You are here: home > Forum

CONCERT ACOUSTIQUE : Bodo, Luk, Mahery, Nini Kolibera

Lohahevitra : Fety sy fihaonana
Fitohizan'ny hafatra : CONCERT ACOUSTIQUE : Bodo, Luk, Mahery, Nini Kolibera
Valiny : 0
lizabeth - 22/03/2012 13:23
Aza adino :

Zoma 23 martsa 2012 manomboka amin'ny 9 ora alina
103, chemin de contre halage
94 500 CHAMPIGNY SUR MARNE

Voafetra ny isan'ny toerana koa fandriho ny toeranao ao amin'ny :
06 70 87 95 54 na 06 43 79 32 72

Ny sabotsy 31 martsa 2012 : AVIGNON
1665, route de Carpentras
84170 MONTEUX
06 15 08 21 66


Valio | Miverina eny ambony