You are here: home > Forum

Aza manaja frantsay rehefa tsy hajainy

Lohahevitra : Antson'ny fo
Fitohizan'ny hafatra : Aza manaja frantsay rehefa tsy hajainy
Valiny : 8
Blackeagle - 14/04/2012 14:45
alama daholo,

Ny tenako moa dia malagasy tsotsotra fa mahita fa ireo vahiny (indrindradrindr ireo Frantsay) eto amintsika dia diso manararaotra Gasy loatra. Jerevanareo izao @ireny orinasa ireny, mba lazao ahy hoe aotrinina ny karama mensuel omen`ireo an`ny Gasy, kanefa izy ireo dia mahazo karama havo be, na dia tsy manana diploma aza, noho izay maha vazaha azy fotsiny. Marina ve izo lazaiko izao sa tsy marina?
Noho izay, betsaka izy ireo milamina sy mihaina eto @ `ny tanin-tsika eto, en lartie izeny satria itsika Malagasy koa diso mi se laisser faire loatra.

Raha mba vitan`io difference de salaire io moa ila olona fa mbola misy koa sasantsany @ireo vazaha ireo diso manambony tena ary loza ara, fa mbola manalika Gasy koa. Jerevo fotsiny ny fangalana visa etsy @ ambassade etsy io e...fa dia aotran`ireny kosoa ireny ny gasy anaovany azy. Eo encore, misy olona eto hiteny hoe normal io. Bon, iny moa samy manana ny fijeriny, ga ny ahy kosa, dia ataoko hoe.AZA MANAIKY HO ATAON`IREO FRANTSAY ireo isika eto gasikara eto fa Gasikara anie...NOSY-TSIKA!! Marina fa hoe mafy ady isika, fa tsy izany akorony no tokony hileladelahina @ireo vazaha vizana tsy mahazaka fihainanan any Eoropa ireo, dia mba eto no miseo hoe mba ambony hono nefa fatin`olona SDF ary no sady Bac na bac+1 ny diplome!! Angamba 5 na 8% no Frantsay hoe tena manana ny maha izy azy eto dago eto, fa sisan`izay dia valaka daholo!!

Ny anhy aloa dia tsy manaiky ahy fa na eny an dala na aza, rehefa misy vazaha miseo milay manao be loha manambany gasy ireny, tonga ny ahy dia hanaovako "Compliments" @ tanana (fantatrao angamba no tiako ambara , sa...?). Rehefa tsy izay, dia tonga dia teneno mihitsy face a face fa aza mifezaka izany. Tonga manaova aotran`nhy hoe 'espece de conard', na 'couillon', ary raha miseo miteny eo, valio hoe 'la Frantsa sy ny frantsay, paopiko avy ato ariana' (traduisiavo @ teny vazaha io fa tena maneno tsara mihitsy).

Par contre kosa, raha manaja anao ilay olona, aza atao an`izany fa manjary tsy mety. NY ahy izany, ity ny politique-ko. SAMY MIFANAJA na SAMY MIFANALIKA!! voila!! ary koa aza adino fa Tsisy mahamenatra an`izany maha Malagasy izany tompoko!!! Tsy hoe vazaha ireo dia ambony fa ireo aza dia olona maivana tsisy aotran`ireo
Valio | Miverina eny ambony
Enry - 14/04/2012 15:26
Aza manaja italiano rehefa tsy hajainy
Aza manaja malagasy rehefa tsy hajainy
Aza manaja sinoa rehefa tsy hajainy sns...

Mitovy daholo rehefa olom-belona eeh, misy olon-dratsy dia misy olona-tsara.
ka fidio izay olona tianao hajaina..

tsiky dia ampy
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 14/04/2012 18:16
ka ilay frantsay mihitsy anie ry Enry no tena tsy mamely ee
Valio | Miverina eny ambony
Enry - 14/04/2012 19:13
Eny waaa!! fa misy koa ny canadienn, malagasy, comorianne sns.. tsy mamely ah!! tsy ny frantsay irery ihany lol
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 18/04/2012 23:16
zah alou aleoko frantsay e ! ...hanary vady ah zany ?? huhuhuhuhhh tsy izy rehetra no ratsy e !!zany oe poretin'ireto tavaratra sy maizina ireto ny moralindry zareo de lasa otran'ny miavona sy mihatakataka zan izy !! fa vao mifandray aminy tsara enao de tena olona faranze tsara reo !!!
Valio | Miverina eny ambony
Enry - 19/04/2012 13:51
andrywui> tena marina mahintsy io tenen-laah fa tsisy diso huhuhuhuhu
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 21/04/2012 12:39
fa ny tena marina kou alou de izao e , vao mifandray aminoul iray enao de tonga de kobonao oe hifanaja amiko ty na hifanamamo amiko ty ,,, de arakarakizay kou ny isan'ny lambamena ,izay isan'ny zaza maty iany
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 16/05/2012 17:36
faly ndray ialah ry bainina fa nahazo 19 a
Valio | Miverina eny ambony
Tiakobe - 11/04/2013 14:57
De ohatran'ny mahalasa saina be ihany ilay resaka fa toa mitovy amin'ilay gasy miasa any Cowete ihany ilay izy: misy ny milaza fa tsara sy mahatamana ny any, tysy vitsy koa anefa ny milaza fa nalikaina sy nampijalina sy novonoina; Vokany dia mataohotra ny sasany handeha de ny hafa indray mampirisika sy mikarakara sady manambitamby ary de manao anonce amin'ny télé mitsy dia tsy hay tsony hoe........................................................ fa za milaza fotsy hoe samia lava velona dia izay mahasoa katsahan'e! OK
Valio | Miverina eny ambony