kibo avy niteraka

1. fidelite ( 02/03/2012 11:59)
Te-hahalala aho hoe inona no atao mba hampihenana ny kiboko? mitarazoka be le izy nefa efa t@janvier za no teraka.
novalian'i bibidia ny 22/04/2013 11:15
2. sitlo ( 02/03/2012 21:24)
Kaly sy kotrana madinidinika.

Anana, vary, hena
3. m.i.s.a ( 03/03/2012 18:50)

fidelite:

Te-hahalala aho hoe inona no atao mba hampihenana ny kiboko? mitarazoka be le izy nefa efa t@janvier za no teraka.
misy resty ny atao hoe réeducation périnéale ! ny gynéco nanaraka anao ihany no afaka milaza anao rahoviana no afaka manomboka hanao an'io.

misy séances de kiné atao, raha aty ivelany aloha dia droit io fa raha any Mada indray no tsy aiko.

manantona ny gynéco dia hanontanio izy. Haingana dia haingana dia afaka io raha manao an'ireo séances any @ kiné io, dia avy eo arahina moramora ao an-trano @ rythme nao ianao avy eo.

mazotoa e
4. fidelite ( 05/03/2012 12:34)
Misaotra e. ny maternité aty aloha de vitsy angamba no manao an'izany, tsy manana cabinet manokana ny ankabeazan'ny ginéco fa miasa amin'ireny.
Fa tsy mba misy astuce kely kosa ve avy aminareo izay efa mba nanao ? ankoatran'ny hoe kotrana sy kalikaly madinika (izay ataoko afaka kelikely foana). tena mitarozaka le izy ka na ramose aza itako kivikivy mihitsy rhf isafo2 ana :-D
5. fiphie ( 16/03/2012 19:56)
ny ahy aloha mba natoron'Neninay ahy dia ny tsy ipetrahana ela be loatra fa manjary mifotetaka be ono le kibo (@ le enao mipetraka foana eo ambony fandrina iny zany ono no mahatonga an'le kibo ifotetaka),itako mba nisy fiovana kely ihany aloha ny kiboko nony tsy dé mifotetaka mipetraka foana ah e!. Ady gasy io an!. Mba hososory reny menaka mampahia reny koa ny kibo fa ts'masser'na an!, hosory fotsiny!
fidelite:

Misaotra e. ny maternité aty aloha de vitsy angamba no manao an'izany, tsy manana cabinet manokana ny ankabeazan'ny ginéco fa miasa amin'ireny.
Fa tsy mba misy astuce kely kosa ve avy aminareo izay efa mba nanao ? ankoatran'ny hoe kotrana sy kalikaly madinika (izay ataoko afaka kelikely foana). tena mitarozaka le izy ka na ramose aza itako kivikivy mihitsy rhf isafo2 ana :-D

6. fidelite ( 22/03/2012 10:40)
misaotra fiphie a.
7. vale ( 31/05/2012 16:01)
Manaova abdominos foana fa aiza no tsy ho fisaka io ny farany?! aretina itovizantsika sy enao io kibo avy teraka io, za izao manomboka manao matetika mihintsy, inona no produits tsy efa nandramako??? tissus spécials ventre plat, thé spécial ventre plat, gel, fa nandamoka dol, zao za izao manomboka abdominos fa efa hitako sahady ny effet-ny.
Fa izany eo ihany fa rehefa avy teraka anie omen'ny Dr scéances-na abdominos ianao eee, izany ataonao any @ Dr ilay izy, fa zà moa tsy niraharaha an'iny dia izay no nampisy kibo ahy, ny fantatro koa ny vehivavy Malagasy rehefa avy teraka dia asina lamba eo @ kibo ary fehezina tsara mba hiverina ho plat indray ny kibo, misy aza mbola tsindriny biriky mafàna eo ambonin'ilay lamba iny. Ataovy abdominos fa efficace iny e, ataovy tsikelikely alou @ voalohany, dia ampitomboina tsikelikely , raha ataonao mafy be loatra koa hono izy ireny dia mety hanimba ny utérus, ka mety tsy mampi-teraka intsony, euuuh, hono an, fa tsy fantatro alou io farany io na tena marina na ahoana.
8. danbal ( 14/07/2012 22:42)
tena tsy hainareo le izy, mba henoy ihany ny antitra rehefa miteny fa zay le mahavoa antsika tanora @ zao fotoana, tsy mba mihaino. Zavatra tsotra izany, Mamanay no nanoro an'izany, rehefa le vo avy teraka 2 andro iny de bandina ny kibo, fehezina e, zay de vita, tsy esorina mihintsy io bandy io na hivoaka ny trano aza enao fa dia avela ao foana, mandro enao, rehefa avy mandro de averina apetaka ndray le bandy, somary mi-gener aloha le izy fa tsy maninona, hitanao eo ihany ny vokany fa afaka 1mois de hitanao tsara, fa za aloha 2 ny zanako fa tsisy kobi zany e, toujours ventre plat, tena @ le oui e. Soava tsara!!
9. fiphie ( 16/07/2012 10:27)
Tena marina lay oe bandina io fa ny ahy zao tsy afaka nobandina fa satria césarienne, dia atao aôna ndray lay kibo mba tsy ahangeza azy @'zay !?.
danbal:

tena tsy hainareo le izy, mba henoy ihany ny antitra rehefa miteny fa zay le mahavoa antsika tanora @ zao fotoana, tsy mba mihaino. Zavatra tsotra izany, Mamanay no nanoro an'izany, rehefa le vo avy teraka 2 andro iny de bandina ny kibo, fehezina e, zay de vita, tsy esorina mihintsy io bandy io na hivoaka ny trano aza enao fa dia avela ao foana, mandro enao, rehefa avy mandro de averina apetaka ndray le bandy, somary mi-gener aloha le izy fa tsy maninona, hitanao eo ihany ny vokany fa afaka 1mois de hitanao tsara, fa za aloha 2 ny zanako fa tsisy kobi zany e, toujours ventre plat, tena @ le oui e. Soava tsara!!

10. tambawaks ( 13/08/2012 05:30)
Tandremo fa rah misy tavy ny kibo dia tsy azo anaovana abdomino be a. Raha tsy zany dia mahazo toerana indray ilay tavy dia sarotra ahintsana rehefa avy eo
11. silance ( 11/02/2013 17:34)
Manao abdominaux
Dia nampinono koa
12. bibidia ( 22/04/2013 11:15)

fidelite:

Te-hahalala aho hoe inona no atao mba hampihenana ny kiboko? mitarazoka be le izy nefa efa t@janvier za no teraka.
manaova picine matetika dia vita e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1854