sombitantara lezoka

1. milamm ( 20/03/2012 20:29)
nahavariana ahy iara-zaraina
http://www.youtube.com/watch?v=9F-HNVKK4NM&feature=related
novalian'i dadabe ny 25/07/2012 07:58
2. hery ( 21/03/2012 08:16)
Misy gasy ao anatiny


Part 1 :


Part 2 :


Part 3 :


Part 4 :


Part 5 :


Part 6 :


Part 8 :


Part 9 :


Part 10 :

novalian'i hery ny 20/03/2012 23:45
3. milamm ( 21/03/2012 14:07)
saotra ra hery a, vafana no itako nahatonga nandefa io tsy anarany akory aza iofa lezoka, efa saika nanao capsat ko aza ny FFL anongana sy amono an'i de gaule 59-61 fa tsy tafa
4. mirananirina ( 21/03/2012 16:23)
Mahavariana ireto izy ,nefa de haiko tsara mht ny fiainana miaramila,fijaliana sns...
5. milamm ( 03/04/2012 13:15)
mirana, hainao tsara ahona enao nga efa nanao rasily sa bodika? lol
6. kiriah ( 04/04/2012 14:54)
Misaotra betsaka amin ilay " partage " e!, latsaka kely mintsy ny ranomasoko nijery an i Vafana ary amin ny faraparany , ndre!!!! mihinana an ilay mofo kely , ny maso amin izany mavo ny harerahana sy ny aretina ,nankarararirary kely ny foko mintsy . Mbola tsy hitako ty reportage ty.
7. milamm ( 06/04/2012 00:26)
fanampiny kely sady miera no mizara za raha milaza fa arahabainay eto @ serasera i vafana nahazo ny kepi blanc, ny mpiaraniofana taminy de efa nanana traikefa sy gabany dolidoly raha mihoatra aminy manana fikirizana mahate idera izy vitanlery ny ketsa... niofana ho miaramila miatrika ady mivantana ho frantsa @ reo fahavalony mivantana na ankolaka, any ivelany foana ny operaka alohany idirany tafika antanety ampandry tany @ reo firenena zanahany taonjato maro nifandimby, taona maromaro ozy ny tsy nahay manisa no nisiany lezoka (1831 ka hatr@ zao) noforoniny ilay mpanjaka Louis Philippe, Alzeria, Djibouti, Mayotte sns

kiriah tsisy fisaorana fahafinaretana ny mizara,

mirana, azafady ra nahitsy be le teniko fa nanala fotsiny t@ iny
8. mirananirina ( 06/04/2012 08:10)
milamm,maninn manao azfd??tsy misy mahadiso anao mht na kely aza ka!!tsy mahatezitra ahy raha izany,ny ahy ny mahatezitra ahy dia olona mamorona sy mandainga ny momba ahy!!!akoatra izay tsy mampaninona ahy mht.Raha t@ andronay no nisy miaramila na gendarme vavy dia izaho no voalohany!!saingy tsy nisy afatsy polisy!Izao anefa efa misy tsara.Tiako ny fiainana miaramila,betsaka ny miaramila manodidina ahy!!!Ary betsaka ihany koa ny zvt fantako momba izany.hihihi..
9. milamm ( 07/04/2012 12:38)
hay ve ok, hafa mihitsy le fiainana miaramila ka na dia tsy nahasarika ahy manokana aza
10. andrywui ( 19/04/2012 21:03)
milay ny miaramila ka !! efa nanao miaramila 6taona ah ary nijanona tamin'ny 2008 fa mahafinaritra ny fiarahana amin'ny namana promotion iray aminao !! fa ny legionnaire no tsy haiko , fa mety misy fanavakavahana ataon'ny tavaratra no tsy laniko '(efa reko zay )
11. dadabe ( 25/07/2012 07:58)
zah kolonely dadabe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9256