You are here: home > Forum

MIANKAVIA sy MIANKAVANANA

Lohahevitra : Hatsikana sy lalao
Fitohizan'ny hafatra : MIANKAVIA sy MIANKAVANANA
Valiny : 8
zokieva - 23/04/2012 10:05
Teny mety vakiana miankavia sady miankavanana sady miteny tsara ampiasao ny atidoha:

Ohatra: ALA-ASA-MAXAM-ANANA-GAG-RADAR-KAYAK
Valio | Miverina eny ambony
hery - 23/04/2012 13:33
Mbola misy ve? loll

OVA - AKASIKA
Valio | Miverina eny ambony
hery - 26/04/2012 22:39
anilana
Valio | Miverina eny ambony
Tefigasy - 27/04/2012 07:24
lol ----------lol
akofa ------afoka
iva ----------avi
alina ----------anila
anarona ---------anorana
anariana -----------anairana
Valio | Miverina eny ambony
mirananirina - 25/06/2012 09:32
maxam izany angaha inona no dikany
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 02/07/2012 16:35
misy anaran olona :anarim ato am serasera d misy koa ny mirana
Valio | Miverina eny ambony
ral_ - 22/09/2012 13:15
salama aby ô
ireto misy roa mahafinaritra faiany hoe tsy kôtiana ny espace:

"elu par cette crapule"
?"eh ca va la vache"?

mba misy mahatadidy ve kilalao fanao tamin'ny machine à calculer izay fahiny raha

amin ny teny malagasy izy manomboka amin'ny hoe:

"misy bandy 3 lahy," :dia mitendry 3 amin ny machine ianao misy operation +na -na x
" teraka tamin'ny 57" :+57 sa x57?
" tao amin ny 67,"
"dia nanao plus plus"
"hay izy ireto couple couple,"
handeha ho ai za ary izy ireo? dia ny valiny hoe :173714
avadika ny ecran (caractères lcd émachine à calculer no tena mety)

ary misy teny frantsay koa ka ny valiny dia hoe "3538 3773"

misy mahatadidy ve?
misaotra.

Valio | Miverina eny ambony
ral_ - 22/09/2012 13:17