Lalana mifehy ny Karama sy ny mpiasa

1. haremi2 ( 04/04/2012 13:51)
Miarahaba ô,
Hono oa, malaza be hoe tsy azo atao ny mampidina ny karama sy ny catégorie ny mpiasa iray raha tsy hoe "mesure disciplinaire".
Mba te ahafantatra hoe aiza ny texte milaza izany?
Inona no azo atao raha iharan'izany?
Misaotra mialoha ho an'izay afaka manome lien na doc mintsy.
novalian'i pisoonja ny 14/06/2013 12:51
2. naritsimba ( 05/04/2012 08:54)
Jereo ny Code du travail e! na manantona Inspecteur du travail, raha eto Tana ianao dia ao Antsahavola no misy azy.
3. ded.kitty ( 14/05/2012 02:23)
Olona tsy misaina ary mbola tsy nibizna izay niainany no nametraka an'izany lalana izany raha misy.

haremi2:

Miarahaba ô,
Hono oa, malaza be hoe tsy azo atao ny mampidina ny karama sy ny catégorie ny mpiasa iray raha tsy hoe "mesure disciplinaire".
Mba te ahafantatra hoe aiza ny texte milaza izany?
Inona no azo atao raha iharan'izany?
Misaotra mialoha ho an'izay afaka manome lien na doc mintsy.
4. pisoonja ( 14/06/2013 12:51)
Tsia tsy azo atao velively ny mampidina karama n'inona antony , jurisprudence izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0983