tsy andairana safo2

1. njk412 ( 24/02/2012 12:02)
manahoana daholo!
mazava ny lohatitre. tsy andairana safosafo sy orokoroka le vehivaviko. tsy asehony mihitsy hoe ankafiziny ilay izy (dia avy hatrany dia atsofoko :-D ). Nefa rehefa ohatr'izay no hanaovana azy dia tena tsy mahazo fiany koa izaho fa dia mampirevy azy fotsiny (izay tena ela be vao tonga ny azy satria tsy taitaitra amin'ilay orokoroka izy).
novalian'i ra-mi ny 24/08/2012 15:48
2. hery ( 24/02/2012 15:21)
njk412> Ato ito resaka ito no tokony handeha

http://namana.serasera.org/vondrona/asehoy/resakolondehibe

:-)
3. njk412 ( 24/02/2012 15:30)
misaotra. fa ohatran'ny tsy mandeha amin'ny ahy ilay rohy koa.
4. hery ( 24/02/2012 15:31)
Miditra ao amin'ny http://namana.serasera.org aloha

5. jesuisla ( 25/02/2012 15:00)
eto no hanomezako ny hevitra-ko, f tsy hitako zany.

Ra tena marina tokoa izany, satria tranga tena misy indraindray, d mety ho loza na fambara loza ny an'ise.

inona re no ataoko é? efa ts tiako intsony ity, nef zahay d mpivady ara-dalàna? I jean jacque le grand marie le bonne anefa milaza fa ho soratany amiko hono lay tranony any Tanzanie. D ahoana no hialako eto Mada? Tena vaky saina mihitsy aho.

Sady efa tena leo an'ity lehilahy pauvre b ty mihitsy aho.ts misy fandrosoana mihintsy

sosokevitr: manaova fiomanana. ohatra @ alahady izao. midiova tsara. aza manao reraka, mihinana voky tsar. manaova falifaly tsara @ andro lehib voatondro io, ary ataovy hitany.
D aza miteny, aza manotany, aza mampanatena zavtra pok'aty. f miaraha-matory tsara. afaka adiny 1 d mitodiha any aminy, ary ataovy hitany f mitodika any aminy. Après 1 minute, dia ampiakaro eo @ valahany ny tananao. mody amboary ny lamba firakotra ho taitra izy.

Mety ho tezitra izy, na hitabataba, na tsy fantako, f aza miteny. Kalam fotsiny.
1minitra aorian'ny tabatabany, d manomboka manafosafo @zay.

safosafoy ny any anaty akanjony rehetr. mety ny lamosiny no omeny. D avy ao aoriana zany ianao no manafosafo azy. rehefa ela dia avadio, d safosafoy fona

rehefa manao firaisana, d safosafoy fona


6. ikaky ( 26/02/2012 12:01)
slt ,zavatra mety mitranga izany am vehivavy sasany ,indrindra fa mihinana pululle(fanabeazana aizana ), ilay vehivavy,ka raha izany dia hovay
7. njk412 ( 27/02/2012 15:38)
azafady hoe hery, ahoana moa ny fanovana ny solon'anarana ?
8. mirananirina ( 27/02/2012 15:49)
Tsy hoe tsy andairana ilay vhv,fa io miankina @ tsi11!tiako tenenina dia izao,misy ireo menatra,misy ireo tsy mivaky loha,misy ireo tsy tia ka na inona na inona ataon ny lhl dia tsy mampiontsana mht izany!fa mangilikilika fotsiny!andramo ny @ maizina,dia aza jerena izy fa orohana ohatra na mitodika ianao(io manko matetika mampijanona azy,jerenareo hoe ahoana ny poziny hihihi)na koa aza mihetsika enao fa aleo izy no mihetsika! :)
9. sitlo ( 29/02/2012 00:20)
Tsy azoko ilay olana
10. fidelite ( 29/02/2012 11:01)
izany ve de tsy ho azo e! tsy taitran-tsafosafo sy orokoroka ilay vehivavy. compréndos ?
11. sitlo ( 02/03/2012 21:10)
Efaina ny adidy dia vita.

Tonga amin'ilay fitenenana hoe, ny adidy vita...
12. james803 ( 06/03/2012 12:49)

tena sarotra iany zany ry namana ah !!Andramo Ampina "teny mamy" ireo safo2 ataon'ny se !!
13. kiriah ( 06/03/2012 14:02)
ngo dia mba marokoroko be kosa ny tanan ise dia mamparary azy fa izy tsy sahy miteny e! , lol!
14. fidelite ( 06/03/2012 14:48)
marina kou zany an. le tanan'ilay vadiko kou de tena makorokoro be mits .. Grrrrrrrrr. fa atao aôna nenareo mba hampisy tsirony an'ilay safo2 e?
15. lova26 ( 05/04/2012 05:59)
kay kay ratsy b le oe adidy an
16. vale ( 25/05/2012 12:30)
hihihihi, mampiome be dhl koa nareo! tsy aty amiko izany fa za tena tia calins be mintsss, ny lhl miaraka amiko raha vao tonga dia pénétration no mi-intéresser azy dia raisiko ohatry ny hoe tsy tia ahy fa te hanala ny mavesatrany fotsiny, grrrr! samy manana ny fombany marina kah, za ndray tsy leo calins zany na mandritry ny alina mantolo aza, lol!, iny ny tiko koukou noho ny RS, tena marina io an, mety misy hilaza oe ahoana koa dia tsy mety excité ve @ izany calins be izany, si, si, si, fa tsy tiko kosa ny ahy ilay tonga dia ilay zavatra ihany no mahamaika azyfa tsy mba misy safosafo sy ny karazany, orokoroka eee,lol!
17. ra-mi ( 24/08/2012 15:48)
Slt daholo a !
Zao a , za a vevavy , tsy andairan-tsafosafo aho satria ny antony dia izao , ny vadiko tsy mba manao calin na mba manome teny mamy ahy mitsy totolo andro , refa eo ambony fandriana izy vao mody minenineny ahy hany ka lasa tsy te hanao aminy mitsy a ; ny iray koa dia misy volo ao ambany ao d izy tsy misasa sady tsy miborosy nify alohan'ny hatory, ilay volo mitazona kaka fa tena mampaloiloy ahy mitsy satria maimbo be lay izy,efa mba niteny azy imbetsaka ihany aho fa toa tsy noenoiny fangamba refa mahazo sipa vaovao ndray izy vao hanala ilay volo;Mba midiova ihany zalah na dia ho an'ny tenanao ihany aza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1542