Firy ny taoambilany?

1. Enry ( 25/03/2012 10:35)
nanjono vincent, 120 no azony, firy ny taoambilany?
novalian'i ledala ny 17/06/2012 20:42
2. hery ( 27/03/2012 08:44)
raha ny tahom-bilany no anontanian'ingahy dia 2 :-)
3. Enry ( 27/03/2012 14:21)
trondro 120 ve no azony de ny taoambilany 2??? bravo hery;-)
4. vale ( 30/03/2012 08:41)
hi!hi!hi!hi! tsy ratsy indray iny annn..
5. andrywui ( 19/04/2012 21:00)
fetsy lahy hery e !!! zay no mahasefo azy !! PREZIDA Direktera Jeneralin'ny orinasa serasera.org

6. ledala ( 17/06/2012 20:42)
eritreritra mandalo izany, tsy mihinana izao ny trondro fa mangitsy ny andro
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3937