Site de rencontre

1. sipakoely ( 15/02/2012 08:47)
slt daol!
nahita anlé www.madainlove.com oa za dé mb saik antany oe aôna ny tena fandean iz io e?
tena sérieu v?
novalian'i fitaratra ny 28/11/2012 07:18
2. mirananirina ( 15/02/2012 10:32)
hihihi misy site tsy sérieux ve?????Mirary anao hahita izay ilaina ao ny tenako(rencontre)
3. mandrindra ( 22/02/2012 13:38)
izay manadrana ihany no mahazo, fa ankitsapaka io an.
4. trondrogasy ( 24/02/2012 22:44)
eto anie dia efa recontre kely eh
5. hery ( 26/02/2012 11:34)
Sady eto gratos loll. Mila mahay mi-style fotsiny lol
6. mirananirina ( 27/02/2012 16:12)
Haingana daholo nareo mi-style lol
7. sipagasy ( 10/03/2012 17:51)
hihih style ahoana moa izany?? hhhhihihihih
8. james803 ( 09/05/2012 12:28)
Aleo mivantana toy izay site ...tsy mahatoky an'io za
9. fitaratra ( 28/11/2012 07:18)
nareo nga mitady vady?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.179