Fa maninona no fafana fôna ny sariko é!

1. Djhamhal ( 11/04/2012 05:27)
bjr daôlo ! fa inona kay no antony hamafan ' i Ralay ny sariko ! nefa mino aho fa hita ao ny endriko ! tsy mamoa fady ny sariko ! tsy azoko ??? mba afaka manazava ve ny tomponandraikitra ??? misaotra mialoha !!
novalian'i andrywui ny 15/04/2012 19:56
2. hery ( 11/04/2012 07:41)
Sary ankoatra ireto sarinao ireto ve?
http://namana.serasera.org/album/asehoy/a4ac55fa64803a

Sary hafa nampidirinao oviana?
3. Djhamhal ( 11/04/2012 10:12)

hery:

Sary ankoatra ireto sarinao ireto ve?
http://namana.serasera.org/album/asehoy/a4ac55fa64803a

Sary hafa nampidirinao oviana?

ié reo miitsy ka !!! fa tsy teo reo tam maraina fa ity no hafatra azoko tam maraina : nofafan'i Ralay ny tahirintsarinao ! mahagaga be an !!!! tsy azoko miitsy ???????
4. hery ( 11/04/2012 10:25)
Teo foana ireo ka.

Mety hafatra mikasika sary hafa efa nofafaina ela io hafatra azonao io.

Mety tsy hitanao ny toerana misy ny tahirintsarinao.
5. mirananirina ( 11/04/2012 13:31)
Indrai2 kosa mety tsy hitan'i Hery ny zvt ataon'ny sasany!moa indrai2 koa mety miova2 sns...indrai2 mety problème ny site!!!
Ohatra efa nahazo ahy ity :Tsy azonao jerena (tsy mahazo alalana hijery)io sary io hihihi,nefa sariko ihany ary za ihany no nampiditra azy,de lazaina fa tsy mahazo mijery !Indrai2 angamba misy manipulation tsy miady!Tsita fa mafy ny fikarakarana sy fandaminana azy ity ka dia mazotoa
6. andrywui ( 15/04/2012 19:56)

he he he !! vao manaomboka ny misere n'ny djahamal !! mahereza e

misy manamboatra ny sarinao fa tsisy matotoa zany !!

mety silaka be zao ry tazy de naverna speed ny risan'i toi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3303