MITADY AN'I NOUE NDRAY AH ...

1. andrywui ( 19/05/2012 11:44)
Fa aoana ry letsy a ! aiza elah io e ! maninn ary milentika otrizao e , manary ny akama zany ? nefa mba be iany zay niarahana zay ??


fa inona no antony letsy a ! miandry anlah ny bandy e
novalian'i dadabe ny 31/08/2012 17:07
2. andrywui ( 19/05/2012 11:45)
- zah ane zao efa lasa mpanohana an'i vatofototra be e miaraka ao isika zao !! huh
3. dadabe ( 24/05/2012 08:27)
tsy ampy maina indray bainina leaza a
4. mirananirina ( 31/05/2012 13:28)
hihihi mahita atao,variana mht aho mijery anareo eto
Elaela zany dadabe a
Andrywui ato manimanina an i Noue
5. dadabe ( 02/06/2012 02:03)
eka houahou mirana keliko
6. mirananirina ( 02/06/2012 15:44)
eny hoa dadabeko
7. dadabe ( 02/06/2012 16:16)
vaovao ndriko rahavako ?
8. andrywui ( 03/06/2012 07:10)

dadabe:

vaovao ndriko rahavako ?
. Rahavako patinlah innn rapika dadapaty aaa .aokanlah mirana dieny mbola manaja anlah ah ...zah nga mbola nkitika n sabine nlah le .... Tsssshhh maita ah miantso ani noue lety de mitady hitsaingoka laoka huh ...vita elah bainnn à ...mirana = efa voafatotra io ...mijere hafa
9. mirananirina ( 04/06/2012 10:14)

andrywui:


dadabe:

vaovao ndriko rahavako ?
. Rahavako patinlah innn rapika dadapaty aaa .aokanlah mirana dieny mbola manaja anlah ah ...zah nga mbola nkitika n sabine nlah le .... Tsssshhh maita ah miantso ani noue lety de mitady hitsaingoka laoka huh ...vita elah bainnn à ...mirana = efa voafatotra io ...mijere hafa

mitsaingoka laoka????laokan'iza hono aho??
efa voafatotra tokoa mirana!!! Efa manambady
10. andrywui ( 04/06/2012 10:53)
Eny oa ry mirana ..tsy fatatrile rapika dadabe paty io nga fa efa manambady i mirana ka mbol rahavzko rahavako eo iany .... maty elah bainn
mirana ...mmmh
11. andrywui ( 05/06/2012 17:01)
ouuuuudrrryyyy ... ! kou le olona natsoina ty toa tsary hita fa isika mianakaby no mifanaritaka ato kou !!! o ry Noue a !!!!

O RY NOUE AA aiza elah eee !...


hiditra ato ve sa tsy hiditra tsony e ??? - lazaindry zalah fa i m.i.s.a hono anie i NOUE e marina ve zany rahavako ?? sur kosa fa resaka ny andry le papalapatindraha iny kah
12. dadabe ( 06/06/2012 01:16)

zay vao hitako fa tena mivika kay ialahy ty ry andry leuleu ........hitako moa lasa baranahiny le fitondrana kay olona mivika daholo no manohana azy

hor hor hor hor hor
13. andrywui ( 07/06/2012 11:51)
--hay v elah bainn ntetiitetika an'i mirana e !! houhouhouhou aza manantena anzany elah bainn fa oul matotra b sy hendry i mirananay a reraka eo fona elah !! eo elah de rahavako a rahavako kiiii ....mirana lety milay aaa
14. dadabe ( 11/06/2012 16:53)
ouaray leuleu ...mivika lty elah bainn fa mieritrereta a
15. andrywui ( 20/06/2012 09:36)

dadabe:

ouaray leuleu ...mivika lty elah bainn fa mieritrereta a
ssssshhhh iza ko mou lesss rapika no tsy efa mahalala anlah s ny fitiavana slipo ...fa zao fotsn lesss bainnn aaa ..tazony mirana zan fa tsy olana ...fa aleo Noue hiandraiketako ....de samia miainga ...fa mis hafatra bainnn a jereo eo bagnolet eo akaikinle tour jumeaux reo hono sabine huhuuhuhuhuhhhhhh....
16. andrywui ( 20/06/2012 09:39)
De mitondra hono elah pakoti fa sao elah aids ...zay no afatra ..ts ntellll ah zay ..
17. dadabe ( 21/06/2012 16:02)
ouarayy leuleu ....misy voa elha kleuleu
18. fafane ( 22/06/2012 06:51)
Tena grave le Andrywui fa tena mizdy vevavy mitsy ve??? Tsisy resaka mande amzay izy fa resaka sipa fo a no ataony ato, fa rangitra le Mirana eto, fa i Andrywui sasatra ny mamerina koa, aleo manaja tena oa surtout efa manambady ry Mirana fa itab le anareo, sady efa mifandefa ymail any amn miafina any, efa zvtra gafa mitsy, aiza ary ny vadinao? Fa ny lehilahy ane ka.....

19. fafane ( 22/06/2012 08:11)
Olonz efa manamvadu io ry Mirana a, tsy sangy ny ahy fa tena milaza ny marna, ianao koa manambdy dia manaja tena fa aza ampiresahan'izay olkna tsara vava retra zao de hamaly azy any amn miafina any(email) fa rava2 tokatrano amn tsisy dikany eo ianao, raha tinao holazaiko misy2 ny momba azy.Merci
20. andrywui ( 22/06/2012 11:33)
Fafane ...hay vs i Mme f...... Hay ve enao e haiko ane anao eee...de aona Fafane à ovina mankary ndray e ..sa tsis vola kou ...za tsisy oa a ...aona lundi ? Gidra2 be ...ividiano ao amn patron za..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.2969