sssh aleo tsy niteny !!! inona koa no teo eo !! mandreraka fotsiny ! ...

21. galasm ( 01/03/2012 22:39)

andry08:

ilay andrywui ve môndrana sa adala eh??? mpiatsaravelan-tsihy no sady tanalahy fanta-daza raha ny hitako! Tsy malagasy fa voavidy raha ny fanoratra!
Anisan'ireo mpamadika tanindrazana fa rehefa misy hatao dia miorakoraka eto no hany azo hatao, mpilelaka foza ! Ridicule!!! Tsy miditra eto afatsy @ taona hoavy aho fa dia mivovoaz mafybe ra vendrana an! Regarde ton visage au miroir de la salle de bain fa rasty be ilay hoe mpamadika palitao!!!


izao ihany anie le mahavoa e,mba hendry ry zalahy ...)
22. andrywui ( 01/03/2012 23:15)
andry08 a --- ))) ok ok ok d'acc ary e !! aleo atao oe kondrana zany ah fa tsy koà e ! ...toi hendry be !! ...zay ?? afa-po ??
23. andry08 ( 05/03/2012 13:41)
lasa gaigy no fijeriko anao ry vendrana! zah tsy zandrina olona gaigy sy tsy smpy saina fa nandalo ka nahita ity hadalàna nioampampana nataonao efa elabe teto! Tsy mistoaka ary tsy hiady @ ADALA. Ianao no hitako fa zanak'alika raha mihevitra ho zanak'olona nefa mamadika malagasy!! MPAMADIKA Ary tsy ampy hery, tsy tian'olona, tsy tian'i eoropa , tsy tian'ny amerikana, tsy tian'izao tontolo izao fa mihevotra fa ny politika dia vitan'ny sandrty nefa tsy ampy vola, tsy ampy sakafo, tsy ampy SAINA toa an' joelina dj ve no ùmba asa dia be vava??? Mba manaova asa hafa vao be vava fa ity vava anie tsy lasa lavitra eh! Tsy any @ boîte de nuit no hahatondra firenena fa mba misaina ry anona an!
Zazavao angamba fa tsy manao lohan'amboa, tsy alika na ny zanany fa tsy amboa toa anao!!!
Mianara aloha vao miteny sy manoratra fa tsy manararaotra mandany jiro sy connexion eto!
Tohizo ihany fa hahita fahoriana tsy misy dikany eto. Izaho mitazana fotsiny dia ampy! Fotsiny dia ampy!
24. andrywui ( 05/03/2012 19:42)
mbola karemy ah zao de kamo b hiresak aminity zanak'alika iray ty ,,fa kosa refa vita ny karemy de miresaka isika sy zanaka kivah !! ok ..... ?
25. lolash ( 05/03/2012 20:30)
andrywui : ok izay lesy fa vizak ' elà ,otrany ataon ny olona fanalàna andro fotsiny ve lesy ny mamaky an ' le discussion-nareo , zah aloha de tena tapaka ny tsinaiko namaky any lay hoe :
m.i.s.a.gojy , m.i.s.a.voritaka, sns.....
Sao de mba efa mivadika zvt hafa fa tsy ady hevitra tsony. Hajanony le DAINA lesy bainina refa tsy zaka fa elà zany efa tena lasa lavitra be mintsy , mbo kozy e ! tena avy amin ny fo mintsy zany teniko zany fa raha tsy mivika eto elà dia angamba mety ho tapaka lalandrà na hanao arret du coeur.
26. andrywui ( 06/03/2012 00:56)

lolash:

andrywui : ok izay lesy fa vizak ' elà ,otrany ataon ny olona fanalàna andro fotsiny ve lesy ny mamaky an ' le discussion-nareo , zah aloha de tena tapaka ny tsinaiko namaky any lay hoe :
m.i.s.a.gojy , m.i.s.a.voritaka, sns.....
Sao de mba efa mivadika zvt hafa fa tsy ady hevitra tsony. Hajanony le DAINA lesy bainina refa tsy zaka fa elà zany efa tena lasa lavitra be mintsy , mbo kozy e ! tena avy amin ny fo mintsy zany teniko zany fa raha tsy mivika eto elà dia angamba mety ho tapaka lalandrà na hanao arret du coeur.
. Bainn a ..efa vita batemy eto ah less ah ,,tsy miala eto ah fa teto no nahalehibe ah teto de mbola hanohana ny antokoko eto ah ,,azonlah ve e ,,,rah makany amn site mpanohana any ah de bandy mifandrotsirotsy fotsiny otranareo ko ny any de mapme b fotsiny ,,eto isika mibonoka tsara sady mafana ..
27. kiriah ( 06/03/2012 12:46)

Marina aloha fa le andrywui ty be fo sady mpanao amboletra be refa miresaka , otran ny tsy mba afaka mihaino fa manao bodon-gerona fotsiny.
Na izany na tsy izany anefa dia mba misy zavatra mahavariana ahy kosa aminy : anaovan'ny olona angaredona be ato izy , les gens enchaine coup par coup , gauche-droite , et lui il encaisse.Ce gars et peut etre un peu " CON " aux yeux de tout le monde mais ce qui est Sur : c ' est que cet éspèce de malade "" N ' AS PAS FROID AUX YEUX "". iny ndray aloha dia mba idokafako azy . fa ny ankoatr' izay no tsy haiko sady tsy mila ho fantariko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3461