sssh aleo tsy niteny !!! inona koa no teo eo !! mandreraka fotsiny ! ...

1. andrywui ( 26/02/2012 23:00)
J -0..!! inona koa ny teo !!!-- Aleo tsy fahanana lalimanga ny vahoaka fa efa valaka Rakotobe a !
- amin'ny 5h maraina defa nisy niandriandry teo Mamory ivato teo amin 3chemins teo sady nisotro ramanonaka sy kafé no namely mofogasy maraina teo ho atao vatsy kibo fa hitsena an'i dada ! ..

de mbola nitovy tsisy valaka otranzay lainga sy honohono hatrizay ihany !! mao ...*

-maninnn ary raha tsy miteny sy tsy mingosongoso refa tsy ho avy ee ! tsisy notam , tsisy miaramila hanakana , tsisy ministra nigafy nef a de tsy tonga !! androany de androany tokoa anefa lay andro oe ahatongavandrakotobe !! tsssshhh ! - mampanatena tsy misy hono fa ny mamoy mora foana ka de mety efa ho afoin'ny oul rakotobe ty fa be kilaingalainga loatra !!

novalian'i kiriah ny 06/03/2012 12:46
2. andrywui ( 26/02/2012 23:01)
mao = nangaina
3. m.i.s.a ( 27/02/2012 07:13)
inona marina ny olan'ity MIVIKA ity e ?
4. andrywui ( 27/02/2012 10:28)

m.i.s.a:

inona marina ny olan'ity MIVIKA ity e ?
. Mivika ny rainlah ry le m..i.s.a.voritaka Ty a ...aza mifanalika less fa ny resaka atao ...zao no mba toetran'ny zanak I dada zao toetran'alika zao ??..itako tsisy oul manaraka anlisany zanak'alika reto tsony ka ny toetra alika sady zanakalika tengenandreniny ry le m.i.s.a.riadala sy m.i.s.a.potitra atidoha Ty a ....aita ah eto amzay elah manomboka zao fa averinlah ndray ny tena Ma izaho ah ....
5. andrywui ( 27/02/2012 10:34)
RAHA MITADY AH ELAH RY MISA.NGOJY DE AITA AH ELAH MANOMBOKA ZAO FA ARAHAKO ATO FONA ELA NA MANKAIZA NA MANKAIZA ....HANENENANLAH NY MI PROVOQUE AH ISANANDRO TATO FA DIFOTRA ATO ELAH RAH AOTSAKO KELY ATO ....TU VA VOIR MON POTE ..!!
6. Fheno ( 27/02/2012 10:40)
Aôna ko nareo misam ireto e,aza miady lesy mifankatiava
7. hery ( 27/02/2012 10:42)
lolll
8. andrywui ( 27/02/2012 14:17)
Gaga ah ry feno fa isaky ny maita ah lery de mi provoque ah fon a hatrary ambany ary ah miezaka mi calmé anlery fa tsy aiko le misavoritaka atidoha io na te itsapa ny doziko angamb lery e ... Io ane lty ry misaporitra ref ifanamamo eto de samy bandy eto e
9. andrywui ( 27/02/2012 14:19)
Zah nga no nanome NOTAM ny dadanlah ts Ho tonga no Za no se moqué nlah lava eto ry le misavoritaka vadindrenty a ....
10. andrywui ( 27/02/2012 14:20)
Isakizay miditra ato elah d arahako fona fa miomana ... Ra azo nanopana tato defa vizana teto ny mamanlah sy ny bavinlah ...
11. mirananirina ( 27/02/2012 15:31)
mdrrrr!!!!miverina marina ny fahiny raha izao no mitohy!!izahay aloha zany hanao specta indray
12. locl ( 28/02/2012 11:22)
andrywui a: ka ingahy no te hitondra hevitra mivaralila eo, ka rehefa lazain'olona fa mivika dia tezitra
13. andrywui ( 28/02/2012 11:33)
olty locl a !! dada mihitsy anie less no nikozy oe tsy maintsy mody alohan'ny amin le 26 fev ah na inokidona na inokihatra ka dinika mivaralila aona ary le ! ?? - na zaza vao nanao politika aza ve de tsy aeno anzany tenin'i dada niditra mivantana teo ampivoriana nanentana ny oul tamzany ?? sa nentimpo loatra angah izy efa may te hody de niteniteny foana ??!

-----fa zany tenin'i misa zany ane less locl tsy olana ! - ny mahafinaritra fotsiny aloha defa identifié lery ,, tsy bandy zany lery raha ny resakin'ny admin akama sasany amin'ny tena fa madama !!!! ..... point voalohany zay !! - raha mbola tadiavin'i misa de avoaka eto hatramin'ny departement misy azy !! lavidavitra an'i paris izy no mivovo !! RER D apres mbola miala lavidavitra iany !! misaotra ny namana mpiara miasa !!.....
14. andrywui ( 28/02/2012 11:36)
eo amin'ny destination farany ny RER D de mbola midina ihany de tonga any amin'i misa !!! .... fahatelo farany ry m.i.s.a a de ity ny adresse IP n'i toi : 156.207.564.790 raha mbola manao eto elah de avoakako ny anarana ,tena anarana anaty CI mitsy !!!!
15. andrywui ( 28/02/2012 11:37)
farany less ry misa : tadidio fa mbola tsy harafesina ny P.A ko !! hihihuhuhuihi
16. zama91 ( 28/02/2012 23:04)
ela lesy ialahy ry andrywui tsy hita mihitsy,za aza anie lesy nahazo notam teto dia izao indray vao tonga teto e ,milay aloha ry wiwi rehefa kopy ialahy,izay lesy fa any ampiangonana mihaona an
17. andrywui ( 28/02/2012 23:43)

zama91:

ela lesy ialahy ry andrywui tsy hita mihitsy,za aza anie lesy nahazo notam teto dia izao indray vao tonga teto e ,milay aloha ry wiwi rehefa kopy ialahy,izay lesy fa any ampiangonana mihaona an
tena navotsotri rahery tao ve ny gadranlah razama le ...tena bandy milay iany ane zany rahery e ... Navotsony hatram ip v less Za ps iany ?? ... Elah lty tsy hita mitsy a ... Malaelo ani dada ah less amty NOTAM NOTAM lavanle radomelina Ty ry bainnn ka ....
18. zama91 ( 29/02/2012 00:02)
ny ip mbola tsy nahazo sazy miantona hihihi mbola bloqué
19. andry08 ( 01/03/2012 13:41)
ilay andrywui ve môndrana sa adala eh??? mpiatsaravelan-tsihy no sady tanalahy fanta-daza raha ny hitako! Tsy malagasy fa voavidy raha ny fanoratra!
Anisan'ireo mpamadika tanindrazana fa rehefa misy hatao dia miorakoraka eto no hany azo hatao, mpilelaka foza ! Ridicule!!! Tsy miditra eto afatsy @ taona hoavy aho fa dia mivovoaz mafybe ra vendrana an! Regarde ton visage au miroir de la salle de bain fa rasty be ilay hoe mpamadika palitao!!!
20. andrywui ( 01/03/2012 15:05)

andry08:

ilay andrywui ve môndrana sa adala eh??? mpiatsaravelan-tsihy no sady tanalahy fanta-daza raha ny hitako! Tsy malagasy fa voavidy raha ny fanoratra!
Anisan'ireo mpamadika tanindrazana fa rehefa misy hatao dia miorakoraka eto no hany azo hatao, mpilelaka foza ! Ridicule!!! Tsy miditra eto afatsy @ taona hoavy aho fa dia mivovoaz mafybe ra vendrana an! Regarde ton visage au miroir de la salle de bain fa rasty be ilay hoe mpamadika palitao!!!

hahahahahha... ka elah ary zany ry lety tsy sahy hifampitazana amiko eto raha tena lehilahy koa ! ..amn heritaona ve elah vao ho eto !!ze reviko iany io bainn a azonlah ve zan raandry08 a ! ze reveko iany ! sady lisany zanak'i dada tony toa zanak'alika daolo fa jereo koa ty ataonle akamanlah misa fa lohan'alika tateraka otranlah koa !! aza mitsoatsoaka raha te ahalala tgv elah e hahahaha ...vao maika mampideteste ah le toetranle zanak'alika raha izao no fandehany !! ... ampy handihizanlisany lty ny aty a ! ... ary tsy mivadibadika palitao zany hatram voalohany ka hatram farany fa miaramaty amin'i tO ny bandy !!! .... tifirinlah amin'ny PA angah eo amin'ny kiboko eo vao mety hivadika palitao ah ! fa raha mbola elah loha malemy tsy mikatona io ndray de 5mn no hamaizako anlah eto de tsy te ahita ah eto tsony elah hahahaha .... mbola zazavao elah less a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2994