itanareo oa ,fa tsy mitongilana zany ny Fanjakana sy ny Mpitsara fa tena mande mahitsy tsara !!!

1. andrywui ( 23/03/2012 11:36)
- rehefa vandana de kary !! .. ka hita zany zao fa tsy "kary" i Pr damomo sy le sipa kely zanany fa tena "saka" aradalana zao kay de navoaka izy mianaka ary afaka niriaria tsara eny anivon'ny velona !! - fa tsy oe rehefa zao de tsy maintsy zao ,,porofo iray itan'ny rehetra mihitsy zao fa rehefa itan'ny mpitsara zao fa tsy de mitombina na tsy mitombina de afahana tsara na de adva aza !! - tsy ankanery politika kou !! iza zao no nanao "notam" an'i pr raymond oe tsy mahazo mivoaka ny antanimora ?? tsisy fa afaka soa amatsara izy tompoko !!! ...

hendry ny fanjakana !!!
2. andrywui ( 23/03/2012 11:39)
- nefa ny tombatombandry le le mlamn sy ry le locl sy ry mme misa defa oe esssyyy ..! paingotra ao i pr raymond e tsy afaka tsony iny fa efa no signalé na ny mpitsara hipaingotra azy ao !! aiza kou anefa zao ze eritreritrareo marina eo ?? - afaka izy mianaka !
3. mirananirina ( 29/03/2012 07:07)
tsara izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3086