o lty rahery a ! ary toa aontsanlah ao amn fb ao ny bandy le ??

1. andrywui ( 23/04/2012 23:36)
Fa no tsisy afatsy zahay sy Enry no ahotsanao ao Amin mur nao ao le ....rah tehanao pub anle serasera enao de fika hafa atao fa tsy bandy no asaviritakanao ao e ...mazava be mitsy ie andrywui sy I enry ....sa hifandona vay ao ve ?? De ze ray laony ao ve ?? Sa de Ho avoaka ao daolo ny lamba tsy vosasa avy ato ???
novalian'i andrywui ny 03/05/2012 10:28
2. andrywui ( 23/04/2012 23:38)
Mba tsy itaranle kozy bainn de fafao io mur nlah misy anay sy enry aotsanlah ao io ....adios fifanajana less rahery fa mbola tsy nikarepoka anlah tao amn fb tao zahay a ....Ho atao tonga any ve izy Ty eee ???
3. ravatorano ( 03/05/2012 07:31)
hahahah
lisany reto less bainnn tena mahalmatsaka anah maitsiny kle hihihih
4. andrywui ( 03/05/2012 10:28)

ravatorano:

hahahah
lisany reto less bainnn tena mahalmatsaka anah maitsiny kle hihihih

slt ravatorano a ! tena ela be enao razoky tsy hita a fa aona le ?? za efa saika hitomany huhuhhh ..de aona ndray zany kofon'ny lakrim zany kle ? - ngah kou de tsy mba nisy mosoara kely tany amin'i zoky tany e , na rano aza defa mety ane e , efa voa koa ah le nasian'i dada ravalo tamn 2007-2008 reny fa rano no nataoko de nlamndamm le manaikitra !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3745