sera2

1. Enry ( 25/03/2012 14:31)
Serasera angaha tsy mamorona fiesta intsony amin'ity taona'12ity?? sa sahirana amin'ny ara-bola??

Mba asivo kôzy eh^^
novalian'i dadabe ny 24/06/2012 09:36
2. hery ( 26/03/2012 10:51)
Ny sera2 tsy mbola namorona fiesta ka :-)

Raha misy mpikambana vonona hikarakara fihaonana de toude tairo.

Tsy misy vola miala sy miditra aty ny fikarakarana an'zany fa samy manao :-p
3. ravatorano ( 27/03/2012 05:30)
hihihih sahirana amin ny ara bola ahoana ary hihihihi
tsy mandeha amitsika io resa bola io fa rehefa te hanao fiesta d mifampiantso d mifanaraka sy mifapiady hevitra d tonga d lasa ! :-D
4. Enry ( 27/03/2012 06:55)
Tairo asivo fiesta guapa indray ary e!!
5. dadabe ( 24/06/2012 09:36)
aiza leuleu ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1958