu
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 06/07/2012 18:55
ahhh !!! non ...tsy i kalasoary mihitsy no i fafane fa i kalasoary efa iny itanlah iny le sariny ee sa alefako ndraipa ve raha tsy tonga ???

fa i fafane less tena tsy izaho fa sipa hafa izy aa ! elah ary mahalala azy tsara ko !! tadidinlah ve izy ee??
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 07/07/2012 11:32
leuelu aleg=fako am lah aoamadika ao ny mailko d alefaso mail fa tsy kopy total aho eee
Valio | Miverina eny ambony
cbd - 07/07/2012 15:50
kay tena ratsy saina otrizao reto dadabe sy andrywui reto !! ts menatra kory mfosa sipa ftsn no atao ato
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 09/07/2012 11:29
Kalasoary ,i vadinkarana =m......., zazamaroroka ,ngaila oa oul iray iany ,azo lah ve eee sary tokana iany zany alefako amlah de izy daolo reo
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 10/07/2012 04:58
cbd - 07/07/2012 15:50
kay tena ratsy saina otrizao reto dadabe sy andrywui reto !! ts menatra kory mfosa sipa ftsn no atao ato


ouadray leuleu ....ratsy saina ahoana ry bainina ??
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 12/07/2012 21:46
aza miala skiva lava less bainn fa refa isika mtsam no kozinlery eo de ereto aa ! ngah elah afak zan fa isik miara-lolo eto !!
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 13/07/2012 16:37
sao d pondro dory koa aza lery leuleu...tsss bandinanakivy beuh leulue
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 13/07/2012 16:49

dadabe
sao d pondro dory koa aza lery leuleu...tsss bandinanakivy beuh leulue
huhuhuhuhh aoka less izy f elah kou ...
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 31/08/2012 19:07
thai Am Et Mann be le resaka leuleu
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  < 1 2 3