LTP mahajanga:mpapianatra 2 mpanadala tovovavy

1. reggae11 ( 28/03/2012 05:28)
mitokona ny mpianatry n lycée technique mahajanga,str mitaky ny fandroahana ireo mpapianatra suppléant 2,izay mpanadala ny tovovavy ao am ty sekoly ity.Mba mendrika ny ho mpapianatra ve reo olona reo?saody mb alahelon kanina ny an reto mpianatra e?
novalian'i reggae11 ny 29/03/2012 17:06
2. hery ( 28/03/2012 06:42)
Firy taona ireo mpianatra "nadalaina"? Feno taona ve?
3. mirananirina ( 28/03/2012 12:09)
Tokony jerena tsara aloha sy hadiadiana izay vao manaraka ny tenin'ny sasany fa misy manko fialonana fotsiny dia amoronana atsanga tsy aman'orana rht izao!Za efa nahita ohatra an'io t@ andronay terminal t@ zay dia ilay namako môla be t@ prof mathématique-nay,nataony daholo izay fomba rht ahazoana azy(mbola celiba ilay prof)!fa tsy niherika taminy mht io.Iny @ izay ary fa nolazainy fa niviolé-ny ilay prof izy de romotra daholo ny mpianatra sy ny mpampianatra,de voaroaka ilay prof.
Tsy zakako ary tsy tantiko ilay izy satria fantako fa mandainga ilay namako moa mahay mampianatra be ilay prof dia nahagaga ahy hoe nino daholo ny ol.
Nanana sipa @ izy izy 2 volana taorian'io de vasohako teo imaso hoe dainnn,atao ina koa sisan'ny prof io,romotra i kala ka nivazavaza hoe taiza nisy izany fa noforonoko sns..........adinony fa nisy ankizy 4 izahay teo,dia tratra ny nafenina
4. reggae11 ( 29/03/2012 17:06)
ts fantatro ndray ze tena fandehany ao e,f hoatr n'io filazako io no filaza ny radio azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1593